Discrète beauté esthéticien

Discrète beauté esthéticien Discrète beauté

30/08/2025

Barea 2 - 3 Maroc
indrisy fa tsisy nahita ny valiny. mankasitraka ireo nandray anjara. mbola hisy kilalao manaraka. merci barea🙏

NDAO ARY HILALAO e!!!!MAHAZO 20.000ar avy ny olona dimy voalohany mahita ny valiny lalao EXACT fa misy condition roa kel...
29/08/2025

NDAO ARY HILALAO e!!!!
MAHAZO 20.000ar avy ny olona dimy voalohany mahita ny valiny lalao EXACT fa misy condition roa kely:
- manao partage izay foinao, dia mi abonnés. Gardeo ilay partage rehefa andray loka fa savaina mantsy.
Mifarana 18h:00 ny commentaires.
Vinavianko manokana😁 barea 2-0 maroc
ALEFA BAREA!!!!

mamaky ny commentaires ny sasany ato zah dia gaga ihany oe: ilay teny français mihintsy ve no tena tsy azo? efa niniana ...
12/04/2025

mamaky ny commentaires ny sasany ato zah dia gaga ihany oe: ilay teny français mihintsy ve no tena tsy azo? efa niniana natao mivandravandra be mandrapa tapitra le vidéo eo le soratra oe👉 CORRECTION DU NEZ👈 dia mbola misy milaza iany oe tena tsy azony mintsy oe inona no atao amin'ilay vidéo 😅 mafy nareo ka. normal be kay ra Madagascar tsy maintsy mandroso be.

05/04/2025

aza miandry be anah amaly mp nareo fa izay vonona tonga dia miantso. za tsy afaka ny anao enligne permanent eo mantsy.

25/02/2025

NEW NEW !!!!!!🇲🇬CORRECTION DU NEZ 🇲🇬effet réel et sans maquillage
Un grand merci pour JESSICA d'avoir accepté ce témoignage, merci de nous avoir fait confiance jusqu'à la fin. Bonne continuation à toi 😊
Merci😍🙏
Vous les autres, n'hésitez pas à nous contacter si celà vous intéresse 😉 alefa Madagascar 🇲🇬
0389152457

29/01/2025
Maro no miteny oe ef manja de tsy mila anio, saingy ny tsy fantatrareo oe mbola zavatra hafa mintsy no aorian'izay oe ma...
05/12/2024

Maro no miteny oe ef manja de tsy mila anio, saingy ny tsy fantatrareo oe mbola zavatra hafa mintsy no aorian'izay oe manja eritreretinareo izay rehefa vita🤟 ANAREO NY SAFIDY anefa😘

26/11/2024

NEW NEW !!!!!!🇲🇬CORRECTION DU NEZ 🇲🇬effet réel et sans maquillage
Un grand merci pour KEZIA d'avoir accepté ce témoignage, merci de nous avoir fait confiance jusqu'à la fin. Bonne continuation à toi 😊
Merci😍🙏
Vous les autres, n'hésitez pas à nous contacter si celà vous intéresse 😉 alefa Madagascar 🇲🇬
0389152457

18/11/2024

NEW NEW !!!!!!🇲🇬CORRECTION DU NEZ 🇲🇬effet réel et sans maquillage
Un grand merci pour RAYCHA d'avoir accepté ce témoignage, merci de nous avoir fait confiance jusqu'à la fin. Bonne continuation à toi 😊
Merci😍🙏
Vous les autres, n'hésitez pas à nous contacter si celà vous intéresse 😉 alefa Madagascar 🇲🇬
0389152457

Miverina amin'izay 💪
03/10/2024

Miverina amin'izay 💪

06/06/2024

Bonjour à tous,
Nareo no endrasana fa efa miroso tsikelikely daholo ny olona an😏
J'avais oublié de prendre la vidéo avant, même son nom j'avais oublié comment elle s'appelle 😅
Alefako ato iany anefa ny résultats après 🥰
Bonne journée à tous 🥰

Address

Amboditsiry
Antananarivo
101

Telephone

+261389152457

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Discrète beauté esthéticien posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram