Dokotera Manampy Anao

Dokotera Manampy Anao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dokotera Manampy Anao, Medical and health, Antananarivo.

Stade flottant hono mety matsiro
29/10/2025

Stade flottant hono mety matsiro

🏟️😲Manana vina ny hanamboatra kianja eny amin'ny 350m miala ny tany na « Sky Stadium » ry zareo ao Arabie Saoudite ary heverina handraisana ny Coupe du Monde de la FIFA 2034 izany.
👉Tombanana hahazaka olona hatramin'ny 46 000 isa io kianja io raha toa ka vita.

sary fanehoana

22/08/2025

LAZAO DAHOLO IZAY MARARY ANAREO FA OMEKO FANAFODY SAHAZA
TAIRO ARY

Medical & health

 #@ Indro ho zaraina mahasamy hafa ny creche sy ny garderieSamia mamaky ary raha misy theme tinareo hianarana lazao par ...
22/08/2025

#@ Indro ho zaraina mahasamy hafa ny creche sy ny garderie
Samia mamaky ary raha misy theme tinareo hianarana lazao par mp

22/08/2025

Mampianatra creche sy garderie:
- Creche: inona daoly sakafo hoan'ny zaza ary aona fikarakrana azy fa Mila mañana fitaovana, kilalao, trano ary olona maro raha hanokatra
- Garderie: mpiambina zaza fa aza adino mila miresaka matetika amin'ny ray amandreny sy ny fianakaviana
Afaka miditra mp izay liana

Medical & health

20/08/2025

Misy Antony matoa asina posologie fanafody
Ohatra viamine C 500mg 2g farany par jour

20/08/2025

Miarahaba atsika manaraka
Natao ity pejy ity hanolorana atsika fampianarana momba n'y fahasalamana
Hampianatra atsika n'y tsara ho fantatra rehetra
Mazotoa manaraka Ary
Misaotra

Medical & health

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dokotera Manampy Anao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram