CHU Tanambao I Antsiranana

CHU Tanambao I Antsiranana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CHU Tanambao I Antsiranana, Hospital, Antsiranana.

Autrefois nommé « Hopitaly Manara-penitra », le CHU Tanambao I Antsiranana est un Centre Hospitalo-Universitaire Public à vocation essentiellement chirurgicale dans la Région DIANA, MADAGASCAR

25/01/2026
Nifanome tanana indray ireo mpiara-miasa teto amin'ny CHU Tanambao I Antsiranana nanao asa fanadiovana sy fikolokoloina ...
25/01/2026

Nifanome tanana indray ireo mpiara-miasa teto amin'ny CHU Tanambao I Antsiranana nanao asa fanadiovana sy fikolokoloina ireo tontolo manodidina ny hopitaly. Ankasitrahana isika jiaby tonga nifanampy.
CHU Tanambao I Antsiranana ny antsika jiaby izy ity

23/01/2026
21/01/2026
Fahatrarana ny taona 2026: tonga niarahaba sy nitondra firarian-tsoa hoan'Andriamatoa Préfet - Antsiranana ireo solo-ten...
08/01/2026

Fahatrarana ny taona 2026: tonga niarahaba sy nitondra firarian-tsoa hoan'Andriamatoa Préfet - Antsiranana ireo solo-tenan'ny mpiasa teto amin'ny CHU Tanambao I Antsiranana.
Mirary ny soa sy ny meva hatrany

Noho ny fahatrarana ny taona 2026, dia tonga niarahaba sy nitondra teny firarian-tsoa an'Andriamatoa Talem-paritry ny Fa...
05/01/2026

Noho ny fahatrarana ny taona 2026, dia tonga niarahaba sy nitondra teny firarian-tsoa an'Andriamatoa Talem-paritry ny Fahasalamana, faritra DIANA ireo solo-tenan'ny mpiasa teto amin'ny CHU Tanambao I Antsiranana, izay notarihin'ireo Tale mpitantana izany Hopitaly izany.
Mirary ny soa sy ny meva hatrany hoantsika jiaby

Personnel nanamarika ny taona 2025 hoan'ny CHU Tanambao I Antsiranana: notolorana marim-pankasitrahana Mr Mampingo. Faly...
30/12/2025

Personnel nanamarika ny taona 2025 hoan'ny CHU Tanambao I Antsiranana: notolorana marim-pankasitrahana Mr Mampingo. Faly miarahaba azy isika. Manentana antsika mpiara-miasa jiaby ihany koa hiray hina hatrany sy hanantanteraka araka ny tokony hoizy ny anjara asa tandrify mba ahasoa ny marary sy ny hopitaly iasantsika. Mirary ny soa sy meva hoantsika jiaby.
CHU Tanambao I Antsiranana, ny antsika jiaby izy ity

24/12/2025
Ho fifanohanana amin'ny fiatrehana ny fetin'ny faran'ny taona dia nisy ny fizarana solo-pen'akoho hoan'ireo mpiara-miasa...
23/12/2025

Ho fifanohanana amin'ny fiatrehana ny fetin'ny faran'ny taona dia nisy ny fizarana solo-pen'akoho hoan'ireo mpiara-miasa teto amin'ny CHU Tanambao I Antsiranana. Ankasitrahana ny ekipan'ny Sosialy nanantateraka izany. Mirary fety sambatra hoantsika jiaby
CHU Tanambao I, ny antsika jiaby izy ity

Address

Antsiranana
201

Telephone

+261320307721

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CHU Tanambao I Antsiranana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category