Pharmacie d'Andranonahoatra

Pharmacie d'Andranonahoatra Vente en détails des produits pharmaceutiques

Ny pharmacie d'Andranonahoatra sy ny ekipany manontolo dia Faly miarahaba anao nahatratra ny taom-baovao 2026, mirary ny...
14/01/2026

Ny pharmacie d'Andranonahoatra sy ny ekipany manontolo dia Faly miarahaba anao nahatratra ny taom-baovao 2026, mirary ny rehetra hahatontosa izay kasainy amin'ity taona vaovao ity ao anaty fahasalamana hatrany!!

09/01/2026
Pensez santé, pensez pharmacien
25/09/2025

Pensez santé, pensez pharmacien

24/09/2025
07/08/2025

Ity dia sary misy zaza roa salama tsara, telo volana avy, samy mampinono tanteraka. Ary minoa ahy, tsy matavy loatra ilay ankavanana, ary tsy hoe tsy ampy sakafo ilay ankavia. Fiaviana ara-batana voajanahary sy mahazatra fotsiny izany.

Mety amin’ny fotoana hanombohan’izy ireo zaza mandady, dia hanify kely ilay ankavanana ary hanomboka hanana hozatra ilay ankavia.

Aza ampitahaina amin’ny zaza hafa mihitsy ny harenakelinao maman, Samy manana ny fitombony sy ny fivoarany ny zaza tsirairay❤️

Vous avez fait des études paramédicales?Et vous avez les caractères suivants:✨Dynamisme✨Capacité à travailler en équipe ...
07/08/2025

Vous avez fait des études paramédicales?

Et vous avez les caractères suivants:
✨Dynamisme
✨Capacité à travailler en équipe
✨Aisance relationnelle
✨Flexibilité
✨Disponibilité

Venez rejoindre notre jeune et dynamique équipe.

Nous vous invitons à déposer à la pharmacie :
👉Votre CV avec photo d'identité récente
👉Votre lettre de motivation avec votre prétention salariale

01/05/2025

📢📢 ✅ REAL VS FAKE ❌ by
01/04/2025

📢📢
✅ REAL VS FAKE ❌ by

Venez recevoir un conseil adapté pour votre peau sèche et très sèche
31/03/2025

Venez recevoir un conseil adapté pour votre peau sèche et très sèche

Joyeuse Saint Valentin 🥰🥰🥰*Prenez soin de vos semances messieurs !!       amin'izao Saint Valentin izao 😍😍
14/02/2025

Joyeuse Saint Valentin 🥰🥰🥰

*Prenez soin de vos semances messieurs !!


amin'izao Saint Valentin izao 😍😍

Address

Rue Ratsimamanga
Itaosy
102

Telephone

+261387126013

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pharmacie d'Andranonahoatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Pharmacie d'Andranonahoatra:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram