ESIA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ESIA, Medical and health, 65 Rue Pasteur RABARY ANTSAHABE, Antananarivo.

Espace Sanitaire Inter-entreprises d'Antananarivo > E.S.I.A est une organisme sanitaire InterEntreprises (OSIE) agréé par le Ministère du travail depuis 2006 , régit sous le décret 2003 1162 organisation des services médicaux interentreprises

09/04/2026

Ao anatin'ny fankalazana ny faha 20 taona dia mikarakara hetsika sosialy maromaro izahay, izay natao ho an'ny daholobe eny na ireo tsy mpikambana ao amin'ny ESIA aza

✅ isan'izany ny fitiliana tosidrà avo sy diabeta maimaim-poana
📆ny zoma 08 mai 2026 ho avy izao manomboka maraina
📍ao amin'ny ESIA Antsahabe

Satria tsapanay fa zava-dehibe ny fahalalana ny toe-pahasalamana, koa manentana ny rehetra fa afaka misitraka ity hetsika ity avokoa ny daholobe (grand public)

Isaorana manokana ireo mipara-miasa sy mpanohana ny hestika
Mpanohana ofisialy : Cofarma - Coopération Pharmaceutique Malgache
Mpanohana : Hospiteq
Mpiara-miasa : EOLE International
Mpandray anjara : -generic

20/03/2026
✨ 20 ans d’engagement, et aujourd’hui… des vies sauvées ! ❤️🩸Collaborateurs, partenaires et volontaires ont répondu prés...
20/03/2026

✨ 20 ans d’engagement, et aujourd’hui… des vies sauvées ! ❤️🩸
Collaborateurs, partenaires et volontaires ont répondu présents pour un geste simple… mais qui sauve des vies.
Chaque don compte. Chaque goutte peut faire la différence.

🎊Mirary faran'ny herinandro mafinaritra ho antsika rehetra indray ary 📌Tsara ny manamafy fa ny ESIA Antsahabe dia misoka...
14/03/2026

🎊Mirary faran'ny herinandro mafinaritra ho antsika rehetra indray ary

📌Tsara ny manamafy fa ny ESIA Antsahabe dia misokatra tsy an-kiato 24ora/24ora ny alatsinainy hatramin'ny alahady

📞Filàn-kevitra 034 05 910 21

📌Ny fanatanjahan-tena🏃 Minitra 30 isan'andro dia manova ny zavatra rehetra! Araka ny OMS, ny fanatanjahan-tena dia afaka...
12/03/2026

📌Ny fanatanjahan-tena

🏃 Minitra 30 isan'andro dia manova ny zavatra rehetra! Araka ny OMS, ny fanatanjahan-tena dia afaka mampihena hatramin'ny 35% ny loza momba ny aretin'ny fo.

Tsy voatery mankany amin'ny kianja fanatanjahan-tena :

🚶 Mandeha an-tongotra
🚴 Mitaingina bisikileta
💃 Mandihy ao an-trano
ireny ohatra dia efa mety 😊

📌  Ny Torimaso😴 Ampy ve ny torimasonareo? Ny olon-dehibe dia mila 7 ka hatramin'ny 9 ora torimaso isan'alina. Ny torimas...
11/03/2026

📌 Ny Torimaso

😴 Ampy ve ny torimasonareo? Ny olon-dehibe dia mila 7 ka hatramin'ny 9 ora torimaso isan'alina. Ny torimaso ratsy dia mitarika ny fanahiana momba ny diabeta, ny tosidrà avo ary ny fikorontanan'ny saina

🌙 Torohevitra 3 ho an'ny torimaso tsara kokoa :

✅Halaviro ny fampiasana "écran" 1 ora alohan'ny torimaso
✅Matoria amin'ny ora mitovy isan'alina
✅Diovy sy ezahoho mangatsitsiaka ny efitra fatoriana

📌  Ny fisotroana rano ampy💧 Fantatrareo ve izany? Ny vatantsika dia ahitana rano 60%. Kanefa ankamaroan'ny olona dia tsy...
10/03/2026

📌 Ny fisotroana rano ampy

💧 Fantatrareo ve izany? Ny vatantsika dia ahitana rano 60%. Kanefa ankamaroan'ny olona dia tsy misotro rano ampy isan'andro.

✅ Tanjona : 1,5 ka hatramin'ny 2 litatra isan'andro
✅ Torohevitra : ataovy akakinao foana ny tavoahangy misy ny rano ampy anao mba tsy ho adino

🌿 Bonjour et excellente semaine à tous !Que cette nouvelle semaine soit remplie d’énergie positive, de motivation et de ...
09/03/2026

🌿 Bonjour et excellente semaine à tous !

Que cette nouvelle semaine soit remplie d’énergie positive, de motivation et de belles réussites.

Prenez soin de vous, de votre santé et de vos proches. Chaque nouvelle semaine est une nouvelle opportunité d’avancer, de progresser et de faire du bien autour de nous.

Toute notre équipe vous souhaite une semaine pleine de good vibes, de sérénité et de santé.

Très belle semaine à tous ! ✨

P.S : sary nindramina

08/03/2026

Pour cette "Journée internationale des droits des femmes" nous souhaitons rendre hommage à toutes les femmes qui, chaque jour, contribuent à bâtir une société plus forte 🥳

Dans leur rôle de mère, de professionnelle, de soignante ou de pilier de la famille, les femmes portent souvent de nombreuses responsabilités, dont celle de veiller à la santé et au bien-être de leurs enfants 💖

Prenons soin des femmes, prenons soin de la vie, notre équipe reste engagée pour accompagner chaque femme à chaque étape de sa vie 🫶

07/03/2026

Vato fehizoron’ny fahasalamam-bahoaka ny fahasalaman’ny reny.

Ny fikarakarana ara-pahasalamana mandritra ny fitondrana vohoka dia manampy :
✔️ miaro ny fahasalaman'ny reny
✔️ miantoka ny fivoaran'ny zaza salama
✔️ misoroka ny fahasarotana

Amin'izao ankatokin'ny andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy izao, aoka hotsaroantsika fa mendrika ny hahazo fitsaboana tsara sy fanohanana ara-pahasalamana azo antoka ny vehivavy tsirairay.

Laharam-pahamehana ny fahasalaman’ny vehivavy.

́maternelle ́feminine

06/03/2026

⏳Tamin’ny zoma lasa teo, ao anatin’ny fankalazana ny faha-20 taonan’ny ESIA, dia nisy hetsika "lalao kely feno fahalalana sy hafaliana" natao ho an’ireo marary sy mpitsidika.

Nandray anjara tamim-pifaliana ireo marary, namaly fanontaniana mikasika ny fahasalamana sy ny fiainana andavanandro 🫶

🧼 Les gestes simples qui sauvent des vies✔️ Se laver les mains régulièrement✔️ Vacciner les enfants✔️ Consulter dès les ...
05/03/2026

🧼 Les gestes simples qui sauvent des vies

✔️ Se laver les mains régulièrement
✔️ Vacciner les enfants
✔️ Consulter dès les premiers signes inquiétants

La prévention commence à la maison.

ESIA, 20 ans d’engagement pour une communauté en meilleure santé.

Address

65 Rue Pasteur RABARY ANTSAHABE
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ESIA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share