Hopitaly Loterana Ambohibao

Hopitaly Loterana Ambohibao TOBIM-PITSABOANA LOTERANA AMBOHIABO (T.P.L.A)

Ho famaranana ny JOBILY FAHA-40 TAONA ny Tobim-pitsaboana Loterana Ambohibao (SALFA/TPLA) dia manolotra ANTSAM-PIDERANA ...
21/11/2024

Ho famaranana ny JOBILY FAHA-40 TAONA ny Tobim-pitsaboana Loterana Ambohibao (SALFA/TPLA) dia manolotra ANTSAM-PIDERANA LEHIBE ho antsika rehetra ny Alahady 15 Desambra 2024 ho avy izao izay iarahana amin'ny TANORA MASINA ITAOSY ao amin'ny FLM Toby Betesda Ambohibao.

Hisy sakafo hamidy amin'ny vidiny mirary eny an-toerana amin'io fotoana io.

Koa dia manasa antsika rehetra ho tonga maro ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany!

Miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy!Ho tohin'ny fankalazana ny Jobily Faha-40 Taona ny SALFA/TPLA dia manasa anare...
17/07/2024

Miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy!
Ho tohin'ny fankalazana ny Jobily Faha-40 Taona ny SALFA/TPLA dia manasa anareo handray anjara amin'ny fifaninanana Fanatanjahantena (Foot à 7: Senior/Vétéran; Pétanque) izay karakarainay ny 31 Aogositra 2024, eny amin'ny SPENTANA BY-PASS Androndra manomboka amin'ny 07 Ora sy sasany maraina.

Tongava misoratra anarana mialoha fa voafetra ny mpandray anjara😊

06/12/2021

Ny TOBIM-PITSABOANA LOTERANA AMBOHIBAO dia mitady
ADMINISTRATEUR RESEAUX ET SYSTEMES
manana mari-pahaizana: BACC+4 en Informatique
Lehilahy: 25- 35 taona
Alefaso mivantana ao amin'ny TPLA ny antontan-taratasinao ( CV + Lettre de motivation, Photocopie diplôma ary Atesta maha mpandray ny fanasan'ny Tompo ) miaraka amin'ny Prétention salariale
daty fara-fandraisana DOSSIER : Zoma 10 Desambra 2021 amin'ny 4ora Hariva.

28/06/2021

Hira Faneva Jobily faha 25 taona niasan'i RAKOTONDRANAIVO Nelison, mivady

25/05/2021

Mise à jour de nos coordonnées téléphoniques :
** (+261)34 25 314 09 ** : disponible 24h/24 , 7j/7

** (+261)34 95 051 89 ** et ** (+261)33 50 034 18 ** sont disponibles qu'au jour ouvrable.
--------------------------------------------------------------------------

Laharana finday azo iantsoana :
** (+261)34 25 314 09 ** : afaka iantsoana isan'andro 24h/24 , 7j/7

** (+261)34 95 051 89 ** sy ** (+261)33 50 034 18 : afaka iantsoana mandritra ny ora fiasana.

Mise à jour de nos services et contacts :- Nouveau service : "Endocrinologie , diabétologie, nutrition- Nouveau contact ...
07/12/2020

Mise à jour de nos services et contacts :

- Nouveau service : "Endocrinologie , diabétologie, nutrition
- Nouveau contact : +261 34 95 051 89

06/12/2020

Ny Hopitaly Loterana Ambohibao dia mampahafantatra antsika fa misy ny fizahana manokana (consulation specialisé) ho an'ireto manaraka ireto :
- Diabétologie (diabeta)
- Pathologies thyroïdiennes (goitre)
- Troubles des règles et de la fertilité (fikorontanan'ny fadimbolana na olana amin'ny fananahana)
- Obésité / Surpoids (Tavy)
- Hypoparathyroïdie (tsy ampy calcium lava), hyperparathyroïdie

Ora fandraisana :
- Alatsinainy : 8h30 - 16h
- Alarobia : 8h30 - 16h

Toerana : bâtiment dispensaire

Koa dia faly mandray anareo izahay tompoko ary mirary fiadanan'I Jesosy Tompo ho aminareo hatrany.

02/12/2020

Nouveau service disponible : "Service d'endocrinologie, diabétologie, nutrition". Pour plus d'informations, merci d'appeler directement aux numéros : 033 50 034 18 / 034 25 314 09

Servisy na sampan'asa vaovao : "Service d'endocrinologie, diabétologie, nutrition". Raha mila fanazavana fanampiny dia iangaviana iantso ny laharana : 033 50 034 18 / 034 25 314 09

01/09/2020

Pour savoir sur nos tarifs de prestations, merci d'appeler directement aux numéros ci-après : 020 22 447 42 / 033 50 034 18 / 034 25 314 09. Merci..

-----------------------------------------------------------------------------------

Raha te-ahalala ny sarany tolotra rehetra dia iangaviana mba iantso amin'ireto laharana ireto : 020 22 447 42 / 033 50 034 18 / 034 25 314 09. Misaotra indrindra tompoko.

30/08/2020

Nos horaires seront comme suit à partir de ce lundi 31 août 2020 :
Du Lundi au vendredi : 7h30 - 12h / 14h - 16h
Samedi : 7h30 - 12h
En dehors de ces horaires, il y toujours des services de garde.

Merci

-----------------------------------------------------------------------------

Ilazana isika fa tahak'izao indray ny ora fisokafana manomboka ny alatsinainy 31 aogositra 2020 izao :
Ny alatsinainy ka hatramin'ny zoma : 7h30 - 12h / 14h - 16h
Ny sabotsy : 7h30 - 12h

Akoatra ireo ora ireo dia misy foana ny "service de garde" mandray.

Misaotra tompoko.

08/08/2020

Nos services existants. Contact : 020 22 447 42 / 033 50 034 18 / 034 25 314 09

Address

Lot 015E Bis Ambohibao Antehiroka
Antehiroka
105

Telephone

+261335003418

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hopitaly Loterana Ambohibao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Hopitaly Loterana Ambohibao:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Category

HISTORIQUE TPLA

Le centre T.P.L.A a commencé par un petit dispensaire qui, au fil du temps, s’est développé pour devenir l’hôpital que nous connaissons.

L’hôpital luthérien Ambohibao est un projet du Synode d’Antananarivo de l’Eglise Luthérienne Malagasy sous tutelle du département de la santé (SALFA). Elle fut créée en 1982 à partir d’un dispensaire aux 67 hectares, conformément au décret 026-PM/SGG/OJ du 21/01/82, puis un autre dispensaire aux locaux du FLM Ambohibao.

Tout au long de ses 34 ans d’existence ses activités n’ont cessé de s’accroitre. Quelques dates peuvent être retenues pour retracer l’évolution du centre de sa date de création à sa situation actuelle :

– Année 1982 : Inauguration officielle du T.P.L.A et ouverture du Dispensaire à 67 HA ;