Cabinet d'Accouchement & Echographie Hasimpitahina

Cabinet d'Accouchement & Echographie Hasimpitahina "Mba hambinina sy ho salama @ zvtra rehetr anie ianao tahaka ny anambinana ny fanahinao ihany"IIIJao2

Prise en charge obsterical: de ce qui concerne la santé de reproduction, La Planification familiale, La consultation Prénatale (+Vaccination) et post natale, soin gynecologique, obstericale et Accouchement,

Te ho tsara Rein (voa) vé? MBA vakio anie n'y torohetr'i Dokotera ity azfd 🙏
22/03/2026

Te ho tsara Rein (voa) vé? MBA vakio anie n'y torohetr'i Dokotera ity azfd 🙏

▶️ anisany sakafo misy foana nefa tena mahasalama, manadio rein sy fantson'amany ny concombre , betsaka rano manokana manadio rein na voa, manatsara ny fivalanan-drano ka mamoaka ny loto ka miaro anao tsy ho tratran'ny insuffisance rénale....

Tsotra:
👉🏻atao lasary apina ranona citron 🍋

❤️anisany mahatsara ny voa ihany koa ny fisotroana rano miaraka amin'ny citron ... manampy amin'ny fanadiovana ny rein sy ny fantson'amany. ny calcul rénale ngeza sy manaintaina ireny dia niainga tamin'ny bitika nitambatambatra... za miandry aretina Vao hitsabo...

‼️concombre izany dia tena mahasalama rein fa tsy ampiasaina am zavatra hafa azafady 😬

in-3 isan-kerinandro tena ampy tsara

‼️tsy tsara hoanao ny citron Raha marary vavony ‼️

❤️aza adino ny rano 1,5-2litatra isanandro
❤️aza adino ny mizara
❤️aza adino ny mivavaka, samia tahian'i Jesoa daholo

Dokotera Zafiniavo Médecin urgentiste

D izao mihitsy no tsy anekeko an'ity, izay nanatona ahy dia mahalala tsara fa tsy Mbola nanaiky nanao an'io aho tato @ C...
01/02/2026

D izao mihitsy no tsy anekeko an'ity, izay nanatona ahy dia mahalala tsara fa tsy Mbola nanaiky nanao an'io aho tato @ Cabinet. Sahiko miteny an'izany ho anareo Mbola mandeha2 aty mitantara Problème aby io MBA hanekenay anle izy angamba 😱. Tsia tsia d tsia ihany nohon'ny Jesosy izay tompoinay...
Mirary soa 🙏

MOMBA NY FANALAN-JAZA : Tantara fijoroana vavolombelona nataon'ny dokotera iray tao Ankaramalaza.
Niasa tao Betela (Marofarihy) ity dokotera anankiray. Ary dia tonga namangy azy tao i Nenilava indray andro.

Tsy tao an-trano anefa izy tamin'io fotoana io.
Fa rehefa avy eo, dia nisy tovovavy vitsivitsy, tonga nitady azy tao, ka i Mama Nenilava no nandray azy ireo tao an-trano.

- Dia hoy Nenilava taminy : "iza no tadiavinareo?"
- "Dokotera" hoy ireo tovovavy ireo;

- "Inona no itadiavanareo azy?" hoy i Mama?
- "An an an, misy dian'ity namanay ity aminy".

- "Inona ny dianareo aminy" hoy Nenilava nanadihady fatratra.
- "Tsy izany fa bevohoka ity namanay ity, ka mba hampangalaina azy".

- "Mety ho hariva izy izay, ka ampitso ianareo miverena" hoy Nenilava.

Rehefa tonga tao an-trano ilay dokotera, dia nanontanian'i Mama hoe :
- "Efa fataonao ve izany manala zaza zany?"
- "Tsia" hoy ilay dokotera,

- "Tsara izany" hoy Nenilava, "kanefa lazaiko anao ihany fa : amin'ny fotoana hanaovanao izany dia AZA MIVAVAKA KOA, FA MIHIDY HO ANAO NY LANITRA.

AZA MIVAVAKA KOA, FA TSY MISY TOERANA HO AN'NY MPAMONO OLONA AO AN-DANITRA.

NA DIA IRAY SENGODRA AZA NO NIFORON'IO ZAZA IO TAO, DIA EFA OLONA IZY IZAY ...".

Izay ilay tantara, izay ahitana fa :
Tsy ny vehivavy manala zaza ihany no mpamono olona, fa izay olona nanampy azy hanatanteraka an'ilay "avortement" ihany koa.

Koa dia misaora an'Andriamanitra raha mbola afaka mahita an'ity "publication" ity dieny mbola velona ety an-tany, dieny mbola afaka mibebaka.

Koa mibebaha sao tara loatra.

... (mbola hitohy) ...
Aza hadino ny manao "partage", mba hahasoa ny hafa koa.

24/01/2026

❌TANDREMO NY FOMBA FANASANA NY PARTIE INTIME, INDRINDRA MIALOHAN'NY FIRAISANA

Ry renim-pianakaviana, tandremo tsara rehefa Manasa ny partie intime ianao
✅Atokàno ny sceau fisasanao
✔️Atokàno ny zinga fisasanao
✅Atokàno ny savony fisasanao
✔️Sasao tsara ireo fitaovana ireo na dia Efa voatokana ho anareo mivady irery aza vao ampiasaina
✅Rano Efa avy nampangotrahana, avela hangatsiaka no hanasao ny partie intime isan'andro
✔️Tanana avy nosasana no Manasa ny partie intime
✅Sasao MBA ho afaka ranon-tsavony tsara ny atin'akanjonao (Si..p.)+ atapazo amin'ny hain'andro+ pasoy amin'ny fera mamay tsara+ avela hangatsiaka vao hanaovana.
✔️Tandremo ny sodomita fa sady fahotana eo anatrehan'Andriamanitra no miteraka areti-mandoza
✅Mbola aleo lavitra miborosy nify amin'ny rano tsy dia stérilisé noho ny misasa amin'ny rano tsy milamina

Ry Renim-pianakaviana, very maina fotsiny ny fitandremana raha tsy mitandrina tahaka anao ny vadinao, SATRIA ianareo MANAO firaisana 🙏

✨Tsy tokony ho tanana avy mikitika téléphone, ordinateur, avy nanidy trano, avy nibango volo,... ny tanana mikitika ny partie intime-nao, sy mikitika ny partie intime-ny.
❌Tandremo tsara fa mety ho tsy fitandremana Kely miverimberina no mahatonga tsy fahasalamana lehibe.

Ry Kristianina, fantatro ny zavatra rehetra dia hazomy mafy izay tsara
Fa ny fahendrena avy any ambony, madio aloha.

Tahian'Andriamanitra mitafotafo
Maximum de partage svp
Ao amin'ny commentaire ny tohiny.....





22/08/2025

Ohatra ny nijery Mondiale ireny aho nijery anle baolina teo. Tena hoe Top💪

MERCI BAREA CHAN

🔞Fomba fanasana FIVAVIANA.🔺️ Sasao amin'ny rano madio tsara, tsy rano mafana be. Ataovy amin'ny hafanana zakàn’ny vatana...
15/08/2025

🔞Fomba fanasana FIVAVIANA.

🔺️ Sasao amin'ny rano madio tsara, tsy rano mafana be. Ataovy amin'ny hafanana zakàn’ny vatanao.
🔺️ FADY ! Tsy mila savony raha tsy savony natokana ho azy, nazahoana toro-hevitra avy amin'ny ny mpitsabo.
🔺️▪️Tsy sasana miaka- midina⚠️
▪️Avy any ambony no tondrahana rano dia sasana midina.
▪️Tsy mila sokirina lalina be, ny ivelany no atao madio tsara.
▪️Tandremo ny tanana efa avy nanasa ny fikakazana tary ambany entina miakatra indray🙂.

🔴Toy izay ihany koa rehefa MIFITRA💩
Tsy avy any ambany no diovina miakatra dia mbola jerena kely😁.
➡️Avy any aloha no fafana makany aoriana tompoko.

Raha tsy voasasa io dia mazava ho azy:
▪️Maimbo🤮
▪️Mycose: Champignons, lasa mangidihidy sy mamorona tsiranoka fotsy be (pertes vaginales).
▪️Infection urinaire : eny aretina noho'ny bakteria miditra avy amin’ny loto any ivelany, mahatonga fanaintainana rehefa mipipy.
▪️Mangidihidy tsy misy farany.
▪️Mivonto sy mibotsina (misy nana).
▪️Mena be ny hoditra.

✅️Ataovy fanao ny manasa pepeta indray isan’andro farahafakeliny ary manomboka izao🥰.

🎁Aza adino mizara fa mahasoa ny hafa

NB: Nalaina tao @ rindrin'i

Merci !! 🙏🙏
28/06/2025

Merci !! 🙏🙏

⛔️Délais du retrait ou ablation des fils 🪡de suture

Ces délais sont importants pour une bonne cicatrisation et pour minimiser les complications telles que l'infection, la réouverture de la plaie (déhiscence) ou les cicatrices excessives.

Délai de retrait des sutures par région du corps :

1. Cuir chevelu = 5 jours
🔆Le cuir chevelu est riche en sang, ce qui favorise une cicatrisation rapide.
Les sutures peuvent généralement être retirées rapidement (après 5 jours), bien que les plaies plus profondes puissent nécessiter un peu plus de temps.

2. Visage = 3 à 5 jours
🔆La peau du visage cicatrise également rapidement grâce à une bonne vascularisation.
Un retrait précoce minimise les cicatrices et favorise un meilleur résultat esthétique.

3. Cou = 5 à 7 jours
🔆Le cou a une peau plus fine et une bonne vascularisation, mais il est également sujet aux mouvements.
Il est donc essentiel de bien choisir le moment (ni trop tôt, ni trop t**d).

4. Bras = 7 à 10 jours
🔆Les plaies du bras sont soumises à des tensions et des mouvements modérés.
La cicatrisation est légèrement plus longue, nécessitant la pose des points de suture jusqu'à 10 jours.

5. Jambes = 10 à 14 jours
🔆Les membres inférieurs ont une circulation sanguine relativement plus faible que le haut du corps.
La cicatrisation est plus lente, les sutures sont donc laissées en place plus longtemps.

6. Tronc = 10 à 14 jours
🔆Comprend le dos et la paroi thoracique.
La cicatrisation peut varier en fonction de l'activité et de la profondeur de la plaie.

7. Thorax = 10 à 12 jours
🔆Les mouvements thoraciques pendant la respiration peuvent solliciter la plaie.
Un retrait légèrement plus précoce que pour les plaies du tronc peut être envisagé, selon l'état de la plaie.

8. Articulations = Minimum 14 jours
🔆Les sutures articulaires sont soumises à des mouvements et des tensions fréquents.
Elles nécessitent plus de temps pour cicatriser complètement et éviter une réouverture.

9. Abdomen = 12 à 14 jours
🔆Les plaies abdominales, en particulier postopératoires, sont sujettes aux tensions lors de mouvements comme la toux ou l'effort.
Une rétention plus longue est donc nécessaire.

10. Paume et plante des pieds = 14 à 21 jours
🔆Ces zones ont une peau épaisse et sont soumises à des contraintes mécaniques constantes (marche, préhension).
La cicatrisation est plus lente, les sutures restent donc plus longtemps en place.

11. Périnée (Épisiotomie) = 5 à 7 jours 🔆Vascularisation bonne mais zone humide et sensible. Retrait précoce pour réduire l'inconfort, avec surveillance accrue des risques infectieux.

12. Région génitale (Circoncision) = 7 à 10 jours
🔆Muqueuse cicatrisant vite, mais mobilité et frottements exigent un délai intermédiaire. Attention aux œdèmes.

13. Mains (doigts) = 10 à 14 jours
🔆Usage constant et peau fine → nécessite un délai prolongé malgré une bonne vascularisation.

14. Région lombaire = 12 à 14 jours
🔆Soumise aux tensions mécaniques (flexion) → similaires à l'abdomen.

🛑Pourquoi le timing est important :

✅Un retrait trop précoce peut entraîner une réouverture de la plaie, un ret**d de cicatrisation ou une infection.

✅Un retrait trop t**dif augmente le risque de cicatrices, de marques de points de suture et peut entraîner l'incrustation des sutures dans la peau (en particulier celles non résorbables).

Abonnez-vous

Ilazana isika eto Mananjary sy ny Manodidina fa hisy fizaham- pahasalamana, fitiliana VIH sy Farasisa maimaimpoana ao @ ...
22/06/2025

Ilazana isika eto Mananjary sy ny Manodidina fa hisy fizaham- pahasalamana, fitiliana VIH sy Farasisa maimaimpoana ao @ Cabinet d'Accouchement Hasimpitahina eo Andovosira ampitan Global, rahapitso Alatsinainy 23 sy ny Talata 24 Jona 2025, Ny Echographie kosa dia natao @ sarany mirary 10.000ar fotoana ireo, Misy ihany koa ny Fanabeazana aizana ho an'ny vehivavy maniry izany ary fitiliana Diabeta @ sarany tena mirary, Misaotra tompoko!

28/05/2025

Akory aby Mananjary o! Afaka mandray Échographie hatrany izahay eto@ Cabinet ampitan Global Andovosira n'a dia tapaka aza n'y jiro. Rahampitso isika mandray Écho rehetra n'a dia tsy bevohoka aza. Merci

ORA FANDRAISANA -RENDEZ-VOUS -TOERANA Valiako miaraka eto ny fanontaniatsika tompoko:Misokatra isanandro ny Alatsinainy ...
23/05/2025

ORA FANDRAISANA -RENDEZ-VOUS -TOERANA

Valiako miaraka eto ny fanontaniatsika tompoko:

Misokatra isanandro ny Alatsinainy - Zoma
maraina -12ora
tolakandro -5ora
Ny Week-end : Sabotsy maraina ihany

Raha Urgence kosa na hila hevitra dia afaka maka RV na miantso ny:
👉Ifanadiana : Ampitan'ny Fiangonana Katolika 033 75 983 08
👉Mananjary : Ampitan'ny Global Andovosira. 034 46 485 24
Misaotra tompoko!

Address

RN 25
Ifanadiana
312

Telephone

+261337598308

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet d'Accouchement & Echographie Hasimpitahina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Cabinet d'Accouchement & Echographie Hasimpitahina:

Share