Neny Manankasina

Neny Manankasina Bienvenue sur notre page! Anaïs Mandanirina ! Une page dédiée spécialement aux femmes.

Des conseils, des astuces sur la beauté, mode de vie, bio santé, etc...

✔Aimez
✔Commentez
✔Partagez

NAREO MANANA OLANA TSY MANDEHA RÈGLE FOTOANA MARO! TONGAVA FA MIVERINA NORMAL REHEFA MITSABO TENA ETO ARY SITRANA TANTER...
06/09/2024

NAREO MANANA OLANA TSY MANDEHA RÈGLE FOTOANA MARO! TONGAVA FA MIVERINA NORMAL REHEFA MITSABO TENA ETO ARY SITRANA TANTERAKA ZANY!

👉 SOINS OVAIRE 👌

👉 MITSABO IHANY KOA NY ENDOMÉTRIOSE

☎️0348804973 NA 0330898244 Mme Manda

WhatsApp 0324481335

🏠Afaka manantona ny Cabinet Manda Bio Santé Ambohitrimanjaka Antsahamarina ihany koa raha Mila fanazavana fanampiny ndrindra ireo mitady zaza ny Alatsinay h@ Sabotsy 8h à 16h 🏠 Trano grenat toerana tokana 🏠

🛵 Manao livraison raha Tana mandefa Colis ho an'ireo Zay any @ faritra 🛵 Livraison manomboka 3000ar

03/08/2024

Rampitso @ 14h :14 ny Nouvelle Lune 🌙 . Mbola manana fotoana ianao hidiovana anio ❤️ Mirary soa hatrany !!!

Manda Bio Santé officiel II

TRAITEMENT HO AN'IREO LEHILAHY TSY MITERAKA ! AZOOSPERMIEOLIGOSPERMIE SNS Tongava Mitsabo tena aty @ Cabinet Manda Bio S...
01/08/2024

TRAITEMENT HO AN'IREO LEHILAHY TSY MITERAKA !

AZOOSPERMIE
OLIGOSPERMIE SNS

Tongava Mitsabo tena aty @ Cabinet Manda Bio Santé Ambohitrimanjaka Antsahamarina !

🏠 Afaka manantona ny Cabinet Manda Bio Santé Ambohitrimanjaka Antsahamarina ihany koa raha Mila fanazavana fanampiny ndrindra ireo mitady Zaza ny Alatsinay h@ zoma 8h à 16h 🏠 Trano grenat toerana tokana 🏠
Tsy misy toerana hafa ahitana azy hafatsy Ambohitrimanjaka Antsahamarina mpisoloky ireny antoerana hafa ireny!!!

WhatsApp 0324481335

☎️ 0324481335/0348804973/ 0330898244 Mme Manda ☎️

Groupe : FAHOMBIAZANA LAVITRY NY SOPATRA

FENOMANANA ASOROTANY (Adijady) Fotoana zao fanatanterahina zay fanirinao ! Midiova manaova purification avy eo manao fan...
21/07/2024

FENOMANANA ASOROTANY (Adijady)

Fotoana zao fanatanterahina zay fanirinao !

Midiova manaova purification avy eo manao fangatahina zay fanirinao !

Mandrehatra la bougie sy emboka manitra ary hataovy ny fangatahina zay fanirinao

Anio ! Ataovy hampinoana ❤️

Ireo Mila fanampiana afaka miantso tompoko na WhatsApp ihany koa !

Tsena tsy mandeha , fiainana tsy milamina, fiarovana vatana, aide mémoire, aretina tsy hita fototra! Tongava Mitsabo tena ❤️

WhatsApp 0324481335/. 0330898244

Groupe : FAHOMBIAZANA LAVITRY NY SOPATRA

FENOMANANA ASOROTANY (Adijady) Fotoana zao fanatanterahina zay fanirinao ! Midiova manaova purification avy eo manao fan...
21/07/2024

FENOMANANA ASOROTANY (Adijady)

Fotoana zao fanatanterahina zay fanirinao !

Midiova manaova purification avy eo manao fangatahina zay fanirinao !

Mandrehatra la bougie sy emboka manitra ary hataovy ny fangatahina zay fanirinao

Anio ! Ataovy hampinoana ❤️

Ireo Mila fanampiana afaka miantso tompoko na WhatsApp ihany koa !

Tsena tsy mandeha , fiainana tsy milamina, fiarovana vatana, aide mémoire, aretina tsy hita fototra! Tongava Mitsabo tena ❤️

WhatsApp 0330898244

Groupe : FAHOMBIAZANA LAVITRY NY SOPATRA

Azo tsaboana tsara ny aretina rehetra ! Aza mora rebirebena Sy ampitahorin'olona ré tompoko oh! Ohatra ireto! Hépatite B...
06/07/2024

Azo tsaboana tsara ny aretina rehetra ! Aza mora rebirebena Sy ampitahorin'olona ré tompoko oh!
Ohatra ireto! Hépatite B & C afaka tsaboana ireo
Diabète, afaka tsaboana tanteraka zany!
Ny cancer rehetra!
Ndrindra! Tsy ny fitsabona naturel irery no mahatonga ny insuffisance rénale fa maro ny source mahatonga azy io!
Tsy manao traitement naturel nefa miboboka thé isan'andro 😅 mifoaka sigara 😅 misotro thé cola 😎 Zay tena manimba rein trop io!

❤️ MITOHY FOANA NY FITSABONA ARETINA REHETRA ETO AH! ❤️ 👉MITSABO INFECTION VAGINALManala fofona Manala hidihidy Manala k...
02/07/2024

❤️ MITOHY FOANA NY FITSABONA ARETINA REHETRA ETO AH! ❤️

👉MITSABO INFECTION VAGINAL
Manala fofona
Manala hidihidy
Manala karazana perte rehetra
Manala marary ambany kibo
Miaro @ cancer ny col
Mamerina cycle ho régulier
✅ Sitrana tanteraka ✅

👉 MITSABO TROMPE BOUCHER
Mideboucher trompe
Mitsabo salpingite
Manadio utérus
Manala effet secondaire PF
Mamerina flore vaginale
Manery vagin
Manery col ho an'ireo Zay mora afa-jaza
✅Sitrana tanteraka✅

WhatsApp 0324481335

☎️ 0348804973 na 0330898244 na 0324481335 Mme Manda Ralantoharitsimba

🏠 Afaka manantona ny Cabinet Manda Bio Santé Ambohitrimanjaka Antsahamarina ihany koa raha Mila fanazavana fanampiny ndrindra ireo mitady Zaza ny Alatsinay h@ Sabotsy 8h à 16h 🏠 Toerana tokana trano grenat 🏠

🛵Manao livraison raha Tana mandefa Colis ho an'ireo Zay any @ faritra 🛵 Livraison manomboka 3000ar 🛵

JUS POUR HOMMEHO AN'IREO LEHILAHY MANANA OLANA TSY MITERAKA ! OLANA @ SPERMATOZOÏDES Raha misy olana @ resaka spermatozo...
12/06/2024

JUS POUR HOMME

HO AN'IREO LEHILAHY MANANA OLANA TSY MITERAKA ! OLANA @ SPERMATOZOÏDES

Raha misy olana @ resaka spermatozoïdes ianao Dia aza misalasala manantona ny Cabinet na miantso ihany koa!

☎️ 0348804973 / 0324481335 / 0330898244 Mme Manda ☎️

🏠 Afaka manantona ny Cabinet Manda Bio Santé Ambohitrimanjaka Antsahamarina ihany koa raha Mila fanazavana fanampiny ndrindra ireo mitady Zaza ny Alatsinay h@ Sabotsy 8h à 17h toerana tokana 🏠 Trano grenat 🏠

🛵 Manao livraison raha Tana mandefa Colis ho an'ireo Zay any @ province 🛵 Livraison manomboka 3 000ar

0324481335

12/06/2024

Aza mora hadalain'olona @ resaka manipulation ki-maitre2 @ fb ity ré olona ah! Statut kopi kole any Afrique Dia maître hoe! Alefaso lavitra ny saina tsy misy mana milatsaka zany fa ianao no mihezaka ! Aza mora rebirebena ! Fomba fiady koa ilay tsy mifanambina eh!? Non! Misy ireo te handritra ny fananao fotsiny ! Rehefa tsy mahita résultats anatiny 1 mois 2 mois Dia mijanonà aza mora fitahiny ! Efa zany Zao no betsaka tsy menatra ny manabotry olona !!!

FOTOANA ZAO FANAOVANA DÉBLOCAGE ITY ERINANDRO MANONTOLO ITY! ZAVAOTRA ILAINA Ravina vopom-baratra maromaro Sira vaingany...
04/03/2024

FOTOANA ZAO FANAOVANA DÉBLOCAGE ITY ERINANDRO MANONTOLO ITY!

ZAVAOTRA ILAINA

Ravina vopom-baratra maromaro
Sira vaingany 1 tanana

FOMBA FIKARAKARANA AZY
Totoina ilay ravina Ary ny ranony afangaro @ ilay sira dia ,hatao @ rano handroana

Raha vavy ianao dia 3 jours successives
Raha lahy lahy ianao dia 4 jours successives

MBA ho fanampinao ny hafa Dia partageo hatrany ! ☺️

Azadino fa manao consultation vision ihany koa tsika! Tsy manao consultation enligne fa manantona!

WhatsApp 0324481335

Groupe : FAHOMBIAZANA LAVITRY NY SOPATRA

Maro nareo manontany hoe ahoana ny atao @ mpamosavy mandeha antikantany @ Alina ! Ity misy fomba hialana @ zany Ary! ZAV...
26/02/2024

Maro nareo manontany hoe ahoana ny atao @ mpamosavy mandeha antikantany @ Alina !

Ity misy fomba hialana @ zany Ary!

ZAVATRA ILAINA
Fanjaitra vaovao 1

FOMBA FAMPIASANA AZY
Atao ambany ondana @ Alina

Raha misy RS dia soloina vaovao ny fanjaitra!

Ataovy fa tsy lafo ! Tsy misy hanakotabanao tsony ao! ❤️

MBA ho fanampinao ny hafa Dia partageo hatrany ❤️

GROUPE : FAHOMBIAZANA LAVITRY NY SOPATRA

POUR PURIFIER L'AURA/FAIRE BRILLER SON ÉTOILE/ÊTRE AIMÉ PAR LES AUTRES.Pour la petite histoire, l'aura est pour l'Homme,...
14/02/2024

POUR PURIFIER L'AURA/FAIRE BRILLER SON ÉTOILE/ÊTRE AIMÉ PAR LES AUTRES.

Pour la petite histoire, l'aura est pour l'Homme, ce que sont les phares d'un véhicule pour son conducteur.
Si les phares d'une voiture ne sont pas constamment nettoyés et que la poussière les enveloppe complètement, il serait très délicat pour le conducteur de pouvoir éclairer son chemin pour avancer avec cette voiture.
Que celui qui a les oreilles comprenne

Sel de fin
Feuilles fraîches de citronnelle
16 clous de girofle
Marmite

Mettre premièrement au fond de la marmite 03 (trois) poignées de sel Y ajouter les feuilles de citronnelle
Ensuite 16 clous de girofle
Enfin une bonne quantité d'eau suffisante pour le bain
Faire bouillir correctement pendant 30 minutes
Tamiser après cuisson pour recueillir le liquide dans le seau rituel
Déposer pour refroidissement à une température tiède.

Prendre le bain avec ce liquide dans savon ni éponge, ni bijoux, ni chaussures en incantant la formule suivante

JE SUIS ET SERAI LE SEL ET LA LUMIÈRE DE TOUS LES HABITANTS DE LA TERRE + vœux personnels

À répéter jusqu'à finition du bain.
Ne pas s'essuyer après le bain.
NB: Les ingrédients extraits après cuisson sont à jeter sur un tas d'ordures ou sur une voie.
Ce bain peut se faire le soir avant d'aller au lit ou le matin.
Possible de le faire une fois chaque début de mois

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 21:00
Tuesday 08:00 - 21:00
Wednesday 08:00 - 21:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:00 - 21:00

Telephone

+261330898244

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Neny Manankasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Neny Manankasina:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram