Ny vintana 12 sy ny tonon'androny

Ny vintana 12 sy ny tonon'androny Ka harao tsy tapaka Ary zarao @ ireo namana sy ny group
HOROSCOPE DU JOUR DE MADAGASCAR!
(1)

NY VINTANA 12 SY NY TONON'ANDRONY " Hamantaranao ny vintanan'olona tsirairay sy ny toetrany Ary fizotrany ireo signé zodiac 12 mifanaraka eny @ lanitra, ity page ity!

HEVITR'NY LOKO   Ny loko tsirairay dia manana hevitra Ireto ny heviny tsirairay avy izay tsara ho fantatrao ihany na Dia...
05/02/2025

HEVITR'NY LOKO




Ny loko tsirairay dia manana hevitra Ireto ny heviny tsirairay avy izay tsara ho fantatrao ihany na Dia EFA mahazatra aza ny mahita izany an'ny loko sasany noho izany Dia izao

Ireto no azo ambara mahakasika Izany :

1. MENA
- Heviny : Herim-po, fitiavana, hafanam-po, fahazotoana.

2. MAITSO
- Heviny : Zava-boary, famerenana amin'ny laoniny, fahavelomana, fandrosoana.

3. MAVO
- Heviny : Hazavana, fahazavana, fahasambarana, fahamendrehana.

4. MANGA
- Heviny : Fiadanana, fitoniana, fahazavana, fahalalana.

5. VOLOMPARASY
- Heviny : Fitiavana, fahafinaretana, fahatsoram-po.

6. MAINTY
- Heviny : Fahendrena, fahamarinana, aloka, fahafatesana.

7. FOTSY
- Heviny : Fahadiovana, fahamasinana, fahafahana.

8. VOLOMENA
- Heviny : Harena, fahamendrehana, voninahitra.

9. MANGA MAITSO (Cyan)
- Heviny : Fahazavana, fahafahana, fahavelomana.

10. VIOLET
- Heviny : Fahagagana, fahafinaretana, fahamarinana.

fans
Mankasitraka havako aby izay indrindra aloha Ary ny androny fa Dia mirary tontolo andro finaritra!

04/02/2025

HOROSCOPE DU JOUR
Anio talata
04 février 2025

NB : Aza hadino hatrany ny mizara ny pagetsika
groupe misy anaoity page ity ity dia mizara ny tonon'andronao isakan'ny @ 18h hariva isan'andro.

- Bélier : Maro no mbola azo atao raha iray fotsiny no tsy nety
Loko : Maitso
Mifambina : Cancer
Isa : 9 5

- Taureau : Izay tena ilaina ihany aloha handaniana
Loko : Fotsy
Mifambina : Capricorne
Isa : 7 5

- Gémeaux : Izay manavanana atao ary trandrao mihitsy izany
Loko : Manga
Mifambina : Bélier
Isa : 9

- Cancer : Aza be teny nefa hainao fa tsy maharaka ny tena
Loko : Mena
Mifambina : Poissons
Isa : 2

- Lion : Afantohy amin'ny asa aman-draharaha ny saina
Loko : Fotsy
Mifambina : Lion
Isa : 4

- Vierge : Raha tsy mirisika ianao tsy mahazo
Loko : Fotsy
Mifambina : Taureau
Isa : 7 6

- Balance : Aza atao izay mampalaelo azy
Loko : Mena
Mifambina : Sagittaire
Isa : 3 1

- Scorpion : Mila mailo ianao fa ny ratsy koa maro
Loko : Volontany
Mifambina : Bélier
Isa : 5

- Sagittaire : Tsy ny mandeha aloha foana no ho tonga aloha, samy manana ny hafainganam-pandehany io
Loko : Mavo
Mifambina : Balance
Isa : 7 1

- Capricorne : Mandefera, eny fa na dia anio fotsiny aza
Loko : Volondavenona
Mifambina : Scorpion
Isa : 3

- Verseau : Tohizo ny ezaka ary aza mora kivy fa lalana daholo izay miseho
Loko : Mainty
Mifambina : Lion
Isa : 8 1

- Poissons : Tandremo ny famitahana na dia tetika hitanao fa mety aza
Loko : Volontany
Mifambina : Scorpion
Isa : 3

FITSABOANA MALAGASY :
HAFATRA : fantaro fa izahay mpiandraikitra eto @ ity page ity dia mamaha ny olana maro izay misy sy mpitsabo netim-paharazana ireo karazana aretina sy famosavina ny @ tsy fahatomombanana sy ny sopatra rehetra na ara-batana izany na ara-panahy ! izay tsara izany marihako tsara izay ’ny fijerena andro no hanaovana izany izay mbola MARIHIKO TSARA ihany ko aloha atreto fa mbola a distance ihany no hanaovanay azy ity izay ’ny torolalana sy ny fomba fomba homenay anao ny izay. Ka ireto avy ary izany ka lazao anay any @ MP izay afaka atao anao !

1 : FIJERENA VINTANA MANONKANA
2 : FANARENAMBITA
3 : FANAMBOARANA VINTANA
4 : HANATSARA VINTANA
5 : EQUILLIBRAGE VINTANA MPIVADY
6 : MANALA BLOCAGE
7 : LAFIKA VORIKA MASAVY
8 : MAMPIVOATRA FIAINANA
9 : FANALANA ODY FITIA
10 : FAMERENANA VADY NISITAKA
11 : FAMPIRAFESANA ATAON'NY OLOTIANA
12 : FISARITAMBOLA
13 : ANDEHA ANY AMPITA
14 : FIAROVANA NY TANANA
15 : FIAROVANTENA
16 : FIAROVANA NY VADY AMAN’JANAKA
17 : FIAROVANA NY ASANAO
18 : TSATRAN’NY ODY FITIA MAHERY
19 : FITIAVANA HO LAMBAN’ANKOHO
20 : MPIVADY MIKOROTANA
21 : FAMERENANA OLOTIANA
22 : ODY FITIA
23 : VADY LASAN’OLONA
24 : MITADY ASA
25 : TSY MAHATSANGA NJAVATRA
26 : VAROTRA TSY MANDEHA
27 : MPIVADY TSY IRAY LOHA
28 : FANAINGA LAVITRA
29 : VADY AZON’ODY
30 : HILA RAVINAHITRA
31 : FAMATOMBOLA
32 : FANORENANA TRANO
33 : HAZARINKARENA
34 : FANALANA TSY TIA MAINTY
35 : MAMPATANJAKA NY RATSAM-BATANA
36 : FANIDY
37 : MINIRY ANAKA
38 : FANAHY MANAMBANDY
39 : FITSARANA
40 : OZONA SY TARAZO
41 : MANALA FANAHY RATSY
42 : MIJERY NY ANDRO METY SY NY TSY METY ISAKAN’NY ANDRO
43 : MAMANTATRA NY HO AVY NY OLONA IRAY ’NY VINTANA

Sns…
Maro tsy voatanisa!

Ka noho izany aza misalasala manontany raha misy ny fikarakarana mahaliana ka tianao ho atao eny ny fahavononanao Dia efa zava-dehibe fa aza misalasa mandefa hafatra miafina message prive io ambany io fa izahay dia mitazona ny tsiambaratelona rehetra ! ’ny saram-pikarakarana mirary izay efa maro no nahita vokatra tsara ! ka noho izany ary dia izao izahay marihiko tsara FA IZAY SAFIDINY TSIRAIRAY IHANY IO FA IZAHAY TOMPOKO TSY MANERY !

PAGE :
©
©
Mirary tontolo andro finaritra tompoko
MANKASAITRA INDRINDRA !

miarahaba havako aby!BOKY SECRET DE LA VIE SPIRITUALBoky natao ho any bé sy ny maro izay mifonofo fampianarana mystère n...
21/11/2024

miarahaba havako aby!
BOKY SECRET DE LA VIE SPIRITUAL

Boky natao ho any bé sy ny maro izay mifonofo fampianarana mystère ny tontolo ara-panahy! Eny na ny ara-materialy ihany koa aza! Ka mampianatra anao ireo tsiambaratelo maro! Mifono mystère @ fiainana! Mba afahanao mivoatra sy mandinika Ary mivelatra @ ho avinao @ fiainanao!

Natao ho zavakan'ny rehetra ny sarany ka raha mahaliana anao Ary izany Dia manasa anao hiditra MP aviantrany! Afaka Maka ny andinidiny Zavatra tokony azahonao ny boky! Izany marihana fa PDF ihany aloha atreto!

Détails :
BOKY : Secret de la vie spiritual
PAGE : 1/492, page
TAILLE : 6.4 Mo

fans
Mankasitraka anao!

FAMPIANARANA NY VINTANA 12 TSIRAIRAY!Miarahaba havako aby!Ity misy fitsapan'kevitra kely ho antsika rehetra! Saody mahal...
26/09/2024

FAMPIANARANA NY VINTANA 12 TSIRAIRAY!

Miarahaba havako aby!
Ity misy fitsapan'kevitra kely ho antsika rehetra! Saody mahaliana anao ihany! Nefa hafatra ihany fa samy manana ny safidy ny tsirairay! Noho izany! IZA DAHOLO NO VONONA HIANATRA ASTROLOGIE! (En ligne) Mandefasa message hoe : (Momban'ny fampianarana) izay marihana fa misy saram-pianarana 5.200ar isam'bolana! Ka hianarana ny momban'ny Tena atao hoe astrologie! Hafantaranao ny tena marina momban'ny vintana! Ka izay tena vonona Dia mandefasa message privé ao misoratra anarana fa androany 26 septembre 2024 mandram-pa Tongan'ny : 30 septembre 2024 izy ity izay no farany ah!

FANAMARIHANA :
Isakan'ny : SABOTSY & ALAHADY
Ihany ny fampianarana sy ny fametrahana fanontaniana!

Bonus : hojerenay mamaimpiana ny vintana anao manokana! Vojivojeo fa misy any izany Aiza indray!

Hafatra sy fitsapan'kevitra ho any rehetra ihany fa samy manana ny safidiny ny tsirairay.
Mankasitraka havako aby!

TINAO HO FANTATRA VE HOE FITIAVANA TENA IZY SA SARINTSARINY FOTSINY IO IAINANAO IO?Eny hoy ianao, tiako ho fantatra fa m...
24/07/2024

TINAO HO FANTATRA VE HOE FITIAVANA TENA IZY SA SARINTSARINY FOTSINY IO IAINANAO IO?

Eny hoy ianao, tiako ho fantatra fa mety hahakasika ahy. Tena Fitiavana marina ve sa tsia.

Ny olona tena tia anao dia tia anao tsy misy fepetra (amour inconditionnel), miaraka mitaintaina aminao ary na mandalo ady aza ianao dia tsy miala eo izany izy na dia mba manoro hevitra fotsiny aza. Ary tena akaiky dia akaiky azy ianao, na tsisy vola aza ianao.

Manaja fotoana izy rehefa tena mifanao fotoana ianareo. (raha vehivavy kosa izy tsy maninona na tara kely aza satria mbola mihaingo izy mba hanome lanja anao.) Fa tsy midika hoe faly be eo fa mila hajaina ny fotoana a! Ity no tena tsara, mananatra anao foana izy, saropiaro kely fa tsy be loatra. Fantaro àry manomboka androany ny tena Fitiavana marina.

RESAHO IZY, NY OLON-TIANAO :
Raha manana fanahiana amin'ny relation anareo ianao dia resaho matotra sy mahitsy izy, sady am-pilaminana ary tsapanao eo amin'iny resaka iny hoe mitovy ve ny longueur d'onde nareo.

Jereo tsara hoe mametra anao amina zavatra iray ve izy :

Ny tiako ambara dia resaka fifampitokisana sy fidèlité. Na mifanalavitra toerana aza ianareo dia vao maika tsara be mihitsy. Misy ankony be amin'ny fiainan-tokatranonareo any aoriana izany satria izay ilay hoe mafy o***a ny anay e!

Mila tsapanao mba tsy ho resaka vola mihitsy no hifandraisana :

Mety ho hafahafa aminao raha hiteny aho hoe ny olona tena tia anao tsy manome vola /vola be fahatany raha mbola mpisipa ianareo. Ataovy izay ahatsapany fa tena silam-panahy tokoa ianao fa tsy silam-bola.

Jereo ny fomba firesany matetika :

Inona no miseho rehefa miresaka aminy ianao? Tezitra ve sa romodromotra? Sa tsy iasany saina ny teninao?

Tsy voatery hiresaka isan'andro fa ataovy fifandraisana madio tsara. Eritrereto ny fifandraisanareo ety ivelany : Menatra ve izy raha mba tantananao eny an-dalana? menatra ny namany ve izy miaraka aminao?

Ilaina ny fifandraisana ety ivelany. Fa raha resaka fiarahana matory fotsiny koa dia faniriana izany fa tsy Fitiavana. Rehefa mandà ianao ka tsisy miova ny toetrany dia tsara. Ahoana indray ny resaka Fianakaviana? Raha mampiseho anao amin'ny fianakaviany izy dia midika fa olona matotra izy hiaraka aminao.

Raha tezitra kosa izy rehefa teneninao an'izany dia misy signe Danger ao.

Ny olona tena tia àry mahavita tonga any aminao mihitsy ary sahiny daholo izay mitranga eo. Raha tsy hoe tena antony tsy azo anoharana angaha.

Jereo ny Fifanajana misy :

Fitiavana tsara, madio, mety, ny Fifanajana dia mariky ny tena Fitiavana. Raha mifankatia nefa tsy mifanaja dia tsisy fotony. Aleo àry mifanaja na tsy mbola mifankatia aza satria ny Fifanajana feno miteraka Fitiavana maharitra.

HAFATRA :
Haiko fa mbola betsaka ny tanora tsy mahalala ny tena Fitiavana. Ny olona tena tia anao tsy fantatrao, ny tsy tia anao hisisihanao (syndrôme de stockholm).
Samy hafa ny fitondran'ny olona rehetra ny Fitiavany fa tsy voatery hitovy amin'ny film Drama jerenao io. Indrisy fa film no itondrany ny fiainany. Indrisy fa lasa be rediredy izy. Tandremo ny manahy amin'ny olon-tianao amin'ny zavatra tsisy fotony sy ny resaky ny mpialona. Eee, io namanao akaiky io mihitsy ary io namanao tsy ampoizinao io mihitsy no mitady hanao izany. Rehefa vita ny anareo dia ataony resaka fotsiny.

Tandremo e!
Mifampitokisa ianareo ary mirary anareo hanana Fitiavana maharitra ny tenako. Raha mbola tsy ao amin'ny sehatra kosa dia aza taitra fa ianao indray no ho tofoka.

📃 Raha misy ny azo atao anao Dia lazao anay arakan'ny safidinao ny @ fandefasanao 📩 MESSAGE PRIVE📩 Etsy ambany ireo izay olana misy tianao ho vahana!

1⃣️ - FAMERENANA OLOTIANA

️2⃣ - FITIAVANA HO LAMBAN’ANKOHO

3⃣️ - FAMPIRAFESANA ATAON'NY OLOTIANA

4⃣ - ODY FITIA @ ILAY TSARA

5⃣ - VADY LASAN’OLONA

6⃣ - FANAINGA LAVITRA

Mandefasa MESSAGE PRIVE ato aminay raha misy ny azo anao atao @ alalan'ny ny saram-pirakaraka natao zakan'ny rehetra! EFA maro ny nahita vokatra!

Eny mankasitraka havako!

FITSABOANA MALAGASYHAFATRA : fantaro fa izahay mpiandraikitra eto @ ity page ity dia mamaha ny olana maro izay misy sy m...
21/07/2024

FITSABOANA MALAGASY
HAFATRA : fantaro fa izahay mpiandraikitra eto @ ity page ity dia mamaha ny olana maro izay misy sy mpitsabo netim-paharazana ireo karazana aretina sy famosavina ny @ tsy fahatomombanana sy ny sopatra rehetra na ara-batana izany na ara-panahy ! izay tsara izany marihako tsara izay ’ny fijerena andro no hanaovana izany izay ka Afaka lazainao ato @ ireo voalaza eo ambany ireo izay mety sy azo atao anao!

5.200ariary isakan'ny fizahana vintana atao @ olona iray! Izay ihany no vola alohanao! Ka anao ny safidy! :
✓MIJERY NY ANDRO METY SY NY TSY METY
✓FIJERENA VINTANA MANONKANA

10.400ar isakan'ny fitsaboana na ny fikarakarana @ ireo voalaza manaraka ireto! Izay natao @ olona iray
✓MANALA BLOCAGE
✓FANAMBOARANA VINTANA
✓MAMPIVOATRA FIAINANA
✓HANATSARA VINTANA
✓FANARENAMBITA

10.400ar isakan'ny fitsaboana na ny fikarakarana @ ireo voalaza manaraka ireto! Izay natao @ olona iray
✓TSATRAN’NY ODY FITIA MAHERY
✓FAMERENANA OLOTIANA
✓MPIVADY MIKOROTANA
✓VADY LASAN’OLONA
✓VADY AZON’ODY
✓MITADY ASA
✓ODY FITIA
✓FANIDY

15.000 ariary isakan'ny fitsaboana na ny fikarakarana @ ireo voalaza manaraka ireto! Izay natao @ olona iray ka manana ny safidinao ianao @ iray @ ireo !
✓MAMPATANJAKA NY RATSAM-BATANA
✓FAMERENANA VADY NISITAKA
✓FANALANA TSY TIA MAINTY
✓MPIVADY TSY IRAY LOHA
✓VAROTRA TSY MANDEHA
✓ANDEHA ANY AMPITA
✓FANORENANA TRANO
✓FANALANA ODY FITIA
✓FANAINGA LAVITRA
✓FISARITAMBOLA
✓FAMATOMBOLA

18.000ar ariary isakan'ny fitsaboana na ny fikarakarana @ ireo voalaza manaraka ireto! Izay natao @ olona iray ka manana ny safidinao ianao @ iray @ ireo ! Dia ampiatrao ny fanontaniana raha misy
✓FIAROVANA NY VADY AMAN’JANAKAO
✓FIAROVANA NY TANANAO
✓MANALA FANAHY RATSY
✓FIAROVANA NY ASANAO
✓HILA RAVINAHITRA
✓FIAROVANTENA

25.000ariary ariary isakan'ny fitsaboana na ny fikarakarana @ ireo voalaza manaraka ireto! Izay natao @ olona iray ka manana ny safidinao ianao @ iray @ ireo !Dia ampiatrao ny fanontaniana raha misy
✓FAMPIRAFESANA ATAON'NY OLOTIANA
✓MANAMBOATRA VINTANA MPIVADY
✓FITIAVANA HO LAMBAN’ANKOHO
✓TSY MAHATSANGA NJAVATRA
✓MAMANTATRA NY HO AVY
✓LAFIKA VORIKA MASAVY
✓FANAHY MANAMBANDY
✓OZONA SY TARAZO
✓MANALA TSATOKA
✓HAZARINKARENA
✓MANIRY ANAKA
✓FITSARANA

Sns....

FANAMARIHANA :
Izay voala Asiana haloanao voalohany ihany no alohanao fa tsy misy hoe mbola mandoha otran'ny izao ianao na sahala ! Tsy toin'ny mpikarakara rehetra izahay! Fa rehefa izay Dia izay! fikarakaranay ataonay Dia vita androany ihany! Fa tsy hoe rahapitso na rahaovina vao vita! Izany hoe arakan'ny efa fanaonay hatrizay Dia a distance ny fikarakarana! Azo atao ny mihaona mivatana raha tsy mahatoky ianao fa kosa ny misy anay Dia aty ambohimasina district ny betafo izany hoe 50km mialan'antsirabe! Noho izany izay mahamora sy mahamety Zavatra haingana ihany. Ataotsika MBA tsy handaniana fotoana lavabe laotra! Ka manana safidy malala ianao! Azonao atao ny maintso na mandefa hafatra @ numéro : 034 57 149 35 na 033 17 595 17 eny

mankasitraka anao!

BOKY PDF AMIDYBoky ody fitia : 10.400ar ny saranyBoky spirituelle : 10.400ar ny saranyBoky les guides spirituels : 10.40...
19/07/2024

BOKY PDF AMIDY

Boky ody fitia : 10.400ar ny sarany

Boky spirituelle : 10.400ar ny sarany

Boky les guides spirituels : 10.400ar ny sarany!

Boky harena miafina : 10.400ar ny sarany

Boky tsiambaratelon'ny amparatoka : 10.400ar

Boky andrianampoinimerina : 10.400ar

Boky ce qu'on lit dans la main : 10.400ar

fans
Mandefasa mp raha misy ny mahaliana anao!
Mankasitraka tompoko!

HO ANAREO TSARA VINTANA @ ITY VOLANA ITY!VOALOHANY :05 jolay 2024 Vava andro asorotany sy Voalahan'ny volana 🌑   "cancer...
06/07/2024

HO ANAREO TSARA VINTANA @ ITY VOLANA ITY!

VOALOHANY :
05 jolay 2024 Vava andro asorotany sy Voalahan'ny volana 🌑 "cancer" (foza) ao anatin'ny volana hafa : 04 izany hoe ranim-bitana mitondra sokajim-bitana rivotra @ fanisa andro malagasy!

Eny Ary!
Ny vintana asorotany eto no tompony ka mitondra ny andro sy ny volana fa ny vintanan'olona mitondra ny vintana Adolo "Verseau ♒" no mahazo tombony! Bé Dia bé @ ity volana ity! Satria nahoana! Satria : Ny vintana adalo dia mifanambina @ vintana asorotany! Misaora ianao @ asorotany!

FANAMARIHANA :
Ka noho izany mahaiza izany mifandamina tsara ianareo mitondra ny vintana asorotany & adalo fa mety tsara ny volana sy ny andronareo! @ akapobehiny dia mifanaraka tsara @ adalo avokoa ny andro rehetra @ ity volana asorotany ity! Ka mahaiza manararaotra ry adalo! Mahaiza mitady Ary mahaiza manangona eny mahaiza ihany koa mizara fa toetranao izany!

FAMPITANDREMANA :
Tsy tsara anefa anao ry vintana adalo miaraka na manao Zavatra na manomboka Zavatra @ andro na ny olona mitondra ny vintana alahasaty sy ny mitovy vintana miaraka aminao izany hoe ny vintana adalo ihany io satria hanomo Ilay EFA MBA chance ho anao indray izy raha vintana alahasaty no namanao Ary raha vintana adalo Dia hiady vintana ihany koa nareo ka! Tandremo izay!

HAFATRA :
Tsy Ilay tonon'andronin'ny daloho eto Ilay Tiana ho lazaina izany hoe : tsy Ilay lazaina hoe : Verseau 20 janvier - 19 février . Fa Ilay olona tena mitondra Io vintana Io @ alalan'ny Ora & ny andro Ary ny volana & ny taona naterehany mihitsy! AOKA HAZAVA TSARA MIHITSY ALOHA IZAY!

Manaraka izany! Raha ny Zavatra ataonareo mitondra Io vintana adalo Io no tsy misy mety @ ity volana asorotany ity Dia mihevera malaky izany hoe hareno avietran'ny vintana fa tsy tomombana @ tokony ho izy izy!

Ny endrika isehoan’ny vintana

· Ratsy vintana : olona teraka tamin’ny tonon’andro ratsy, mety ho resy lava eo amin’ny fiainana, tsy mahomby.

· Tsara vintana : olona ambinina hatrany eo amin’izay ataony

· Mahery vintana : olona sarotra asian-dratsy, mandresy ny vintan’ny hafa, ilazana ny olona teraka alakaosy

· Manoto vintana : olona mety mivadika na mitondra loza ho an’ireo manodidina azy

· Totoim-bitana : olona izay toy ny asesi-doza ka iharam-pahavoazana hatrany eo amin’zay ataony

· Mifaniho vintana: olona tsy afaka manatanteraka zavatra miaraka satria tsy mifanambina

Marihina fa azo amboarina amin’ny alalan’ny fanatonana mpanandro na ombiasy (olona be hasina) ny vintana. Tsy mpanolotra vintana izy fa mpanamboatra, mpanatsara, mpanarina na mpanalefaka.

Raha misy azo atao Dia mandefasa Mp fa vonona ny handray anao hatrany izay!

1 : FANARENAMBITANA
2 : FANATSARANA VINTANA
3 : MAMPIVOTRA FIAINANA

FIJERENA VINTANA MANONKANA!

📃 - HAFATRA : Fantaro aminy alalan'ny sokajim-bitana anao manonkana ny tsiambaratelon'ny momba momba anao rehetra! Mba hahaizanao sy hafantaranao ny tsiambaratelony rehetra misy anao sy ny manodidina azy! @ ireo Zavatra Maro be mety Mbola tsy fantatrao fa miafina ! Izay lazaiko eto fa tsy ho hanenenanao mihitsy ny mahalala izany! Na ny kely akory aza! Mba hahaizanao mitondra ny fiainanao sy hafantaranao ianao manomboka hatreo!

FANTARO
🗂 - Ny mombany ny fijerene vintana manonkana nefa havako dia mbola misy kajy kajy maro atao vao tena fantatra sy hita ny mombany vintan'Olona iray ka izay no maha misy saram-pizahana mirary azy natao ho zakan'ny be sy ny maro azy izay 'ny Saram-pizahana 5.200 ar monja izay hafantaranao Zavatra maro mahakasikan'ny vintananao! Izay ahitanao sy hafantaranao ireto tsara ho fantatra manaraka rehetra ireto! :

1 - Anjely mpiambina anao
2 - sokajim-bitana misy eo vankana
3 - Sokajim-bintana @ alalan'ny singa efatra
4 - Vato manambiana anao
5 - Loko manambiana anao
6 - Hazo manambiana anao
7 - Planet manambiana anao
8 - Metaly manambiana anao
9 - Vakana manambiana anao
10 - Voninkazo manambiana anao
11 - Andro ratsy tsy Mety
12 - Volon'omby manambiana anao
13 - Bika ivelany mamaritra anao
14 - Volon'akoho manambiana anao
15 - Ranomanitra manambiana anao
16 - Fambara tsara aminao
17 - Fambara ratsy aminao
18 - Isa manambina manambiana anao
19 - Asa mety tokony ho atanao
20 - Teny fanalahidy manambiana anao
21 - Ora manambina manambiana anao
22 - Ny hitondrana anao eo fiainanao
23 - Anjely mpitarika mpitondra anao
24 - Vintanan'olona manambina anao
25 - Andro manambina anao
26 - Asa tsy mety
27 - Faditra manala ratsy Sahaza anao
28 - Vintan'olona tsy manambina anao
29 - Tandremana tokony ho atao
30 - Fady aminy fiainana andavanandro
31 - Ny toetra vintanao manonkana
32 - Signe mifanaraka aminao
33 - Signe mifanipaka aminao

📌 - FANAMARINA : Tsy hoe ny iray @ ireo ihany no hitanao ao fa izy rehetra ireo ho ampafantarina anao ao daholo! Miaraka @ momba momba ny vintana anao sy ny arak'asa Ary ny ara-pitiavana! Ary Ilay tena Vintana anao mitondran'ny ora, sy ny andro, ary ny volana, ka noho izany Ary Dia izao! Fantaro fa izay rehetra izay no @ alalan'ny Saram-pizahana : 5.200ariary monja! Ka raha vonona sy mazoto Ary ianao Dia ity ny momba momba handefasana ny Saram-pizahana :

📝 info
📱- NUMERO = 034 57 149 35
🖨 - ANARANA = Manovohery
💸 - SARAM-PIZAHANA = 5.200ariary

(Noho izany hafatra ihany ny ahy fa anao ny safidy!)
ENY MANKASITRAKA ANAO!

FITSABOANA MALAGASYHAFATRA : fantaro fa izahay mpiandraikitra eto @ ity page ity dia mamaha ny olana maro izay misy sy m...
05/07/2024

FITSABOANA MALAGASY

HAFATRA : fantaro fa izahay mpiandraikitra eto @ ity page ity dia mamaha ny olana maro izay misy sy mpitsabo netim-paharazana ireo karazana aretina sy famosavina ny @ tsy fahatomombanana sy ny sopatra rehetra na ara-batana izany na ara-panahy ! izay tsara izany marihako tsara izay ’ny fijerena andro no hanaovana izany izay ka Afaka lazainao ato @ ireo voalaza eo ambany ireo izay mety sy azo atao anao!

✓MIJERY NY ANDRO METY SY NY TSY METY
✓FIJERENA VINTANA MANONKANA

✓MANALA BLOCAGE
✓FANAMBOARANA VINTANA
✓MAMPIVOATRA FIAINANA
✓HANATSARA VINTANA
✓FANARENAMBITA

✓TSATRAN’NY ODY FITIA MAHERY
✓FAMERENANA OLOTIANA
✓MPIVADY MIKOROTANA
✓VADY LASAN’OLONA
✓VADY AZON’ODY
✓MITADY ASA
✓ODY FITIA
✓FANIDY

✓MAMPATANJAKA NY RATSAM-BATANA
✓FAMERENANA VADY NISITAKA
✓FANALANA TSY TIA MAINTY
✓MPIVADY TSY IRAY LOHA
✓VAROTRA TSY MANDEHA
✓ANDEHA ANY AMPITA
✓FANORENANA TRANO
✓FANALANA ODY FITIA
✓FANAINGA LAVITRA
✓FISARITAMBOLA
✓FAMATOMBOLA

✓FIAROVANA NY VADY AMAN’JANAKAO
✓FIAROVANA NY TANANAO
✓MANALA FANAHY RATSY
✓FIAROVANA NY ASANAO
✓HILA RAVINAHITRA
✓FIAROVANTENA

✓FAMPIRAFESANA ATAON'NY OLOTIANA
✓MANAMBOATRA VINTANA MPIVADY
✓FITIAVANA HO LAMBAN’ANKOHO
✓TSY MAHATSANGA NJAVATRA
✓MAMANTATRA NY HO AVY
✓LAFIKA VORIKA MASAVY
✓FANAHY MANAMBANDY
✓OZONA SY TARAZO
✓MANALA TSATOKA
✓HAZARINKARENA
✓MANIRY ANAKA
✓FITSARANA

Sns....

FANAMARIHANA :
Izay voal Asiana haloanao voalohany ihany no alohanao fa tsy misy hoe mbola mandoha otran'ny izao ianao na sahala ! Tsy toin'ny mpikarakara rehetra izahay! Fa rehefa izay Dia izay! fikarakaranay ataonay Dia vita androany ihany! Fa tsy hoe rahapitso na rahaovina vao vita! Izany hoe arakan'ny efa fanaonay hatrizay Dia a distance ny fikarakarana!

Raha misy Ary ny mahaliana anao Dia afaka mandefa Mp aviantrany ianao! Na maintso ny laharana : 0331759517

fans
Eny mankasitraka anao!

FANTARO🗂 - Ny mombany ny fijerene vintana manonkana nefa havako dia mbola misy kajy kajy maro atao vao tena fantatra sy ...
29/06/2024

FANTARO
🗂 - Ny mombany ny fijerene vintana manonkana nefa havako dia mbola misy kajy kajy maro atao vao tena fantatra sy hita ny mombany vintan'Olona iray ka izay no maha misy saram-pizahana mirary azy natao ho zakan'ny be sy ny maro azy izay 'ny Saram-pizahana 5.200 ar monja izay hafantaranao Zavatra maro mahakasikan'ny vintananao! Izay ahitanao sy hafantaranao ireto tsara ho fantatra manaraka rehetra ireto! :

1 - Anjely mpiambina anao
2 - sokajim-bitana misy eo vankana
3 - Sokajim-bintana @ alalan'ny singa efatra
4 - Vato manambiana anao
5 - Loko manambiana anao
6 - Hazo manambiana anao
7 - Planet manambiana anao
8 - Metaly manambiana anao
9 - Vakana manambiana anao
10 - Voninkazo manambiana anao
11 - Andro ratsy tsy Mety
12 - Volon'omby manambiana anao
13 - Bika ivelany mamaritra anao
14 - Volon'akoho manambiana anao
15 - Ranomanitra manambiana anao
16 - Fambara tsara aminao
17 - Fambara ratsy aminao
18 - Isa manambina manambiana anao
19 - Asa mety tokony ho atanao
20 - Teny fanalahidy manambiana anao
21 - Ora manambina manambiana anao
22 - Ny hitondrana anao eo fiainanao
23 - Anjely mpitarika mpitondra anao
24 - Vintanan'olona manambina anao
25 - Andro manambina anao
26 - Asa tsy mety
27 - Faditra manala ratsy Sahaza anao
28 - Vintan'olona tsy manambina anao
29 - Tandremana tokony ho atao
30 - Fady aminy fiainana andavanandro
31 - Ny toetra vintanao manonkana
32 - Signe mifanaraka aminao
33 - Signe mifanipaka aminao

📌 - FANAMARINA : Tsy hoe ny iray @ ireo ihany no hitanao ao fa izy rehetra ireo ho ampafantarina anao ao daholo! Miaraka @ momba momba ny vintana anao sy ny arak'asa Ary ny ara-pitiavana! Ary Ilay tena Vintana anao mitondran'ny ora, sy ny andro, ary ny volana, ka noho izany Ary Dia izao! Fantaro fa izay rehetra izay no @ alalan'ny Saram-pizahana : 5.200ariary monja! Ka raha vonona sy mazoto Ary ianao Dia ity ny momba momba handefasana ny Saram-pizahana :

📝 numéro : 034 57 149 35

Address

Antsirabe

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny vintana 12 sy ny tonon'androny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Ny vintana 12 sy ny tonon'androny:

Share