Cabinet Vétérinaire REFOTY - Farafangana

Cabinet Vétérinaire REFOTY - Farafangana Soigner, entretenir et protéger les animaux de toutes espèces et de toutes races.

Bon vendredi magnifique à tous!!!
30/08/2024

Bon vendredi magnifique à tous!!!

Arahabaina daholo.
25/06/2024

Arahabaina daholo.

Tsy voatery hoe tsara be manao ahoana fa ilaina fotsiny hoe manaja ny fenitra rehetra.Tsy manahirana , ny toetr'andro, a...
22/04/2024

Tsy voatery hoe tsara be manao ahoana fa ilaina fotsiny hoe manaja ny fenitra rehetra.
Tsy manahirana , ny toetr'andro, ary manamora ny asa ny mpiarak'andro sy ny mpitsabo.
Milamin-tsaina ny tompony.
Inona koa no tadiavina?
👍👍👍

Tsara ihany raha atao vaksiny ny akoho amam-borona tsika.Satria rehefa voasoroka amin'ny aretina izy ireo dia miha lehib...
15/04/2024

Tsara ihany raha atao vaksiny ny akoho amam-borona tsika.

Satria rehefa voasoroka amin'ny aretina izy ireo dia miha lehibe, miroborobo ary miha matihanina kokoa ny fiompian-tsika.

Mampihena ny fahasahiranana ary miantoka ny ampitso andro sarotra.

11/04/2024

Fanazavana tsotsotra! 😁

Tsy tokony ho tara isika  vaksiny fanefitra ny ombin-tsika fa efa akaiky ny fotoana izao.Izay mahavita aloha sy ara-poto...
11/04/2024

Tsy tokony ho tara isika vaksiny fanefitra ny ombin-tsika fa efa akaiky ny fotoana izao.

Izay mahavita aloha sy ara-potoana tsy mba manenina izany.

Akaiky ny mpiompy hatrany.Tsy miamboho adidy.
10/04/2024

Akaiky ny mpiompy hatrany.
Tsy miamboho adidy.

La vie est un combat. Sans cela elle n'a pas tout son sens.
19/03/2024

La vie est un combat.
Sans cela elle n'a pas tout son sens.

Hisy vaksiny faobe ho an'ny alika sy saka ho fanefitry ny haromontana izay ho tanterahina eto amin'ny district ny Farafa...
19/12/2022

Hisy vaksiny faobe ho an'ny alika sy saka ho fanefitry ny haromontana izay ho tanterahina eto amin'ny district ny Farafangana manontolo manomboka ny zoma 23 desambra 2022 ka hatramin'ny zoma 05 janoary 2023 amin'ny vidiny MAIMAIMPOANA.

Fantaro fa ny haromontana dia aretina tena mandoza satria mahafaty olona eo amin'ny 60.000 eo isan-taona ka ny 40% ny izany dia zaza latsaky ny 15 taona. Marihina fa ny toerana tena ahenoana an'io aretina io dia any amin'ny faritra Asia sy aty Afrika. Ary tsy amban'izany ny eto Madagasikara.

Matetika ny fotoana isehoan'io aretina io ary tena mampirongatra azy dia ny andro mafana manantona ny janoary sy febroary iny raha eto an-toerana.

Ny fisorohana azy dia tsy misy afa tsy ny fanaovana vaksiny ny alika sy sakan-tsika.

Entano ny namana hiarovanao ny ankohonanao.
Manàna fandavan-tena hiarovanao ny hafa.

Hararaoty izao fotoana izao fa ny valala tsy in-droa mandry ambavahady, andao isika hiady amin'ny haromontana, andao hatao vaksiny ny alika sy sakan-tsika.

FANAMPIM-PANAZAVANA :
- Antsoy ny laharan-tariby : 034 68 406 23
na
- Manantona avy hatrany ny "Cabinet Vétérinaire Refoty" izay eo Ankatafa-Impitiny, CU Farafangana, District Farafangana.

26/11/2022

Araka ny finoana ary hita sy tsikaritra tokoa izany dia fiompiana sokatra ao an-trano hono dia manala ny ankamaroan'ny toxine na mikraoba entin'ny rivotra ao an-trano ka mety hitondra aretina tezan'aretina na marefo.
Eny fa na ny fikasana ratsy hafa koa aza hono ka mampiasa hery tsy hita maso dia voasakany avokoa.
Andao hitaiza sokatra eh!

Address

Farafangana
105

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261346840623

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet Vétérinaire REFOTY - Farafangana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Cabinet Vétérinaire REFOTY - Farafangana:

Share