CROM Atsimo Atsinanana

CROM Atsimo Atsinanana Conseil Régional de l'ordre des Medecins Atsimo Atsinanana

BONNE ANNEE CROM ATSIMO ATSINANANA 2023: 15 Avril 2023 à l'hotel Tropic Vangaindrano
16/04/2023

BONNE ANNEE CROM ATSIMO ATSINANANA 2023: 15 Avril 2023 à l'hotel Tropic Vangaindrano

Formulaire d'inscription ONM et pièces à fournir
29/08/2022

Formulaire d'inscription ONM et pièces à fournir

𝗩𝗢𝗩𝗢𝗡𝗔𝗠-𝗕𝗘 𝗙𝗔𝗛𝗔-𝗘𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗗𝗢𝗞𝗢𝗧𝗘𝗥𝗔 𝗘𝗧𝗢 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔 (𝗩𝗜𝗲̀𝗺𝗲𝘀 𝗔𝘀𝘀𝗶𝘀𝗲𝘀 𝗡𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝗲𝘀 𝗱𝗲 𝗹'𝗢𝗿𝗱𝗿𝗲 𝗱𝗲𝘀 𝗠𝗲́𝗱𝗲𝗰𝗶𝗻𝘀).✅️ Tamin’ny t...
28/08/2022

𝗩𝗢𝗩𝗢𝗡𝗔𝗠-𝗕𝗘 𝗙𝗔𝗛𝗔-𝗘𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗗𝗢𝗞𝗢𝗧𝗘𝗥𝗔 𝗘𝗧𝗢 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔 (𝗩𝗜𝗲̀𝗺𝗲𝘀 𝗔𝘀𝘀𝗶𝘀𝗲𝘀 𝗡𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝗲𝘀 𝗱𝗲 𝗹'𝗢𝗿𝗱𝗿𝗲 𝗱𝗲𝘀 𝗠𝗲́𝗱𝗲𝗰𝗶𝗻𝘀).

✅️ Tamin’ny taona 2016 no nisy fihaonambe farany natao teto Antananarivo.
Nanapaka hevitra ary ny Holafitra fa hanao fivoriambe izay rafitra faratampony hanangonana ny hevitr’ireo dokotera rehetra manerana ny Nosy izay mpikambana ao aminy.

✅️ Maro ireo tonga namaly ny antso tao amin'ny Akademia Malagasy Tsimbazaza, ny Asabotsy 20 Aogositra 2022 lasa teo ary tapaka taorian'ny fakan-kevitra fa hotazomina ny fehinkevitra tamin'ny 2016 sy 2021 ary hampiana ireo hevi-baovao voaray nandritra izao fihaonam-be izao.

✅️ Vonona araka izany ny Holafitra ny hanome ny heviny mikasika ireo lalàna mifehy ny asan'ny fahasalamana izay ilaina fandinihina manokana.

⭕️ Tonga nisolotena ny Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka nitarika sy nanome voninahitra izao fihaonan-dehibe izao, ny Dr YASMINE Lethicia Lydia, Sekretera Jeneralin'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka.

Sary sy Fampitam-baovao: Holafitra Nasionalin'ny Dokotera eto Madagasikara (ONM).

Assemblée général du 6 Août 2022 à l'hôtel AUSTRAL Farafangana.
28/08/2022

Assemblée général du 6 Août 2022 à l'hôtel AUSTRAL Farafangana.

Address

Farafangana
309

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CROM Atsimo Atsinanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share