Centre Hospitalier de Référence de District Betroka

Centre Hospitalier de Référence de District Betroka CHRD Niveau II Betroka
Fahasalama ho an'ny daholobe no antoky ny fampandrosoana

31/12/2025
FAMPAHAFANTARANAHisy vavahady misokatra hoan'ny olona rehetra tsy ankanavaka ny 29, 30,31 Octobra ho avy izao  ao amin'n...
27/10/2025

FAMPAHAFANTARANA

Hisy vavahady misokatra hoan'ny olona rehetra tsy ankanavaka ny 29, 30,31 Octobra ho avy izao ao amin'ny Hopitaly Be Betroka izay eo ambany fifehezan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka. Ny hetsika dia hatao mba ho fampafahantarana ireo tolotra misy amin'ny Hopitaly sy mba anamorana ny vesatrin'ny olona amin'ny fijerena toe-pahasalamana.
Ireto daholo ireo tolotra maimaim-poana mandritra io telo andro io:
- Fijerem-pahasalamana ankapobeny (Consultation)
- Fitiliana ny aretina isankarazany: Hypertension artèrielle na fiakaran'ny tosi-drà, diabète, tazomoka, soko ratsy na bilharziose, raboka na tuberculose, farasisa na syphilis, VIH/SIDA
- Fitiliana aretin'ny vozon'ny tranon-jaza mba hiarovana amin'ny homamiadan'ny vozon'ny tranon-jaza(cancer du col utérin)
- Fitiliana sy fitsaboana ny zaza tratran'ny tsy fanjarian-tsakafo
- Fanabeazana aizana ho any vehivavy
- Fisafoana ny vehivavy mitondra vohoka
- Vaksiny hoan'ny zaza sy ny vehivavy mitondra vohoka
- Fijerena ny groupe sanguin sy fanomezan-drà hoan'ny Hopitaly

Aza misalasala ary manantona ny Hopitaly mandritran'ireo telo andro ireo

Anatin'ny tetik'asan'ny PNUD "Andriry milamy" vatsian'ny PBF vola sy ho fanantanterahana ny politikan'ny Fanjakana " Fah...
25/08/2025

Anatin'ny tetik'asan'ny PNUD "Andriry milamy" vatsian'ny PBF vola sy ho fanantanterahana ny politikan'ny Fanjakana " Fahasalamana manakaiky vahoaka". Fizaham-pahasalamana sy fitsaboina maimaim-poana tamin'ireo kaominina 6 amin'ny faritra Andriry izay mafanafana amin'ny resaka tsy fandriam-pahalemana ato amin'ny Distrikan'i Betroka dia i Kelivaho, Ambalasoa, Ivahona, Mahabo, Bekirobo ary Isoanala mba anampiana an'ireo vahoaka sahirana ara-pivelomana sy lavitra toeram-pitsaboana. Nanomboka tamin'ny 01 Aogositra ka nifarana tamin'ny 19 Aogositra lasa teo.
Ireto daholo ny tolotra maimaimpoana nomena an'ireo vahoaka:
- Fizaham-pahasalama sy fitsaboana
- Fisafoana sy Echographie ho an'ireo bevohoka
- Vaksiny
- Forazaza
- Fitiliana ny VIH, ny Farasisa sy ny Diabeta
- Fanalana nif
2 064 no isan'ny olona nahazo tombotsoa nandritran'ny fitetezana an'ireo faritra ireo.

08/07/2025
Fizaham-pahasalamana maimaimpoana natao androany 11 Febroary 2025 ho fanamarihana ny andro manerantany ho an'ny marary ....
11/02/2025

Fizaham-pahasalamana maimaimpoana natao androany 11 Febroary 2025 ho fanamarihana ny andro manerantany ho an'ny marary . Nampiasaina ny Clinique mobile teo amin'ny Place Iakora

FAMPAHAFANTARANAHisy vavahady misokatra hoan'ny olona rehetra tsy ankanavaka ny 21,22,23 Novambra ho avy izao  ao amin'n...
19/11/2024

FAMPAHAFANTARANA

Hisy vavahady misokatra hoan'ny olona rehetra tsy ankanavaka ny 21,22,23 Novambra ho avy izao ao amin'ny Hopitaly Be Betroka izay eo ambany fifehezan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka. Ny hetsika dia hatao mba ho fampafahantarana ireo tolotra misy amin'ny Hopitaly sy mba anamorana ny vesatrin'ny olona amin'ny fijerena toe-pahasalamana.
Ireto daholo ireo tolotra maimaim-poana mandritra io telo andro io:
- Fijerem-pahasalamana ankapobeny (Consultation)
- Fitiliana ny aretina isankarazany: Hypertension artèrielle na fiakaran'ny tosi-drà, diabète, tazomoka, soko ratsy na bilharziose, raboka na tuberculose, farasisa na syphilis, VIH/SIDA
- Fitiliana aretin'ny vozon'ny tranon-jaza mba hiarovana amin'ny homamiadan'ny vozon'ny tranon-jaza(cancer du col utérin)
- Fitiliana sy fitsaboana ny zaza tratran'ny tsy fanjarian-tsakafo
- Fanabeazana aizana ho any vehivavy
- Fisafoana ny vehivavy mitondra vohoka
- Vaksiny hoan'ny zaza sy ny vehivavy mitondra vohoka
- Fijerena ny groupe sanguin sy fanomezan-drà hoan'ny Hopitaly

Aza misalasala ary manantona ny Hopitaly mandritran'ireo telo andro ireo

Notanterahina teto anivon'ny CHRD II Betroka ny andro androany 27 Jolay 2024 ny Forazaza faobe maimaimpoana ho an'ny mpo...
27/07/2024

Notanterahina teto anivon'ny CHRD II Betroka ny andro androany 27 Jolay 2024 ny Forazaza faobe maimaimpoana ho an'ny mponina eto Betroka. 38 ny ankizy lahy nisitraka izany, 7 taona ny lehibe indrindra ary 18 volana kosa ny kely indrindra.

FAHASALAMANA BETROKAHotanterahana ny Asabotsy 27 Jolay ho avy izao ny Didipoitra faobe hoan'ireo zazalahy rehetra tsy an...
23/07/2024

FAHASALAMANA BETROKA

Hotanterahana ny Asabotsy 27 Jolay ho avy izao ny Didipoitra faobe hoan'ireo zazalahy rehetra tsy ankanavaka eto Betroka, izay hatao ao amin'ny Hopitaly Be CHRD Betroka. Ny hetsika dia eo ambany fifehezan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka ary maimaimpoana ny fanaovana izany

23/07/2024


Koloy ny nify sy ny ati-vava
Fa sady no
Araho hatrany ny pejy 👍👍💯🙏🙏

Address

Betroka Centre
Betroka

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Hospitalier de Référence de District Betroka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram