Clinique IMAHO

Clinique IMAHO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Clinique IMAHO, Health/Medical/ Pharmaceuticals, Analamahitsy, Antananarivu.

08/08/2025

Send a message to learn more

13/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Raandriasolofoniaina J Charles, Valisoa Randrianomenjanahary, Kaïs Marwan

11/07/2025

🔴 Maro ny zaza tratra ny bronchiolite ankehitriny

Inona izany ?
Areti-mifindra amin’ny taovam-pisefoana, mahazo zaza 1–12 volana.

Matetika avy amin’ny virus VRS.
🔍 Soritr’aretina :
Kohaka, sery, sarotra miaina
Tsy mazoto minono
Maneno tratra, mandoa, hivalana
Mety ho mangana

🩺 Raha miseho ireo soritr’aretina ireo, ento haingana any amin’ny dokotera na hopitaly
🛡 Fisorohana ho an’ny Ray aman-dReny :
- Sasao tanana
- Manaova arovava raha marary
- Avela hiditra masoandro sy rivotra ny efitrano
- Diovy ny akanjo sy kojakoja
⛔️ Aza mitondra zaza any amin’ny toerana be olona
⛔️ Aza manoroka zaza amin’ny vanim-potoana misy épidémie
⛔️ Aza mifoaka sigara eo akaikiny

Hafatra: ataovy mafana tsara ny zaza mba hisorohona izany

📢 Zarazarao, fa mahavonjy aina !

25/06/2025
21/06/2025

Toy izao ny fivelaran'ny fahitan'ny zazakely 🍼 ny taona voalohany

16/04/2025

Connais-tu les facteurs de risque de la myopie?
Alors, il y a:
- les facteurs génétiques
- mais aussi les facteurs environnementaux comme le travail intensif de près, une faible exposition à la lumière naturelle, les activités sollicitant la vision de près à la lumière artificielle.
Si cela t'a été utile, n'oublie pas de partager pour informer les autres 😉

05/04/2025

Aza kosokosehina ny masonao fa anisany mahatonga ny atao hoe "kératocône" izany.
👉 Amparitao mba ho fantatry ny hafa!

14/01/2025

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao🥰🥰

Mampafantatra antsika rehetra izahay fa misy consultation ORL isaky ny:

- Alarobia @ 8 ora sasany atr@ 10 ora sasany maraina
- Asabotsy @ 8 ora sasany atr@ 10 ora sasany maraina

Ny akohatran'ireo andro ireo dia afaka miantso maka rendez-vous

Misaotra tompoko😊😊

Contact: 034 86. 315 28

Tonga indray ilay nandrasanareo. Fitiliana maimaimpoana DIABETA  sy TOSI-DRA ny 06 Desambra 2024 manomboka @8 Ora marain...
21/11/2024

Tonga indray ilay nandrasanareo. Fitiliana maimaimpoana DIABETA sy TOSI-DRA ny 06 Desambra 2024 manomboka @8 Ora maraina atr@ 12 ora. koa tongava misoratra anarana dieny Zao.
Ho zaraina maimaimpoana ny fanafody ho an ireo marary mandritra Io ftoana Io ihany

Fanamariana: tsy misakafo sy tsy misotro rano alohan ny fitiliana

Miarahaba antsika rehetra indray. 🤗🤗🤗Faly izahay mampafantatra antsika rehetra fa manomboka ny 07 Novambra dia mampanao ...
01/11/2023

Miarahaba antsika rehetra indray. 🤗🤗🤗
Faly izahay mampafantatra antsika rehetra fa manomboka ny 07 Novambra dia mampanao ny vaccin ny zazakeky izahay.

Koa tongava soa daholo aza

Address

Analamahitsy
Antananarivu
101

Telephone

+261340165199

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Clinique IMAHO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Clinique IMAHO:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram