Hairaha sy ny Haitsabo Malagasy

Hairaha sy ny Haitsabo Malagasy ⭐⭐⭐⭐⭐
Alohan'ny Zavatra rehetra Dia :
♈♉♊♋♌️♍♎♏♐♑♒♓️
AZA ADINO NY MANINDRY IO J'AIME 👇 IO 👍
(1)

HEVITR'NY LOKO   Ny loko tsirairay dia manana hevitra Ireto ny heviny tsirairay avy izay tsara ho fantatrao ihany na Dia...
05/02/2025

HEVITR'NY LOKO




Ny loko tsirairay dia manana hevitra Ireto ny heviny tsirairay avy izay tsara ho fantatrao ihany na Dia EFA mahazatra aza ny mahita izany an'ny loko sasany noho izany Dia izao

Ireto no azo ambara mahakasika Izany :

1. MENA
- Heviny : Herim-po, fitiavana, hafanam-po, fahazotoana.

2. MAITSO
- Heviny : Zava-boary, famerenana amin'ny laoniny, fahavelomana, fandrosoana.

3. MAVO
- Heviny : Hazavana, fahazavana, fahasambarana, fahamendrehana.

4. MANGA
- Heviny : Fiadanana, fitoniana, fahazavana, fahalalana.

5. VOLOMPARASY
- Heviny : Fitiavana, fahafinaretana, fahatsoram-po.

6. MAINTY
- Heviny : Fahendrena, fahamarinana, aloka, fahafatesana.

7. FOTSY
- Heviny : Fahadiovana, fahamasinana, fahafahana.

8. VOLOMENA
- Heviny : Harena, fahamendrehana, voninahitra.

9. MANGA MAITSO (Cyan)
- Heviny : Fahazavana, fahafahana, fahavelomana.

10. VIOLET
- Heviny : Fahagagana, fahafinaretana, fahamarinana.
fans
Mankasitraka havako aby izay indrindra aloha Ary ny androny fa Dia mirary tontolo andro finaritra!

04/02/2025

HOROSCOPE DU JOUR
Anio talata
04 février 2025

NB : Aza hadino hatrany ny mizara ny pagetsika
groupe misy anaoity page ity ity dia mizara ny tonon'andronao isakan'ny @ 18h hariva isan'andro.

- Bélier : Maro no mbola azo atao raha iray fotsiny no tsy nety
Loko : Maitso
Mifambina : Cancer
Isa : 9 5

- Taureau : Izay tena ilaina ihany aloha handaniana
Loko : Fotsy
Mifambina : Capricorne
Isa : 7 5

- Gémeaux : Izay manavanana atao ary trandrao mihitsy izany
Loko : Manga
Mifambina : Bélier
Isa : 9

- Cancer : Aza be teny nefa hainao fa tsy maharaka ny tena
Loko : Mena
Mifambina : Poissons
Isa : 2

- Lion : Afantohy amin'ny asa aman-draharaha ny saina
Loko : Fotsy
Mifambina : Lion
Isa : 4

- Vierge : Raha tsy mirisika ianao tsy mahazo
Loko : Fotsy
Mifambina : Taureau
Isa : 7 6

- Balance : Aza atao izay mampalaelo azy
Loko : Mena
Mifambina : Sagittaire
Isa : 3 1

- Scorpion : Mila mailo ianao fa ny ratsy koa maro
Loko : Volontany
Mifambina : Bélier
Isa : 5

- Sagittaire : Tsy ny mandeha aloha foana no ho tonga aloha, samy manana ny hafainganam-pandehany io
Loko : Mavo
Mifambina : Balance
Isa : 7 1

- Capricorne : Mandefera, eny fa na dia anio fotsiny aza
Loko : Volondavenona
Mifambina : Scorpion
Isa : 3

- Verseau : Tohizo ny ezaka ary aza mora kivy fa lalana daholo izay miseho
Loko : Mainty
Mifambina : Lion
Isa : 8 1

- Poissons : Tandremo ny famitahana na dia tetika hitanao fa mety aza
Loko : Volontany
Mifambina : Scorpion
Isa : 3

FITSABOANA MALAGASY :
HAFATRA : fantaro fa izahay mpiandraikitra eto @ ity page ity dia mamaha ny olana maro izay misy sy mpitsabo netim-paharazana ireo karazana aretina sy famosavina ny @ tsy fahatomombanana sy ny sopatra rehetra na ara-batana izany na ara-panahy ! izay tsara izany marihako tsara izay ’ny fijerena andro no hanaovana izany izay mbola MARIHIKO TSARA ihany ko aloha atreto fa mbola a distance ihany no hanaovanay azy ity izay ’ny torolalana sy ny fomba fomba homenay anao ny izay. Ka ireto avy ary izany ka lazao anay any @ MP izay afaka atao anao !

1 : FIJERENA VINTANA MANONKANA
2 : FANARENAMBITA
3 : FANAMBOARANA VINTANA
4 : HANATSARA VINTANA
5 : EQUILLIBRAGE VINTANA MPIVADY
6 : MANALA BLOCAGE
7 : LAFIKA VORIKA MASAVY
8 : MAMPIVOATRA FIAINANA
9 : FANALANA ODY FITIA
10 : FAMERENANA VADY NISITAKA
11 : FAMPIRAFESANA ATAON'NY OLOTIANA
12 : FISARITAMBOLA
13 : ANDEHA ANY AMPITA
14 : FIAROVANA NY TANANA
15 : FIAROVANTENA
16 : FIAROVANA NY VADY AMAN’JANAKA
17 : FIAROVANA NY ASANAO
18 : TSATRAN’NY ODY FITIA MAHERY
19 : FITIAVANA HO LAMBAN’ANKOHO
20 : MPIVADY MIKOROTANA
21 : FAMERENANA OLOTIANA
22 : ODY FITIA
23 : VADY LASAN’OLONA
24 : MITADY ASA
25 : TSY MAHATSANGA NJAVATRA
26 : VAROTRA TSY MANDEHA
27 : MPIVADY TSY IRAY LOHA
28 : FANAINGA LAVITRA
29 : VADY AZON’ODY
30 : HILA RAVINAHITRA
31 : FAMATOMBOLA
32 : FANORENANA TRANO
33 : HAZARINKARENA
34 : FANALANA TSY TIA MAINTY
35 : MAMPATANJAKA NY RATSAM-BATANA
36 : FANIDY
37 : MINIRY ANAKA
38 : FANAHY MANAMBANDY
39 : FITSARANA
40 : OZONA SY TARAZO
41 : MANALA FANAHY RATSY
42 : MIJERY NY ANDRO METY SY NY TSY METY ISAKAN’NY ANDRO
43 : MAMANTATRA NY HO AVY NY OLONA IRAY ’NY VINTANA

Sns…
Maro tsy voatanisa!

Ka noho izany aza misalasala manontany raha misy ny fikarakarana mahaliana ka tianao ho atao eny ny fahavononanao Dia efa zava-dehibe fa aza misalasa mandefa hafatra miafina message prive io ambany io fa izahay dia mitazona ny tsiambaratelona rehetra ! ’ny saram-pikarakarana mirary izay efa maro no nahita vokatra tsara ! ka noho izany ary dia izao izahay marihiko tsara FA IZAY SAFIDINY TSIRAIRAY IHANY IO FA IZAHAY TOMPOKO TSY MANERY !

PAGE :
©
©
Mirary tontolo andro finaritra tompoko
MANKASAITRA INDRINDRA !

miarahaba havako aby!BOKY SECRET DE LA VIE SPIRITUALBoky natao ho any bé sy ny maro izay mifonofo fampianarana mystère n...
21/11/2024

miarahaba havako aby!
BOKY SECRET DE LA VIE SPIRITUAL

Boky natao ho any bé sy ny maro izay mifonofo fampianarana mystère ny tontolo ara-panahy! Eny na ny ara-materialy ihany koa aza! Ka mampianatra anao ireo tsiambaratelo maro! Mifono mystère @ fiainana! Mba afahanao mivoatra sy mandinika Ary mivelatra @ ho avinao @ fiainanao!

Natao ho zavakan'ny rehetra ny sarany ka raha mahaliana anao Ary izany Dia manasa anao hiditra MP aviantrany! Afaka Maka ny andinidiny Zavatra tokony azahonao ny boky! Izany marihana fa PDF ihany aloha atreto!

Détails :
BOKY : Secret de la vie spiritual
PAGE : 1/492, page
TAILLE : 6.4 Mo

fans
Mankasitraka anao!

FAMPIANARANA NY VINTANA 12 TSIRAIRAY!Miarahaba havako aby!Ity misy fitsapan'kevitra kely ho antsika rehetra! Saody mahal...
26/09/2024

FAMPIANARANA NY VINTANA 12 TSIRAIRAY!

Miarahaba havako aby!
Ity misy fitsapan'kevitra kely ho antsika rehetra! Saody mahaliana anao ihany! Nefa hafatra ihany fa samy manana ny safidy ny tsirairay! Noho izany! IZA DAHOLO NO VONONA HIANATRA ASTROLOGIE! (En ligne) Mandefasa message hoe : (Momban'ny fampianarana) izay marihana fa misy saram-pianarana 5.200ar isam'bolana! Ka hianarana ny momban'ny Tena atao hoe astrologie! Hafantaranao ny tena marina momban'ny vintana! Ka izay tena vonona Dia mandefasa message privé ao misoratra anarana fa androany 26 septembre 2024 mandram-pa Tongan'ny : 30 septembre 2024 izy ity izay no farany ah!

FANAMARIHANA :
Isakan'ny : SABOTSY & ALAHADY
Ihany ny fampianarana sy ny fametrahana fanontaniana!

Bonus : hojerenay mamaimpiana ny vintana anao manokana! Vojivojeo fa misy any izany Aiza indray!

Hafatra sy fitsapan'kevitra ho any rehetra ihany fa samy manana ny safidiny ny tsirairay.
Mankasitraka havako aby!

 RITUEL GRATUIT
25/07/2024


RITUEL GRATUIT

🔯   🔯ho any vehivavy ity aloha!-Chaque rituel; averimberiko matetika aza adino ny purification tanana;- Maka lamba fotsy...
25/07/2024

🔯 🔯
ho any vehivavy ity aloha!

-Chaque rituel; averimberiko matetika aza adino ny purification tanana;

- Maka lamba fotsy vaovao; ny atao hoe vaovao; mbola tsy nampiasaina; na vao novidina.

- Soraty amin'iny lamba iny averimberina in-111 na 313 na 1111 ity soratra manaraka ity :

- Rehefa vita izay dia maka rano coco izay nasiana ravina emilia praetermissia voatoto [ Jereo ny sary ] ary sasao ao anatin'iny ilay lamba.

- Maka Mananasy iray masaka tsar lavahana ny ao anatiny; dia ataovy ao anaty mananasy nolavahana ireo rano etsy voalaza etsy ambony;

- Rehefa vitaizay ampidiro ao ihany koa ilay lamba

- Asio siramamy kely sy Tantely pure ary tangolo gasy na tangolo lay voatoto. Tahirizo mandritra ny 7 andro; dia tsoahy ilay lamba rehefa avy eo atapy ao antrano mba ho maina fa tsy ampahazoina masoandro; ao antrano hoy aho.

- Ny mpitovo mbola tsy manambady latsaka ny 20 taona; iangaviana mba tsy hanao azy raha tsy izany dia hisy tovolahy hanadala anao mandritra ny androm-piainanao manontolo.

- Ity amin''izay ary no tena raharaha; raha tsapanao fa tsy tia anao intsony ny vadinao; mampijaly vady; mamolava; mampirafy anao; manitsakitsaka anao; tsy manome vola; tsy azo ny karamany; maditra. Tapitra hatreo izany; Rehefa miaraka ianareo roa aza atao miala ny vatanao iny lamba iny.Hoitanao fa voafandrika izy; afaka entina amin''izay anaovana azy; afaka entinao amin'ny sangany; hihi; aza atao an''izany kosa ee; mba fantaro ihany koa ny limite ny zavatra tsy tokony hatao aminy fa ny tiako tenenina manaiky anao izy amin'ny fotoana rehetra raha mbola miaraka aminao fona iny lamba iny, Tandremo kosa ampiasaina amin''ny zavatra ratsy ; sao dia ianao koa ny hanitsakitsaka azy rehefa avy eo;hihi; miandry anao ny karmanao raha izany

- Tandremo; ny fadiny dia tsy mitondra azy rehefa tonga regle; raha tsy izany depart a zero indray mandeha ianao

Mankasitraka havako aby!

- VOSAVY NA VORIKA - 🔯 RITUEL GRATUIT 🔯- Mitelina tsy tsakoina voany 7 ho an'ny vehivavy, voany 9 ho an'ny Lehilahy, ate...
24/07/2024

- VOSAVY NA VORIKA -
🔯 RITUEL GRATUIT 🔯

- Mitelina tsy tsakoina voany 7 ho an'ny vehivavy, voany 9 ho an'ny Lehilahy, atelina amin'ny 00h00. Miaro anao amin'ireo hery ratsy na vosavy na vorik rehetra.Havaozina isakin'ny 06 mois. Araka ny fitsaboana gasy nentim-paharazana, miaro amin'ny aretina mifindra koa izy io ( hita tato amin'ny facebook ) izay tohanako 100 isan-jato ny efficacitény rehefa nanao fanandramana.Misy ny milaza azy ho poison; rehefa tsakoina io tena poison tokoa fa tsy tsakoina fa atelina miaraka amin'ny rano fotsiny.

- Mitelina tsy tsakoina, voany 4 dia manjavona, hotrany hoe tsy misy ianao manoloana ireo mpanao ody ratsy. Raha misy olona handeha eny amin'ny mpimasy ka hanao aody ratsy anao;na hampizaha anao; tsy hohitan'izareo mintsy ianao, hotrany hoe olona mbola tsy tonga tety ambony tany.Havaozina isakin'ny 5 taona

- Raha tianao hiaro anao amin'ny fanahy ratsy ao antrano na eny rehetra eny, na eny ampandehanana, maka voany 41 miaraka amin'ny citron iray.Lavaho io citron io dia ampidiro ao anatiny daoly ireo voa 41 voalaza etsy ambony, fonosy lamba mainty dia ahantona amin'ny toerana misy anao matetika ( chambre, bureau, fiara, ......)

Samy ho tahian'andriamanitra havako aby!

HO ANAREO TSARA VINTANA @ ITY VOLANA ITY!VOALOHANY :05 jolay 2024 Vava andro asorotany sy Voalahan'ny volana 🌑   "cancer...
06/07/2024

HO ANAREO TSARA VINTANA @ ITY VOLANA ITY!

VOALOHANY :
05 jolay 2024 Vava andro asorotany sy Voalahan'ny volana 🌑 "cancer" (foza) ao anatin'ny volana hafa : 04 izany hoe ranim-bitana mitondra sokajim-bitana rivotra @ fanisa andro malagasy!

Eny Ary!
Ny vintana asorotany eto no tompony ka mitondra ny andro sy ny volana fa ny vintanan'olona mitondra ny vintana Adolo "Verseau ♒" no mahazo tombony! Bé Dia bé @ ity volana ity! Satria nahoana! Satria : Ny vintana adalo dia mifanambina @ vintana asorotany! Misaora ianao @ asorotany!

FANAMARIHANA :
Ka noho izany mahaiza izany mifandamina tsara ianareo mitondra ny vintana asorotany & adalo fa mety tsara ny volana sy ny andronareo! @ akapobehiny dia mifanaraka tsara @ adalo avokoa ny andro rehetra @ ity volana asorotany ity! Ka mahaiza manararaotra ry adalo! Mahaiza mitady Ary mahaiza manangona eny mahaiza ihany koa mizara fa toetranao izany!

FAMPITANDREMANA :
Tsy tsara anefa anao ry vintana adalo miaraka na manao Zavatra na manomboka Zavatra @ andro na ny olona mitondra ny vintana alahasaty sy ny mitovy vintana miaraka aminao izany hoe ny vintana adalo ihany io satria hanomo Ilay EFA MBA chance ho anao indray izy raha vintana alahasaty no namanao Ary raha vintana adalo Dia hiady vintana ihany koa nareo ka! Tandremo izay!

HAFATRA :
Tsy Ilay tonon'andronin'ny daloho eto Ilay Tiana ho lazaina izany hoe : tsy Ilay lazaina hoe : Verseau 20 janvier - 19 février . Fa Ilay olona tena mitondra Io vintana Io @ alalan'ny Ora & ny andro Ary ny volana & ny taona naterehany mihitsy! AOKA HAZAVA TSARA MIHITSY ALOHA IZAY!

Manaraka izany! Raha ny Zavatra ataonareo mitondra Io vintana adalo Io no tsy misy mety @ ity volana asorotany ity Dia mihevera malaky izany hoe hareno avietran'ny vintana fa tsy tomombana @ tokony ho izy izy!

Ny endrika isehoan’ny vintana

· Ratsy vintana : olona teraka tamin’ny tonon’andro ratsy, mety ho resy lava eo amin’ny fiainana, tsy mahomby.

· Tsara vintana : olona ambinina hatrany eo amin’izay ataony

· Mahery vintana : olona sarotra asian-dratsy, mandresy ny vintan’ny hafa, ilazana ny olona teraka alakaosy

· Manoto vintana : olona mety mivadika na mitondra loza ho an’ireo manodidina azy

· Totoim-bitana : olona izay toy ny asesi-doza ka iharam-pahavoazana hatrany eo amin’zay ataony

· Mifaniho vintana: olona tsy afaka manatanteraka zavatra miaraka satria tsy mifanambina

Marihina fa azo amboarina amin’ny alalan’ny fanatonana mpanandro na ombiasy (olona be hasina) ny vintana. Tsy mpanolotra vintana izy fa mpanamboatra, mpanatsara, mpanarina na mpanalefaka.

Raha misy azo atao Dia mandefasa Mp fa vonona ny handray anao hatrany izay!

1 : FANARENAMBITANA
2 : FANATSARANA VINTANA
3 : MAMPIVOTRA FIAINANA

FIJERENA VINTANA MANONKANA!

📃 - HAFATRA : Fantaro aminy alalan'ny sokajim-bitana anao manonkana ny tsiambaratelon'ny momba momba anao rehetra! Mba hahaizanao sy hafantaranao ny tsiambaratelony rehetra misy anao sy ny manodidina azy! @ ireo Zavatra Maro be mety Mbola tsy fantatrao fa miafina ! Izay lazaiko eto fa tsy ho hanenenanao mihitsy ny mahalala izany! Na ny kely akory aza! Mba hahaizanao mitondra ny fiainanao sy hafantaranao ianao manomboka hatreo!

FANTARO
🗂 - Ny mombany ny fijerene vintana manonkana nefa havako dia mbola misy kajy kajy maro atao vao tena fantatra sy hita ny mombany vintan'Olona iray ka izay no maha misy saram-pizahana mirary azy natao ho zakan'ny be sy ny maro azy izay 'ny Saram-pizahana 5.200 ar monja izay hafantaranao Zavatra maro mahakasikan'ny vintananao! Izay ahitanao sy hafantaranao ireto tsara ho fantatra manaraka rehetra ireto! :

1 - Anjely mpiambina anao
2 - sokajim-bitana misy eo vankana
3 - Sokajim-bintana @ alalan'ny singa efatra
4 - Vato manambiana anao
5 - Loko manambiana anao
6 - Hazo manambiana anao
7 - Planet manambiana anao
8 - Metaly manambiana anao
9 - Vakana manambiana anao
10 - Voninkazo manambiana anao
11 - Andro ratsy tsy Mety
12 - Volon'omby manambiana anao
13 - Bika ivelany mamaritra anao
14 - Volon'akoho manambiana anao
15 - Ranomanitra manambiana anao
16 - Fambara tsara aminao
17 - Fambara ratsy aminao
18 - Isa manambina manambiana anao
19 - Asa mety tokony ho atanao
20 - Teny fanalahidy manambiana anao
21 - Ora manambina manambiana anao
22 - Ny hitondrana anao eo fiainanao
23 - Anjely mpitarika mpitondra anao
24 - Vintanan'olona manambina anao
25 - Andro manambina anao
26 - Asa tsy mety
27 - Faditra manala ratsy Sahaza anao
28 - Vintan'olona tsy manambina anao
29 - Tandremana tokony ho atao
30 - Fady aminy fiainana andavanandro
31 - Ny toetra vintanao manonkana
32 - Signe mifanaraka aminao
33 - Signe mifanipaka aminao

📌 - FANAMARINA : Tsy hoe ny iray @ ireo ihany no hitanao ao fa izy rehetra ireo ho ampafantarina anao ao daholo! Miaraka @ momba momba ny vintana anao sy ny arak'asa Ary ny ara-pitiavana! Ary Ilay tena Vintana anao mitondran'ny ora, sy ny andro, ary ny volana, ka noho izany Ary Dia izao! Fantaro fa izay rehetra izay no @ alalan'ny Saram-pizahana : 5.200ariary monja! Ka raha vonona sy mazoto Ary ianao Dia ity ny momba momba handefasana ny Saram-pizahana :

📝 info
📱- NUMERO = 034 57 149 35
🖨 - ANARANA = Manovohery
💸 - SARAM-PIZAHANA = 5.200ariary

(Noho izany hafatra ihany ny ahy fa anao ny safidy!)
ENY MANKASITRAKA ANAO!

Ny Ririnina :Perihelion sy AphelionMbola ato anatin'ny vanipotoana ny Ririnina ihany mo isika izao Ary mety tsy hifarana...
24/06/2024

Ny Ririnina :
Perihelion sy Aphelion

Mbola ato anatin'ny vanipotoana ny Ririnina ihany mo isika izao Ary mety tsy hifarana izany raha tsy any @ faramparan'ny volana Aogositra any! Satria ny Aphelion manomboka eo renivohitr'i Antananarivo, Madagascar dia ny Zoma 5 Jolay 2024 amin'ny 01:06 maraina izany hoe mamarana ny volana adizaoza fa hiditra ny volana asorotany indray mo izany manomboka ny sabotsy 6 jolay 2024 @ 02:10mn maraina Dia voamay hiamafimafy izany hatsiaka izany. Izay marihana fa :

Ny halavirana amin'ny afovoan'ny Masoandro amin'ny afovoan-tany @ Io fotoana Io dia 152.099.968 km (94.510.539 mi) 68% miha lavitra kokoa. Efa tena mangatsiaka anefa ny andro araka izany @ izao ankehitriny izao.

Ny Tany no akaiky indrindra amin'ny Masoandro, eo amin'ny perihelion, izany hoe ankatokan'ny fahavaratra Io izay tokony ho tapa-bolana aorian'ny solstice Desambra ary ny lavitra indrindra amin'ny Masoandro indray izy, na amin'ny aphelion, dia tokony ho tapa-bolana aorian'ny solstice Jona .

Ny Tany dia mihodidina ny Masoandro amin'ny lalana elliptika, izay midika fa misy teboka iray amin'ny lalana akaiky indrindra amin'ny Masoandro ary teboka iray lavitra indrindra amin'ny Masoandro.

Somary tara kely mo no nampidirana azy ity fa hozahana MBA lazaina ihany na izany aza fa MBA nisy fotoana nalalaka kely Aho! Ny ririnina no fizaran-taona manaraka ny fararano, izay vanim-potoana mangatsiaka; fohy ny andro fa ny alina no lava. Rako-drahona matetika ny andro ririnina ka tsy ampy ny hazavana sy ny hafanana azo avy amin' ny masoandro. Ianjadian' ny fanala ny hazo ka mihintsan-dravina. Milevina ireo biby mpilevina ririnina.

Amin' ireo faritra misy fizaran-taona efatra dia ny fararano no eo alohany fa ny lohataona no manarakaraka azy. Izy no fizaran-taona farany.

Raha zaraina efatra mitovy ny taona iray dia izao: ao amin' ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana Desambra sy Janoary ary Febroary ny ririnina fa ao amin' ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana Jona sy Jolay ary Aogositra io fizaran-taona io.

© : Ny vintana 12 sy ny tsara ho fantatrao
© : Ny vintana 12 sy ny tonon'androny 2.0
© : Hairaha sy ny Haitsabo Malagasy

Mankasitraka havako aby! fans

HOROSCOPE DU JOURanio alahady23 juin 20241 - BELIER  : Mifalia fa hitsiky aminao ny vintana anioLoko : VolomboasaryMifan...
22/06/2024

HOROSCOPE DU JOUR
anio alahady
23 juin 2024

1 - BELIER : Mifalia fa hitsiky aminao ny vintana anio
Loko : Volomboasary
Mifanambina : 2 - TAUREAU
Isa : 2 5

2 - TAUREAU : Ny zava-bita no tsaraina eeh!
Loko : Volondavenona
Mifanambina : CANCER
Isa : 9 1

3 - GEMEAUX : Raha zavatra mbola tsy azo antoka dia aza idirana aloha
Loko : Volontany
Mifanambina : SAGITTAIRE
Isa : 6 1

4 - CANCER : meteza hahitsy raha sendra diso
Loko : Volontany
Mifanambina : 7 - BALANCE
Isa : 2 1

5 - LION : Tsarovy fa tsy irery izany ianao fa misy mahatsiaro
Loko: Manga
Mifanambina : 2 - TAUREAU
Isa : 3 7

6 - VIERGE : Aza avela andalo fotsiny ny lasa fa raiso ny lesona anarenana ny lesoka
Loko : Fotsy
Mifanambina : CANCER
Isa : 7

7 - BALANCE : Mitoetra eny foana ihany ilay tena fitiavana
Loko : Manga
Mifanambina : LION
Isa : 7

8 - SCORPION : Hampifamalio ny fitiavana fa izay no ilaina
Loko : Fotsy
Mifanambina : VIERGE
Isa : 5

9 - SAGITTAIRE : Ahitsio izay hitanao fa tsy mety ataon'ny manodidina anao
Loko : Volontany
Mifanambina : CANCER
Isa : 7 2

10 - CAPRICORNE : aza alefa lavitra loatra ny saina fa indraindray mety hamitaka
Loko : Mena
Mifanambina : SCORPION
Isa : 6 1

11 - VERSEAU : Mahalalà ny hafa fa aza tia tena
Loko : Fotsy
Mifanambina : 2 - TAUREAU
Isa : 3

12 - POISSONS : Tapaho ny hevitra, aza manao rahampitso rahampitso
Loko : Manga tanora
Mifanambina : 3 - GEMEAUX
Isa: 4 3

FITSABOANA MALAGASY :
HAFATRA : fantaro fa izahay mpiandraikitra eto @ ity page ity dia mamaha ny olana maro izay misy sy mpitsabo netim-paharazana ireo karazana aretina sy famosavina ny @ tsy fahatomombanana sy ny sopatra rehetra na ara-batana izany na ara-panahy ! izay tsara izany marihako tsara izay ’ny fijerena andro no hanaovana izany izay mbola MARIHIKO TSARA ihany ko aloha atreto fa mbola a distance ihany no hanaovanay azy ity izay ’ny torolalana sy ny fomba fomba homenay anao ny izay. Ka ireto avy ary izany ka lazao anay any @ MP izay afaka atao anao !

1 : FIJERENA VINTANA MANONKANA
2 : FANARENAMBITA
3 : FANAMBOARANA VINTANA
4 : HANATSARA VINTANA
5 : EQUILLIBRAGE VINTANA MPIVADY
6 : MANALA BLOCAGE
7 : LAFIKA VORIKA MASAVY
8 : MAMPIVOATRA FIAINANA
9 : FANALANA ODY FITIA
10 : FAMERENANA VADY NISITAKA
11 : FAMPIRAFESANA ATAON'NY OLOTIANA
12 : FISARITAMBOLA
13 : ANDEHA ANY AMPITA
14 : FIAROVANA NY TANANA
15 : FIAROVANTENA
16 : FIAROVANA NY VADY AMAN’JANAKA
17 : FIAROVANA NY ASANAO
18 : TSATRAN’NY ODY FITIA MAHERY
19 : FITIAVANA HO LAMBAN’ANKOHO
20 : MPIVADY MIKOROTANA
21 : FAMERENANA OLOTIANA
22 : ODY FITIA
23 : VADY LASAN’OLONA
24 : MITADY ASA
25 : TSY MAHATSANGA NJAVATRA
26 : VAROTRA TSY MANDEHA
27 : MPIVADY TSY IRAY LOHA
28 : FANAINGA LAVITRA
29 : VADY AZON’ODY
30 : HILA RAVINAHITRA
31 : FAMATOMBOLA
32 : FANORENANA TRANO
33 : HAZARINKARENA
34 : FANALANA TSY TIA MAINTY
35 : MAMPATANJAKA NY RATSAM-BATANA
36 : FANIDY
37 : MINIRY ANAKA
38 : FANAHY MANAMBANDY
39 : FITSARANA
40 : OZONA SY TARAZO
41 : MANALA FANAHY RATSY
42 : MIJERY NY ANDRO METY SY NY TSY METY ISAKAN’NY ANDRO
43 : MAMANTATRA NY HO AVY NY OLONA IRAY ’NY VINTANA

Sns…
Maro tsy voatanisa!

Ka noho izany aza misalasala manontany raha misy ny fikarakarana mahaliana ka tianao ho atao eny ny fahavononanao Dia efa zava-dehibe fa aza misalasa mandefa hafatra miafina message prive io ambany io fa izahay dia mitazona ny tsiambaratelona rehetra ! ’ny saram-pikarakarana mirary izay efa maro no nahita vokatra tsara ! ka noho izany ary dia izao izahay marihiko tsara FA IZAY SAFIDINY TSIRAIRAY IHANY IO FA IZAHAY TOMPOKO TSY MANERY !

PAGE :
©
©
Mirary tontolo andro finaritra tompoko
MANKASAITRA INDRINDRA !

22/06/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Anio Anio, Nax Hati, Tsiry Naval Ramanoelina, Nadia Randriamandimbisoa, Nathacha Youssouf, Soafeno Patrick Lido, Haingo Rakotonirina, Emma Razafimandimby, Sambatra Soanjanahary, Vatosoa Mémé, Fanainga Fanjava, Char'lee Jane Smith, Niavo Tahina, Mamitiana Rakotoarivelo, Mandresymanana Avo Claireanauel, Fanjatiana Marie Ange, Andry Ral, Romuald Razanamanjato, Ranax Bajoana, It'is EdEn Jackelio Begenne, Rasolonjatovo Thomas, Chris Rasolo, J***y Steven's, Mika Rosman, Lanto Rabetafika, Alison Royce, Sand Ra, Nomenjanahary Suzy Raïssa, Patrick Cym'Art, Angelo Mkz, Emmanuela Marthe, Ranto Lalaina, Holy Raly, Solo Kely, Odile Malalanirina, Clement Herinirina Clement, Diamondra Mendrika Rakotoarimanana, Andry Yunalie Ahmad, Célestine Razanamalala, Manjany Ludgé, Miarotina Dyane, Elihantra Christiana, Jean Pierre Papou Papou, Elysee Doris Andriamabeloson, Ilay Tsiaro Narovana, Nirinafi Razanakolona, Razafimandimby Mpanara-Dia, Rüss Mëlla, Andrew Sayd Malyk Jamal, Tinah Randrianarisoa

HOROSCOPE DU JOURanio sabotsy22 juin 20241 - BELIER  : Mbà hampamaivana anao dia vahao avy hatrany ny olana misy Loko : ...
21/06/2024

HOROSCOPE DU JOUR
anio sabotsy
22 juin 2024

1 - BELIER : Mbà hampamaivana anao dia vahao avy hatrany ny olana misy
Loko : Volontany
Mifanambina : SCORPION
Isa : 1 7

2 - TAUREAU : Tsy misy mahasakana anao anio noho ny fitiavana
Loko : Volontany
Mifanambina : VERSEAU
Isa : 8 7

3 - GEMEAUX : Misy fotoanany ny zava-drehetra fa miandra tantana
Loko : Mainty
Mifanambina : LION
Isa : 9 8

4 - CANCER : Aza mangataka andro lava fa ho taraiky ny farany
Loko : Fotsy
Mifanambina : POISSONS
Isa : 3

5 - LION : Aza miandry izay tsy handeha akory
Loko: Manga
Mifanambina : BELIER
Isa : 7 4

6 - VIERGE : Manaova zavatra vaovao rehefa hita fa tsy mety mihitsy sao ho lany fotoana
Loko : Volondavenona
Mifanambina : 7 - BALANCE
Isa : 6 4

7 - BALANCE : Aza asiana fisalasalana ny zavatra atao
Loko : Fotsy
Mifanambina : SAGITTAIRE
Isa : 9

8 - SCORPION : Tandremo fa manan-tsofina ny rindrina
Loko : Mena
Mifanambina : 2 - TAUREAU
Isa : 8

9 - SAGITTAIRE : Tsy ho takatry ny sainao ny zava-drehetra fa mila manaiky koa ny zava-misy
Loko : Mena
Mifanambina : 2 - TAUREAU
Isa : 6 7

10 - CAPRICORNE : Mitsahara ihany na dia izany aza fa ny aina tsy hananam-piry
Loko : Volondavenona
Mifanambina : 3 - GEMEAUX
Isa : 7 3

11 - VERSEAU : Aza mihevitra ny olona ho adala foana
Loko : Mainty
Mifanambina : LION
Isa : 9 1

12 - POISSONS : Tsy izay mitranga rehetra akory dia mety aminao
Loko : Volomboasary
Mifanambina : VERSEAU
Isa: 5

FITSABOANA MALAGASY :
HAFATRA : fantaro fa izahay mpiandraikitra eto @ ity page ity dia mamaha ny olana maro izay misy sy mpitsabo netim-paharazana ireo karazana aretina sy famosavina ny @ tsy fahatomombanana sy ny sopatra rehetra na ara-batana izany na ara-panahy ! izay tsara izany marihako tsara izay ’ny fijerena andro no hanaovana izany izay mbola MARIHIKO TSARA ihany ko aloha atreto fa mbola a distance ihany no hanaovanay azy ity izay ’ny torolalana sy ny fomba fomba homenay anao ny izay. Ka ireto avy ary izany ka lazao anay any @ MP izay afaka atao anao !

1 : FIJERENA VINTANA MANONKANA
2 : FANARENAMBITA
3 : FANAMBOARANA VINTANA
4 : HANATSARA VINTANA
5 : EQUILLIBRAGE VINTANA MPIVADY
6 : MANALA BLOCAGE
7 : LAFIKA VORIKA MASAVY
8 : MAMPIVOATRA FIAINANA
9 : FANALANA ODY FITIA
10 : FAMERENANA VADY NISITAKA
11 : FAMPIRAFESANA ATAON'NY OLOTIANA
12 : FISARITAMBOLA
13 : ANDEHA ANY AMPITA
14 : FIAROVANA NY TANANA
15 : FIAROVANTENA
16 : FIAROVANA NY VADY AMAN’JANAKA
17 : FIAROVANA NY ASANAO
18 : TSATRAN’NY ODY FITIA MAHERY
19 : FITIAVANA HO LAMBAN’ANKOHO
20 : MPIVADY MIKOROTANA
21 : FAMERENANA OLOTIANA
22 : ODY FITIA
23 : VADY LASAN’OLONA
24 : MITADY ASA
25 : TSY MAHATSANGA NJAVATRA
26 : VAROTRA TSY MANDEHA
27 : MPIVADY TSY IRAY LOHA
28 : FANAINGA LAVITRA
29 : VADY AZON’ODY
30 : HILA RAVINAHITRA
31 : FAMATOMBOLA
32 : FANORENANA TRANO
33 : HAZARINKARENA
34 : FANALANA TSY TIA MAINTY
35 : MAMPATANJAKA NY RATSAM-BATANA
36 : FANIDY
37 : MINIRY ANAKA
38 : FANAHY MANAMBANDY
39 : FITSARANA
40 : OZONA SY TARAZO
41 : MANALA FANAHY RATSY
42 : MIJERY NY ANDRO METY SY NY TSY METY ISAKAN’NY ANDRO
43 : MAMANTATRA NY HO AVY NY OLONA IRAY ’NY VINTANA

Sns…
Maro tsy voatanisa!

Ka noho izany aza misalasala manontany raha misy ny fikarakarana mahaliana ka tianao ho atao eny ny fahavononanao Dia efa zava-dehibe fa aza misalasa mandefa hafatra miafina message prive io ambany io fa izahay dia mitazona ny tsiambaratelona rehetra ! ’ny saram-pikarakarana mirary izay efa maro no nahita vokatra tsara ! ka noho izany ary dia izao izahay marihiko tsara FA IZAY SAFIDINY TSIRAIRAY IHANY IO FA IZAHAY TOMPOKO TSY MANERY !

PAGE :
©
©
Mirary tontolo andro finaritra tompoko
MANKASAITRA INDRINDRA !

Address

Rn7
Antsirabe
110

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hairaha sy ny Haitsabo Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Hairaha sy ny Haitsabo Malagasy:

Share