Builder Amma Assis

Builder Amma Assis Building construction

Salama eeee Mbola ato izahay vonona handray anareo amin'ny fanaovana pompe à eau manuelle
10/11/2025

Salama eeee Mbola ato izahay vonona handray anareo amin'ny fanaovana pompe à eau manuelle

30/09/2025

J’ai gagné 176 followers, créé 2 publications et reçu 10 réactions au cours des 90 derniers jours ! Merci à toutes et tous pour votre soutien sans faille. Je n’aurais pas pu y arriver sans vous. 🙏🤗🎉

Mitady vahaolana tsotra sy maharitra ho an’ny fitrandrahana rano?Aza mitady lavitra intsony! Ity ny Pompe à Eau Manuel –...
18/05/2025

Mitady vahaolana tsotra sy maharitra ho an’ny fitrandrahana rano?
Aza mitady lavitra intsony! Ity ny Pompe à Eau Manuel – fitaovana mahomby, azo itokisana, ary tsy mila herinaratra!

Ireo toetra mampiavaka azy:

👉Tsy mila courant: Afaka mampiasa azy eny amin'ny toerana lavitra herinaratra ianao.
👉Maharitra sy matanjaka: Vita amin'ny fitaovana tsy mora rovitra, afaka haharitra taona maro.
👉Mora apetraka sy ampiasaina: Na ny ankizy aza afaka mampiasa azy rehefa ampianarina.
👉Mety amin'ny lavadrano, tanimboly, fanondrahana, fiompiana, sns.
👉Tsy atahorana hilatsahany biby:saka, voalavo, alika
Na ny zaza ary dia voaaro
Mitsitsy vola satria tsy miankina amin'ny herinaratra.
👉Manampy amin’ny fiarovana ny tontolo iainana.
👉13m Max ny halaliny lava-drano

NB: Antsirabe tsivatrinikamo no ahitana anay
Tsara ho marihina fa tsy mandavaka lava-drano izahay fa izahay ihany no manao ny installations rehetra
Mpanjifa maromaro no efa afa-po amin’ny fampiasana azy. Ianao indray ve manaraka eo?

Tongava makà anjaranao izao!
Vidiny manokana ho an'ny mpanjifa vaovao.
Antsoy izahay: 034 09 363 41,033 41 726 21

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Builder Amma Assis posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram