06/02/2026
🌲🌲 ➡ 06/02/2026: Fanokafana ofisialy ny Taom-pambolen-kazo 2025-2026 Faritra DIANA, tao Bangalo, Commune Rurale Andrafiabe District Antsiranana II
➡ Lohahevitra " Izay mitsabo kakazo, magnamia aigny "
➡ Agnisany nandray anjara tamin'izany ny ekipan'ny Direction Régionale de la santé publique, sy ireo Partenaires, notarihan'ny Monsieur le Directeur Regional de la Santé publique Diana
Mankasitraka atsika jiaby nandray anjara 🙏🙏🙏