Clinique ZOARA

Clinique ZOARA 🚨 Ny Fahasalamàna no voalohan-karena 🚨 La clinique ZOARA est ouverte 24h/24h et 7/7. Votre bien-être est notre priorité. Clinic ZOARA is open 24h/24h and 7/7.

La clinique ZOARA est un établissement privé "Médico-chirurgicale" situé à Antsirabe Ambohibary Sambaina et à Ampanihy Fotadrevo Tulear à Madagascar . Clinic ZOARA is a private medical and surgical institution located in Antsirabe Ambohibary Sambaina and Ampanihy Fotadrevo - Tulear in Madagascar. Your well-being is our priority. Contact us at/ Contactez nous á:
Ambohibary Sambaina: +261 33 68 436 82
Ampanihy Fotadrevo: +261 33 84 696 13

DANKE  Smile4 Madagaskar ❤️🙏Mankasitraka 🙏🙏🙏🙏🙏🙏
22/05/2025

DANKE Smile4 Madagaskar ❤️🙏
Mankasitraka 🙏🙏🙏🙏🙏🙏



Miarahaba antsika rehetra indray 😊Mino izahay fa salama tsara dahalo e? 🥰Ety am-piandohana dia mirary fahasalamana sahad...
12/05/2025

Miarahaba antsika rehetra indray 😊

Mino izahay fa salama tsara dahalo e? 🥰
Ety am-piandohana dia mirary fahasalamana sahady hoan'ireo tojo tsy fahasalamana 😊

Isaorana Andriamanitra fa Tontosa ary nizotra an-tsakany sy an-davany ny fandidiana maimaimpoana ny SIMA, VAKY LANILANY, ary ny MAY MIRAIKITRA izay natao ny 27 Aprily ka hatramin'ny 02 may lasa teo teto @ Clinique ZOARA ☺️

Misaotra anareo rehetra izay namaly ny antsonay, tonga maro dia maro tokoa ianareo ka misaotra betsaka tompoko, mankasitraka indrindra ❤️❤️🙏🙏

Misaotra sy mankatelina ny ekipan'ny Smile4 Madagaskar rehetra ihany koa t@ fitiavana, fandavan-tena ary finiavana nahafahana nanatanteraka iny fandidiana maimaimpoana iny ho an'ireo olona 90 mahery.

" We thank and appreciate the team of Smile4 Madagaskar for their love, and dedication as they performed free surgeries for over 90 patients. " THANK YOU ❤️❤️❤️🙏🙏🙏



Miarahaba antsika rehetra indray izay ela ela izay, ary Arahabaina daholo nahatratra ny taona 2025 🥰 ➡️ Ny Talen'ny CLIN...
26/02/2025

Miarahaba antsika rehetra indray izay ela ela izay, ary Arahabaina daholo nahatratra ny taona 2025 🥰

➡️ Ny Talen'ny CLINIQUE ZOARA Sambaina, commune Ambohibary, distrika Antsirabe II, faritra Vakinankaratra dia faly mampandre antsika fa hisy indray ny FANDIDIANA SY FITSABOANA MAIMAIM-POANA ny SIMA, VAKY LANILANY, ary ny MAY KA MIRAIKITRA.

Izany dia hiarahana @ ekipan'ny Smile4 Madagaskar, izay hatao eto @ Clinique ZOARA ny 27 APRILY 2025 ho avy izao ka hatr@ 02 MEY 2025.

🔴 Ny fisoratana anarana dia hatao mialoha aty @ Clinique ZOARA Sambaina Ambohibary na miantso mivantana ny : 033 06 872 73 na 034 14 457 18.

Mankasitraka tompoko ☺️



ARAHABAINA NAHATRATRA NY TAONA 2024 🎉BONNE ANNÉE 2024 🎉HAPPY NEW YEAR 2024 🎉Ny mpiara-miasa rehetra eto anivon'ny Cliniq...
01/01/2024

ARAHABAINA NAHATRATRA NY TAONA 2024 🎉
BONNE ANNÉE 2024 🎉
HAPPY NEW YEAR 2024 🎉

Ny mpiara-miasa rehetra eto anivon'ny Clinique ZOARA dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2024. 🎉🎉🎊🎊

Hitondra soa sy fanambinana ary FAHASALAMANA ho antsika anie ity taona ity, ho tanteraka avokoa ireo fikasana tsara rehetra.

Mirary soa tompoko

World smile day October, 7 2022 😁Journée mondiale du sourire 7 octobre 2022 😁Andro iraisam-pirenena ho an'ny tsiky 7 Okt...
07/10/2022

World smile day October, 7 2022 😁
Journée mondiale du sourire 7 octobre 2022 😁
Andro iraisam-pirenena ho an'ny tsiky 7 Oktobra 2022 😁

Entina ankalazana io andro iraisam-pirenena ho an'ny tsiky androany io dia faly misaotra ny olona rehetra izay tonga teto @ clinique namonjy ny fandidiana maimaim-poana hoan'ny sima, vaky lanilany ary May miraikitra izahay. Tonga maro be ianareo ka misaotra tompoko, mankatelina. 🙏🙏

Isaorana manokana ihany koa ny ekipan'ny Smile4 Madagaskar t@ fitiavana sy fandavan-tena nanatanteraka ny fandidiana maimaim-poana ny olona miisa 100 mahery. (We would also like to thank the Smile4 Madagascar team for their love and dedication in providing free surgery to more than 100 people).




Miarahaba antsika rehetra. 🙂➡️ Ny Talen'ny CLINIQUE ZOARA Sambaina, commune Ambohibary, distrika Antsirabe II, faritra V...
07/07/2022

Miarahaba antsika rehetra. 🙂

➡️ Ny Talen'ny CLINIQUE ZOARA Sambaina, commune Ambohibary, distrika Antsirabe II, faritra Vakinankaratra dia mampandre antsika fa mitohy indray ny FANDIDIANA SY FITSABOANA MAIMAIM-POANA ny SIMA, VAKY LANILANY ary ny MAY KA MIRAIKITRA.
Izany dia hatao ny 23 ka hatr@ 30 ny volana SEPTAMBRA 2022, iarahana @ ireo dokotera manam-pahaizana manokana momba izany avy any ivelany. Ny fisoratana anarana dia hatao mialoha aty @ Clinique ZOARA Sambaina na miantso mivantana ny : 033 06 872 73 na ny 033 80 563 03 na 034 14 457 18. Misaotra betsaka

➡️ Le Directeur de la CLINIQUE ZOARA Sambaina, commune Ambohibary, district Antsirabe II, région Vakinankaratra vous informe que la CHIRURGIE ET ​​LE TRAITEMENT GRATUITS des bec de lièvre, fente palatine et brûlure avec adhérence cicatricielle, se poursuivent.
Cela se fera du 23 au 30 du mois de SEPTEMBRE 2022, avec des medecins spécialistes venant de l'étranger . L'inscription se fera au préalable à la Clinique ZOARA Sambaina ou directement par téléphone au : 033 06 872 73 ou 033 80 563 03 ou 034 14 457 18. Merci

➡️ The Director of Clinic ZOARA Sambaina, Ambohibary, District of Antsirabe II, Region of Vakinankaratra, informs that the free surgery for those with : CLEFT LIP, CLEFT PALATE, BURN SCAR CONTRACTURE will restart.
It Will take place from the 23rd to the 30th of September 2022, in partnership with experts from abroad. Patients concerned are asked to sign up ahead of time at Clinic ZOARA, or call the numbers below, for more information : 033 06 872 73, 033 80 563 03, 034 14 457 18. Thank you

22/01/2022

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2022.😊 🎉

➡️ Mampahafantatra antsika ny talen'ny Clinique ZOARA Sambaina fa misy indray ny fitsaboana sy fandidiana maimaimpoana ny vehivavy voan'ny aretina MAMANY LAVA NA na LOAKA TATAVIA vokatrin'ny fahasarotam-piterahana.
➡️Efa nanomboka izany t@ voalohan'ny volana janoary lasa teo ary tsy hifarana raha tsy @ faran'ny volana desambra 2022.

➡️Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny : 033 06 872 73 na ny 033 80 563 03

🌷 Mirary soa ho antsika rehetra ny ekipan'ny Clinique ZOARA 🌷

Address

Ambohibary Sambaina
Antsirabe
BP06

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Clinique ZOARA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Clinique ZOARA:

Share

Category