Association Sahy Madagascar

Association Sahy Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association Sahy Madagascar, Healthcare administrator, Mokana, Fianarantsoa.

Tontosa soa amantsara ny formation nataon association dia mankasitraka ny mpikarakara sy ny ekipa
26/01/2025

Tontosa soa amantsara ny formation nataon association dia mankasitraka ny mpikarakara sy ny ekipa

Izahay ato amin'ny Association SAHY  dia mampahafantatra fa afaka manao fanarahana maso any antrano sy fanaovana ireo so...
21/05/2024

Izahay ato amin'ny Association SAHY dia mampahafantatra fa afaka manao fanarahana maso any antrano sy fanaovana ireo soins toy ny :
✔️Fanaovana Pansement
✔️Fanindromàna
✔️Fanoloana na fametahana sonde
✔️Famoràna
✔️Garde malade
Tongava Mp na miantso ny laharana
📞0341252850
📞0382543912
Siège Fianarantsoa

Soins de proximité nandraisany association Sahy Madagascar anjara, izay notanterahina teto amin'ny Fonkotany Antsaharoa ...
18/05/2024

Soins de proximité nandraisany association Sahy Madagascar anjara, izay notanterahina teto amin'ny Fonkotany Antsaharoa Fianarantsoa
Isaorana :
Ny Taleparitrin'ny Fahasalam-bahoaka Haute Matsiatra
Ny mpiasan'ny fahasalamana rehetra nananteraka ny asa
Ny Fanohanan 'Andriamatoa Député Seth Rajoelina
Pro MinSan

12/05/2024

🎉 Miarahaba ny Infirmièrs rehetra nahatratra izao andro iraisam-pirenena hoatsika izao🎉

Semaine des paramédicaux Haute MahatsiatraNandray anjara tamin'ny hetsika ny "ASSOCIATION SAHY MADAGASCAR"SAHY hatrany h...
11/05/2024

Semaine des paramédicaux Haute Mahatsiatra
Nandray anjara tamin'ny hetsika ny "ASSOCIATION SAHY MADAGASCAR"
SAHY hatrany hatrany💪
PPro MinSan

Mission accompli,Eto ny mpikambana dia maneho fisaorana ho anreo izay nanohana sy nanampy anay tamin'ny soins de proximi...
09/05/2024

Mission accompli,
Eto ny mpikambana dia maneho fisaorana ho anreo izay nanohana sy nanampy anay tamin'ny soins de proximité zay notanterahinay
Tolorana fisaorana manokana:
- Mr le député Seth Rajoelina
- Mr le DRSP Haute Matsiatra Germain Rakotozafy
- Mr chef de service de santé de district Vohibato Frédéric Rakotondramanana
- Mr le pdt CORIM/HM Ny Andriamatoa Safidy
- Mme le gestionnaire IFIRP Fianarantsoa Haingomalala Razakamanana
- Major de service Psychiatrie Mr Chereman
Dia mbola manantena ny fiarahamiasa hatrany,
Tolorana fisaorana ihany koa ny ekipan'ny SAHY rehetra
Mankasitraka

Pro MinSan

Arahaba ririnina leka zalahy 🥳🥳Circoncision Zay nataon'i Association SAHY Madagascar, eto  Lazainarivo Commune Rurale Vo...
02/05/2024

Arahaba ririnina leka zalahy 🥳🥳
Circoncision Zay nataon'i Association SAHY Madagascar, eto Lazainarivo Commune Rurale Vohimarina, Isaorana n tale-tsekoly EPP eto ambalapaiso nanome toerana sy nikarakara ny Association 🙏
Miasa hoany vahoaka manatona ifotiny
AZA ELA Fery ry Lelahy🎉

Pro MinSan

Fahavononana, Fahasahiana, Finiavana🔥💪
01/05/2024

Fahavononana, Fahasahiana, Finiavana🔥💪

Soins de proximité izay nahitana n association SAHY, izay notanterahina teo amin'ny Fonkotany Akofafa ambany Fianarantso...
29/04/2024

Soins de proximité izay nahitana n association SAHY, izay notanterahina teo amin'ny Fonkotany Akofafa ambany Fianarantsoa ny asabotsy 26 avril.
Teo ambany fitarihan'Andriamatoa Taleparitrin'ny Fahasalam-bahoaka Haute Matsiatra sy ny mpiasany fahasalamana rehetra.

Manatona CSB akaiky anao raha vao misy fambara,matoria anaty lay misy ody moka maharitra
24/04/2024

Manatona CSB akaiky anao raha vao misy fambara,matoria anaty lay misy ody moka maharitra

✅𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗔𝗥𝗘𝗧𝗜𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔

👉Raha mafana hoditra (manavy) isika dia hatao fitiliana amin'ny RDT (na test de diagnostic rapide du paludisme) 𝐦𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐦𝐩𝐨𝐚𝐧𝐚 ka raha voamarina fa voan’ny Tazomoka tsotra dia omen'ny mpanentana ara-pahasalamana fanafody ACT 𝐦𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐦𝐩𝐨𝐚𝐧𝐚 eny amin’ireo CSB na hopitalim-panjakana.

𝐌𝐚𝐧𝐚𝐭𝐨𝐧𝐚 avy hatrany ny Mpanentana ara-pahasalamana na CSB na hopitaly akaiky anao hahafantarana ny fototraretina mahazo anao sy hahazoana mitsabo anao.




Address

Mokana
Fianarantsoa

Telephone

+261341252850

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Sahy Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share