Mpitsabo Gasy Voyant Malagasy

Mpitsabo Gasy Voyant Malagasy vonona hitsabo anao 0346036516

🟢 Olana Arampitiavana🔐
🟢 Tsy mahatazombola 🔐
Mila fandroitana , fiaro , hanafaka mosavy , sy ireo karazana OLANA maro isankarazany ...
À distance / mivantana
☎ 0346036516 🇲🇬 Whatsapp ✅


👉

22/04/2026

handray fahasoavana lehibe ianao io tsy ho ela akory fa minoa 🙏🏼🙏🏼🤲✅

17/04/2026

Maro maro asa kely Mr Zama !!
fa rahampitso aho manohy ny fizarana mahazatra raha sitrakareo ✅🙏🏼🤲.
Samy tsara havako 🇲🇬

🔰✅ ORA manambina  / TSARA hanaovanao zavatra  rahampitso "" ALAROBIA 15  avril 2026"" indray no ho zaraiko eto anio ( or...
14/04/2026

🔰✅ ORA manambina / TSARA hanaovanao zavatra rahampitso "" ALAROBIA 15 avril 2026"" indray no ho zaraiko eto anio ( ora majika)

• Raha teraka :

✅asabotsy @ 8h30 sy 15h30
✅alahady @ 11h30 sy 18h30
✅alatsinainy @ 7h30 sy 14h30
✅talata @ 10h30 sy 17h30
✅alarobia @ 6h30 sy 13h30
✅alakamisy @ 9h30 sy 16h30
✅zoma @ 12h30 .

arakiny efa nilazaiko ao dia miova isanandro ary miova isakerinandro ary isambolana , ary miovaova be izy io ary samy manana ny azy avokoa (mijery calendrier @ phone ianao ijerenao andro nahaterahanao )

Mbola liana @ fizarana ve ianao ?
ity pub ity ary aza adino manaraka ny pejy .

Mr zama : 0346036516 whatsapp
Mivantana / à distance

14/04/2026

🚫❗⛔ Aza manao lobaka na akanjo carreaux rehefa hanatitra dossier na hitady asa , fotsy na manga hanaovana ✅✅

🔰 ORA manambina  / TSARA hanaovanao zavatra  rahampitso "" TALATA 14 avril 2026"" indray no ho zaraiko eto anio ( ora ma...
13/04/2026

🔰 ORA manambina / TSARA hanaovanao zavatra rahampitso "" TALATA 14 avril 2026"" indray no ho zaraiko eto anio ( ora majika)

• Raha teraka :

✅asabotsy 10:58h
✅alahady 6:58 & 13:58
✅alatsinainy 9:58
✅talata 5:58 & 12:58
✅alarobia 8:58
✅alakamisy 11:58
✅zoma 7:58

arakiny efa nilazaiko ao dia miova isanandro ary miova isakerinandro ary isambolana , ary miovaova be izy io ary samy manana ny azy avokoa (mijery calendrier @ phone ianao ijerenao andro nahaterahanao )

Raha mbola liana @ fizarana ianao dia sorato ao @ commentaire hoe .
Na lazao ao izay mety ho fangatahinao .
ity .

Mr zama : 0346036516 whatsapp .

Kakazo  🇲🇬🤲🤲🙏🏼🙏🏼Sombiny avao ...
13/04/2026

Kakazo 🇲🇬🤲🤲🙏🏼🙏🏼
Sombiny avao ...

✅ Zanahary Manatrika 🤲🤲🙏🏼----Mr zama : 0346036516 mivantana / àdistance
11/04/2026

✅ Zanahary Manatrika 🤲🤲🙏🏼
-
-
-
-
Mr zama : 0346036516
mivantana / àdistance

✅ Hahomby ianao 🫵🏼🫵🏼• ny ORA manambina sy tsara hanaovana zavatra  rahampitso (ZOMA) indray no ho zaraiko eto anio . • R...
09/04/2026

✅ Hahomby ianao 🫵🏼🫵🏼

• ny ORA manambina sy tsara hanaovana zavatra rahampitso (ZOMA) indray no ho zaraiko eto anio .

• Raha teraka :

asabotsy 16h
alahady
alatsinainy @8 15h
talata 18h
alarobia 14h
alakamisy @10 17h
zoma 6h 13h

arakiny efa nilazaiko iray ao iny dia miova isanandro ary miova isakerinandro ary isambolana , ary miovaova be izy io ary samy manana ny azy avokoa (mijery calendrier @ phone ianao ijerenao andro nahaterahanao )

Raha mbola liana @ fizarana ianao dia sorato ao @ commentaire hoe liana .na lazao ao izay mety ho fangatahinao
Partageo ho itany hafa sy ahasoa ny hafa koa

📢 ORA Manambina  ✅Raha olona teraka "ASABOTSY" ianao dia  maraina sy @ 3ora ariva no ORA  Manambina anao /  Tsara Hanaov...
07/04/2026

📢 ORA Manambina ✅

Raha olona teraka "ASABOTSY" ianao dia maraina sy @ 3ora ariva no ORA Manambina anao / Tsara Hanaovanao zavatra ny Rahampitso "ALAROBIA"
( mijery calendrier @ phone ijerenao ny nahaterahanao ).
Hiezaka ny hizara isanandro aho dia mba samy mahazo ny anjarany

Fa Natokana / voatokana Hoan'i olona voamarina fa teraka asabotsy ihany alo ireo Ora rahampitso ireo !!! , tsy mitovy ny an'i rehetra ary miovaova be izy io isanandro isankerinandro ary isambolana ...

Mbola ho velabelarintsika manaraka eo raha liana ianareo .

ianao teraka andro inona ho zaraina eto ??? Sorato @ commentaire.

02/04/2026

vao mamoha varavarana maraina ianao dia tonony izao : 🤲 𝐻𝑂 𝐴𝑀𝐵𝐼𝑁𝐼𝑁𝐴 𝑁𝑌 𝑇𝑂𝐾𝐴𝑁𝑇𝑅𝐴𝑁𝑂𝐾𝑂 🤲

❌ Misy ambara ve ianao ?⭕
30/03/2026

❌ Misy ambara ve ianao ?⭕

✅FENOMANANA / Pleine lune🌕ireo tsara tokony  ho fantatrao  vitsy : 1) raha hampakabady ianao dia tsara raha rehefa fenom...
28/03/2026

✅FENOMANANA / Pleine lune🌕

ireo tsara tokony ho fantatrao vitsy :

1) raha hampakabady ianao dia tsara raha rehefa fenomanana no hanatanterahina izany
2) raha hifindra trano ianao dia toy izay koa
3) tsy tsara ny manaonao foana na zaka ratsy amnio fa ndrao hibaribary ny raha natao 😁🫣
4) aza manao resaka fanala vorika na fanalana ratsy na fandroahana raha aminy fenomanana fa tsy dia tsara izany .
5) rituel hampiakatra ny vibration anao hatao rehefa fenomanana fa volana natao hampiakarana (hampiakatra io satria izy no feno hery indrindra )

nb: mbola betsaka fa tsy ho voalaza eto aby fa santionany ireo.

Mahaliana anareo ve raha hizara ireo karazana rituel aho oh: fidiovana , fandroitana , fiaro (sns)

💬sorato hoe liana ✍️👇

Na raha misy fangatahina dia lazao ao .

samia tahian' ANDRIAMANITRA 🙏🏼🇲🇬

Address

Antananarivu

Telephone

+261346036516

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpitsabo Gasy Voyant Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Mpitsabo Gasy Voyant Malagasy:

Share