
30/12/2024
🙏🏼 Amin'izao faran'ny taona 2024 izao dia tsy hainay ny tsy hisaotra anareo mpanome-rà antsitrapo rehetra izay nanome rà tamin'ity taona ity, na olon-tsotra na fikambanana na vondrona. Ny fanomezan-drà nataonareo dia nanavotra ain'olona maro.
CHU Andrainjato Fianarantsoa , Polisim-pirenena Malagasy, , Centre Hospitalier Universitaire Tambohobe Fianarantsoa , Fvkfm Madagascar , Le Relais Madagascar , FID - Fonds d'Intervention pour le Développement , Croix-Rouge Malagasy , , Tily eto Madagasikara , , ...
Hisaoranay ihany koa ireo mpanohana rehetra nahafahanay nanatontonsa ireo hetsika rehetra tamin'ity taona ity.
✨ Mirary anareo izahay hahatratra ny taona vaovao. Ho taona feno fahasalamana, fahombiazana ary fifaliana anie ny taona 2025.