Clinique Fandresena

Clinique Fandresena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Clinique Fandresena, Hospital, III X 135 Bis Andavamaba Ambilanibe, Antananarivo.

🔎 Grippe sa Bronchiolite ? Ahoana no hanavahana azy ireo ?Mirongatra ny viriosy amin’ny taovam-pisefoana izao, maro ny r...
25/02/2026

🔎 Grippe sa Bronchiolite ? Ahoana no hanavahana azy ireo ?

Mirongatra ny viriosy amin’ny taovam-pisefoana izao, maro ny ray aman-dreny no very hevitra: sery tsotra ve? Grippe ve? sa Bronchiolite? Tandremo tsara ny soritr’aretina.

đŸ”č Soritr’aretina iraisana
Na ny Grippe na ny Bronchiolite dia mety manomboka amin’ny:
✔ Kohaka
✔ Orona be lelo mikoriana na orona tsentsina
✔ Tazo
✔ Fanaintainana vatana
✔ Indraindray: mandoa na mivalana

🔮 Soritr’aretina manokana sy tokony harahina akaiky (Bronchiolite)
✔ Sempotra
✔ Mihetsika ny taolan-tratrany rehefa miaina
✔ Manganga ny molony
✔ Tsy mety minono na tsy mahasakafo intsony
✔ Reraka tsy toy ny mahazatra
✔ Fisefoana misy feo “sifflement”
✔ Fisefoana haingana na sarotra

Raha hita ireo soritr’aretina ireo dia tsara manatona mpitsabo avy hatrany mba hahazoana torohevitra ara-potoana.

đŸŒĄïž Grippe
Ny grippe kosa dia matetika:
✔ Tazo avo be (39–40°C)
✔ Fanaintainana vatana mafy
✔ Fahalemena tampoka
Ny zaza latsaky ny 5 taona, indrindra latsaky ny 2 taona, dia mora tratran’ny fahasarotana toy ny:
– Tsy fisotro rano (dĂ©shydratation)
– Pneumonie
– Otite

đŸ‘©â€âš•ïž Hafatra ho an’ny ray aman-dreny
Na mitovy aza ny fanombohan’ny soritr’aretina, ny fahasarotan’ny fisefoana sy ny fiovan’ny toe-pahasalaman’ny zaza no tokony harahina akaiky.
Aza miandry ela vao manatona mpitsabo.

Ny fitsaboana ara-potoana no fiarovana tsara indrindra ho an’ny zaza.

Nous remercions sincĂšrement CAP PHARMA pour leur intervention et le partage d’informations sur l’antibiothĂ©rapie en mĂ©de...
20/02/2026

Nous remercions sincĂšrement CAP PHARMA pour leur intervention et le partage d’informations sur l’antibiothĂ©rapie en mĂ©decine gĂ©nĂ©rale â˜ș

05/02/2026
01/02/2026

Reny lavorary ianao đŸŒžâ™„ïž

28/01/2026
đŸ‘¶ Mihintsana ny volon’ny zazakely : ara-dalĂ na ve ?Matetika ny ray aman-dreny no manahy rehefa mahita fa mihintsana ny v...
24/01/2026

đŸ‘¶ Mihintsana ny volon’ny zazakely : ara-dalĂ na ve ?

Matetika ny ray aman-dreny no manahy rehefa mahita fa mihintsana ny volon’ny zanany aorian’ny nahaterahany. Saingy amin’ny ankamaroan’ny tranga dia ara-dalàna tanteraka izany ary mandalo ihany.

🔍 Nahoana no mihintsana ny volon’ny zazakely ?

Rehefa teraka ny zazakely dia miala ao an-kibon-dreny ka miatrika tontolo vaovao tanteraka. Mandritra io fanovàna io dia mifanaraka tsikelikely ny vatany, ary anisan’ny vokany ny fihintsanan’ny volo.

Mety hihamaro izany noho ny:
- Fandriana na ondana ifandrifian’ny loha mandritra ny torimaso
- Fikosehana miverimberina, indrindra ao aorian’ny loha
- Fihetsiketsehan’ny loha rehefa mandry ny zazakely
👉 Noho izany dia matetika faritra iray ihany (aorian’ny loha) no tena ahitana fihintsanana.

⏳ Rahoviana no mitombo indray ny volo ?

Matetika manomboka herinandro vitsivitsy aorian’ny nahaterahana ny fihintsanana ary mety haharitra volana maromaro, indrindra raha mbola mandry matetika ny zazakely.
👉 Tsy tokony hatahorana, satria mitombo ho azy indray ny volo rehefa mandeha ny fotoana, ary indraindray aza miova ny lokony na ny toetrany.

🧮 Misy ifandraisany ve ny kirany (croĂ»tes de lait) ?

Zazakely maro no manana kirany fotsy na mavo eo amin’ny loha. Mety hahatonga ny volo ho toa mihintsana bebe kokoa izany, saingy: âžĄïž Tsy mahatonga fahaverezan-volo maharitra ireo kirany ireo. Rehefa diovina moramora dia mitombo ara-dalĂ na indray ny volo.

🌿 Inona no azon’ny ray aman-dreny atao ?

Tsy mila fitsaboana manokana, fa ireto kosa no tsara atao:
đŸŒ 1. Sasao moramora ny lohan’ny zaza
Ampiasao savony na shampoo manokana ho an’ny zazakely, tsy misy produit mahery.
đŸ’†đŸœâ€â™€ïž 2. Manotra malefaka ny hodi-doha
Manampy amin’ny fivezivezen’ny rà sy ny fitomboan’ny volo izany.
đŸ›ïž 3. Ovay matetika ny toerana itorian’ny loha
Hisorohana ny fihintsanana amin’ny faritra iray ihany.
🌿 4. Aza mampiasa produit tsy mety amin’ny zazakely

⚠ Rahoviana no tokony manatona mpitsabo ?

Tsara ny manatona mpitsabo raha:
- Be loatra na maharitra be ny fihintsanana
- Misy fahasosorana, fery, mena na ratra eo amin’ny loha
- Misy soritr’aretina hafa miaraka aminy

❓ Les testicules non descendus chez le bĂ©bĂ© : est-ce grave ?đŸ©ș Il s’agit le plus souvent d’une cryptorchidie, une situati...
11/01/2026

❓ Les testicules non descendus chez le bĂ©bĂ© : est-ce grave ?
đŸ©ș Il s’agit le plus souvent d’une cryptorchidie, une situation Ă  dĂ©pister dĂšs la naissance.

đŸ‘¶ La cryptorchidie correspond Ă  l’absence d’un ou des deux testicules dans le sc***um Ă  la naissance.
Normalement, les testicules doivent descendre avant la naissance.

⚠ L’examen des organes gĂ©nitaux doit ĂȘtre systĂ©matique chez tous les nouveau-nĂ©s.
❗ Sans prise en charge, la cryptorchidie peut entraüner :
– infertilitĂ© Ă  l’ñge adulte
– risque accru de cancer testiculaire
– torsion testiculaire

🕒 Dans certains cas, la descente peut se faire spontanĂ©ment avant 6 mois.
👉 Si elle persiste aprĂšs 12 mois, une intervention chirurgicale est recommandĂ©e.

đŸ‘šâ€đŸ‘©â€đŸ‘Š Parents : n’hĂ©sitez pas Ă  demander au personnel mĂ©dical si les testicules de votre bĂ©bĂ© sont bien en place.

📱 La cryptorchidie n’est pas une urgence immĂ©diate, mais c’est une prioritĂ© mĂ©dicale Ă  ne jamais nĂ©gliger.

🎉 Bonne et heureuse annĂ©e Ă  tous ! 🎉Que cette nouvelle annĂ©e vous apporte joie, succĂšs et de belles opportunitĂ©s.Merci d...
01/01/2026

🎉 Bonne et heureuse annĂ©e Ă  tous ! 🎉
Que cette nouvelle année vous apporte joie, succÚs et de belles opportunités.
Merci de faire partie de notre aventure. 🙏

🚹 Saviez-vous qu’un simple aliment peut parfois mettre la vie d’un bĂ©bĂ© en danger ?đŸ‘¶ ALLERGIES ALIMENTAIRES CHEZ LE BÉBÉ...
07/12/2025

🚹 Saviez-vous qu’un simple aliment peut parfois mettre la vie d’un bĂ©bĂ© en danger ?
đŸ‘¶ ALLERGIES ALIMENTAIRES CHEZ LE BÉBÉ : L’ESSENTIEL À SAVOIR

Une allergie alimentaire est une rĂ©action anormale du systĂšme immunitaire face Ă  certains aliments. Elle dĂ©pend du type d’allergie, de la quantitĂ© consommĂ©e, de la cuisson des aliments et de l’état de santĂ© de l’enfant.

đŸ„› Les allergĂšnes les plus frĂ©quents (90 %)
Lait de vache, Ɠuf, blĂ©, soja, arachide, fruits Ă  coque, poissons et crustacĂ©s.

🔍 Deux types d’allergies chez le bĂ©bĂ© :
✅ Allergie retardĂ©e : symptĂŽmes aprĂšs plusieurs heures ou jours
(Vomissements, diarrhée, douleurs abdominales, eczéma
)

✅ Allergie immĂ©diate (grave) : rĂ©action rapide pouvant ĂȘtre mortelle
(Urticaire, gonflement du visage, gĂȘne respiratoire, malaise
)

---

🚹 Qu’est-ce que l’anaphylaxie ? đŸ€”
L’anaphylaxie est la forme la plus grave de rĂ©action allergique et peut mettre en danger la vie (choc anaphylactique).
Elle apparaüt souvent dans les 30 minutes aprùs l’ingestion, mais peut survenir entre 5 minutes et 2 heures.

👉 Traitement d’urgence : adrĂ©naline + appel immĂ©diat des urgences.

---

❀ Message aux parents :
La vigilance sauve des vies. Au moindre doute, consultez rapidement un professionnel de santé.

đŸ€° Enceinte mais sans symptĂŽmes : est-ce normal ?Oui, c’est tout Ă  fait normal â˜șChaque femme vit sa grossesse diffĂ©remme...
27/11/2025

đŸ€° Enceinte mais sans symptĂŽmes : est-ce normal ?

Oui, c’est tout Ă  fait normal â˜ș
Chaque femme vit sa grossesse diffĂ©remment : certaines ont des nausĂ©es, fatigue ou seins sensibles, tandis que d’autres ne ressentent rien du tout, surtout en dĂ©but de grossesse.

👉 L’absence de symptîmes ne veut pas dire qu’il y a un problùme.
👉 C’est simplement une rĂ©action diffĂ©rente aux hormones de grossesse.
👉 Seul le suivi mĂ©dical (Ă©chographie, consultation) peut confirmer que tout se passe bien.

Si vous ne ressentez aucun signe, pas de panique : votre grossesse peut ĂȘtre parfaitement normale. 💛

đŸ‘¶đŸ’§ Ahoana ny fomba hanasana ny oron’ny zaza ? 1ïžâƒŁ Ampandrio ny zazaAmpandriho amin’ny ilany na amin’ny lamosina izy, ary...
21/11/2025

đŸ‘¶đŸ’§ Ahoana ny fomba hanasana ny oron’ny zaza ?

1ïžâƒŁ Ampandrio ny zaza
Ampandriho amin’ny ilany na amin’ny lamosina izy, ary avadika moramora amin’ny ilany ny lohany.
👉 Zava-dehibe izany mba hisorohana ny fidiran’ny sĂ©rum any amin’ny lalan-drivotra.

2ïžâƒŁ Apetraho ny dosette
Ataovy moramora ao anaty vavorona ambony kokoa ny tendron’ny sĂ©rum physiologique.
👉 Akombony malefaka ny vavany, avy eo arotsaho ao anaty vavorona ilay sĂ©rum.

3ïžâƒŁ Avelao hivoaka ny sĂ©rum
Tokony hivoaka amin’ilay vavorona iray hafa ilay sĂ©rum, mitondra miaraka aminy ny lotra sy ny tsiranoka rehetra izay manentsina ny oron’ny zaza.

👉 Andraso kely mandra-pahavitany mitelina tsara.

4ïžâƒŁ Diovy ny orony
Fafao moramora amin’ny mouchoir madio izay nivoaka.

🔁 Avereno amin’ilay vavorona iray hafa, ampandrio amin’ny ilany hafa izy ary ampiasao dosette vaovao.

đŸŒŒ Fanentanana ho an'ny ray aman-dreny

Ndao hiaro ny fahasalamàn’ny zanatsika !
Ny fanasana orona dia mety ho tsy mahafinaritra ho an’ny zaza, fa tena manampy azy hifoka rivotra tsara, hatory tsara ary hihinana tsara.
Ianao ray aman-dreny dia manao asa lehibe isan’andro — kely ihany ity dingana ity, fa lehibe ny soa ho an’ny zaza.
Aza matahotra, ataovy moramora, ary tsarovy fa ny tsiky sy ny fitiavanao no mampisitrana azy haingana. 💙

15/11/2025

'Ndao horesahantsika ny Bronchiolite đŸ‘¶đŸšŒ

Address

III X 135 Bis Andavamaba Ambilanibe
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Clinique Fandresena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Category