Pharmacie d'Ambohimandroso

Pharmacie d'Ambohimandroso Ventes et conseils des produits pharmaceutiques

☑️Dès apparition d'un des symptômes, consultez le médecin et prenez le médicament nécessaire. ✅Buvez beaucoup d'eau, ✅La...
17/06/2025

☑️Dès apparition d'un des symptômes, consultez le médecin et prenez le médicament nécessaire.
✅Buvez beaucoup d'eau,
✅Lavez vos mains à plusieurs reprises,
✅Lavez vos fruits et légumes,
❎Évitez de conserver les aliments

Pharmacie d'Ambohimandroso_la santé n'a pas de prix

☑️Vao misy soritra aretina dia manatona mpitsabo akaiky anao ary mihinana fanafody mifanaraka amin'ilay aretina
✅ Misotroa rano avy nampangotrahina matetika
✅Manasa tanana matetika
✅Sasao ny voankazo sy ny legioma mialohan'ny handrahoina azy
❎Fadio ny mihinana sakafo efa notehirizina ela loatra

Pharmacie d'Ambohimandroso_ny fahasalamana no voalohan-karena

29/05/2025
✅Fomba fampidirana fanafody forme suppositoire ilay sary n°2 mba tsy hisy risque hivoaka ety ivelan'ny lavaka fikakazana...
20/05/2025

✅Fomba fampidirana fanafody forme suppositoire ilay sary n°2 mba tsy hisy risque hivoaka ety ivelan'ny lavaka fikakazana 👌

❎Tadidiho fa tsy fusée akory ny suppositoire ka ny lohany maranitra no atsofoka voalohany 😂

Pharmacie d'Ambohimandroso akaiky anao hatrany

11/05/2025

Pharmacie d'Ambohimandroso akaiky anao hatrany ☺️

📢Matetika isika rehefa tsy ampy Magnésium dia lasa mora kizintina, mora reraka, tsy mahita tory firy amin'ny alina, mora...
12/04/2025

📢Matetika isika rehefa tsy ampy Magnésium dia lasa mora kizintina, mora reraka, tsy mahita tory firy amin'ny alina, mora voly ny ranjo na ny ratsambatana.
👉Mila mihinana ALVITYL MAGNÉSIUM B6 COMPRIMÉ 👌

Raha mila fanazavana fanampiny manatona an'ny farmasia izay akaiky anao 👈

Pharmacie d'Ambohimandroso akaiky anao hatrany

Mazava tsara izay 👌
08/03/2025

Mazava tsara izay 👌

04/03/2025

Mihitsam-bolo isan'andro isan'andro, tsy misy tokony hahataitra fa cycle normal an'ny fitomboan'ny volo izany 😁🙂

Prenez garde sur votre humeur 👌Pharmacie d'Ambohimandroso  akaiky anao hatrany
24/02/2025

Prenez garde sur votre humeur 👌
Pharmacie d'Ambohimandroso akaiky anao hatrany

12/02/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Val DO, Sarobidy Marius, Rizvan Fidahoussen

Address

Antanifotsy

Telephone

+261343378970

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pharmacie d'Ambohimandroso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share