Centre médical ARO Ambohimena Antsirabe

Centre médical ARO Ambohimena Antsirabe Faly mandray anao izahay eto amin'ny Centre médical ARO Ambohimena Antsirabe

Miarahaba antsika vehivavy rehetra eto ANTSIRABE na koa ny any amin'ny faritra,,fa ny CENTRE MEDICAL ARO ANTSIRABE dia m...
11/10/2022

Miarahaba antsika vehivavy rehetra eto ANTSIRABE na koa ny any amin'ny faritra,,fa ny CENTRE MEDICAL ARO ANTSIRABE dia manentana antsika vehivavy 25 taona ka atramin'ny 65 taona fa misy FITILIANA FAOBE momban'ny HOMAMIADAN'NY NONO (Cancer du sein),sy ny HOMAMIADAN'NY VOZON'NY TRANON-JAZA (Cancer du col de l’Utérus) ny 02 Novembre 2022,koa manentana antsika hanoratra anarana aty CENTRE MEDICAL ARO ANTSIRABE, na mandefa mp,,
😊TSINJOVY NY FAHASALAMANAO😊

CENTRE MÉDICAL ARO ANTSIRABE:
08/08/2022

CENTRE MÉDICAL ARO ANTSIRABE:

06/08/2022
Famorana fahobe zay natao tato amin'ny centre médicale ARO Ambohimena Antsirabe,,ny 4 juin 2022 lasa teo,,zaza 100 no vi...
02/08/2022

Famorana fahobe zay natao tato amin'ny centre médicale ARO Ambohimena Antsirabe,,ny 4 juin 2022 lasa teo,,zaza 100 no vita tamin'izany,,izay notronin'i commune Urbaine Antsirabe ,,izay isaorana azy ireo fa afapo ny vahoaka....
Centre médicale ARO Ambohinena Antsirabe de mandray antsika amin'ny fotoana rehetra,,,(consultation,soins,accouchement,circoncision,planning,familiale,CPN ....)
misaotra antsika manaraka ny page

24/07/2022

ACTIVITÉS AU NIVEAU CENTRE MÉDICAL ARO ANTSIRABE :
1-Consultation médical des malades enfants et Adultes
2-Consultation pré-natale
3-Consultation post-natale
4-Planning familiale PF
5-Accouchement
6-Mise en observation des malades
7-Soins médicales ( pansement, injection, aérosol,....)
8-Consultation médical à domicile
9-Soins médical à domicile
10-Gestions des produits pharmaceutique et consommable médicaux
11-Circoncision

24/07/2022

Tongasoa eto amin'ny cabinet médical ARO Ambohimena Antsirabe

24/07/2022

Address

Antsirabe Afovoany
110

Telephone

+261330933195

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre médical ARO Ambohimena Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Category