Tena SOA

Tena SOA Ity page ity dia natokana hoan'ny olona izay hanjifa ny fanafody natiora.

Baume🌿🇹 🇪 🇳 🇦   🇸 🇴 🇦🌿n°1 vita avy @ zava-maniry 💯NATORALY  avokoa misy:        🍂Girofle ,Ravissante,Tantely...🍂  Ireto ...
02/07/2024

Baume🌿🇹 🇪 🇳 🇦 🇸 🇴 🇦🌿n°1 vita avy @ zava-maniry 💯NATORALY avokoa misy:
🍂Girofle ,Ravissante,Tantely...🍂

Ireto avy sokajin'aretina tsaboiny:
👉🏾ZAZAKELY:
🔸Manasitrana no miaro azy @ sery, jenjina ,gripa, farasisa , kohaka: ➡(Oanina mihintsy ilay baume na atao @ rano matimaty dia sotroina efa misy astuce manoro ny fatran'izay ho antsika izay mila).

👉🏾LEHIBE: hitovizany ny fitsaboana @ :
🔸Gripa, sery, kohoka
🔸Manakotsako vanin-taolana, vizana be loatra, fanaintainana ao @ lamosina sy lohalika.
🔸Mahy🔥, bay tsy mety sitrana , fery tsy mety maina, Ratra,fivontosana
: ➡(Manamaina aingana ny Ratra na ny biby fiompy toy ny :Akoho 🐓...ho antsika izay fatram-pikarakara biby🤗)
🔸Areti-koditra: Farasisa, allergie, crampe, varisy , mangidihidy: ➡( sendra voan'ny fanday na taikilotra...mampisinda eo noho eo ny hidihidy.)
🔸Manatsara hoditra raha mahavatra manosotra no misy odi-moka.
🔸Nify manakotsako: ➡(ho an'ny olona tsy te-hiaritra fanaintainana efa misy astuce fanosorana azy)
🔸Hemorraïde: ➡( na ihany koa hoan'ny vehivavy vao niteraka ka mipotsaka, azo averina tsara iny)
🔸Vavony: ➡( dia natao ho fihinana mihintsy izy, na misy rivotra na mamaivay.)
🔸Manala rivotra anaty kibo, sy rivotra anaty: ➡( ity vetivety aminy dia afaka.)

❤Aza misalasala manjifa ny vokatra antsika fa efa maro ny nampiasa dia nahita vokatra tsara ,nanditra ny taona maro nisian'ny 🌿Tena soa 🌿izay.Mbola tamin'ny alalan'ny antso 📳moa ,koa ankehitriny efa tafiditra ato isika dia manasa antsika izay efa niaraka hatramin'izay sy izay mbola vaovao raisina an-tanandroa🤗 hiditra @ mp na hiantso ny :

📳034 40 637 88
📳032 52 734 88
🏘lieu: Terminus bus 194 Mausolée.
➡Prix :40ml: 6000Ar
75ml: 11000Ar
🔺Frais de livraison :3000Ar ,mandefa @ 🚙 Faritra.
Ny vidiny takitrin'ny rehetra;
🙏TANJONA :"🍁Ianao salama izahay ambinina noho ny aminao,hifanohana isika🍁"

Address

Antananarivo
Faliarivo
101

Telephone

+261344063788

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tena SOA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Tena SOA:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram