09/02/2026
Ireo tolotra afaka sitrahana ao amin’ny Centre de Rééducation Motrice de Madagascar - CRMM indray no hozaraina amintsika amin’ny fandaharana ny Talata 10 febroary ho avy izao. Ny fanontaniana dia afaka atao MP na eo @ commentaire na someso @ laharana 0347610500 na 0330310500, ao amin'ny 𝐅𝐌 𝟏𝟎𝟓.𝟎 hatrany ny fotoana amin’ny 14h30. Lazao hatrany ny namana, partagéo ny publication tsika.