Medecine marinah

Medecine marinah DOCTEUR À DISTANCE


MAMPIASA MESSENGER

EMAIL

ARY WHATSAPP

NERF SCIATIQUEMatetika dia nohon’ny harerahana be loatra ,na fihetsika natao maharitra ela loatra ,na nohon’ny tsy fahas...
05/04/2023

NERF SCIATIQUE

Matetika dia nohon’ny harerahana be loatra ,na fihetsika natao maharitra ela loatra ,na nohon’ny tsy fahasalaman’ny retsika (nerf) no mahatonga sy mampihetsika azy , misy koa ny milaza hoe:” tsindrona betsaka natao tany aloha”.
Na inona na inona anefa antony , dia azo atao tsara ny mitsabo ity karazana aretina iray ity .

NY FISEHONY

- Misy manaikitra toy ny courant ireny ao amin'ny lamosina ambany havia na havanana ,mahazo ny fitombenana ka mamaly any amin'ny rantsambatana ambany havia na havanana ,mahazo ny riran’ny ranjo
ivelany , , na ny kibon-ndranjo na ny riran’ny fe ivelany , na ny fe any aoriana.
-Rehefa miondrika manao asa dia mahare maharary ao @ valahana na andilana.
- Raha vao mande an-tongotra ela ela dia misy maharary ao @ fotom-pe havia na havanana ka rehefa reraka dia mila tsy ho afaka mamindra, mihintsy .
- Tsy mahatanty tsindriana ela, na matory ela, na mipetraka ela , fa mahare maharary ao amin'ny fitombenana.

🇲🇬EFA MISY VAHOLANA NEFA IZANY 💌
TSY MISY RESAKA PILE NA FANAFODY FA ZAVAMANIRY NATORALY NO AMPIASAINA ANOVANA FANAFODY ❤️❤️

AKORA VITA AMIN'NY TONGOLO GASY 🥛

TSY MILA MANDANY VOLA BE AKORA IANAO NEFA DIA VEIVETY DIA MAHITA VOKANY MAHAFAPO 🌺

MANDEFASA MESSAGE PRIVÉ AVY ATRANY AZAFADY INDRINDRA RA LIANA IANAO 😍

AZA TARA

IZAY MANANA OLANA MOMBAN'NY GOUTTE,RHUMATHISME,ARTHRITE     afaka miditra mp fa misy boky pdf afaka anampiana anareo ary...
02/12/2022

IZAY MANANA OLANA MOMBAN'NY GOUTTE,RHUMATHISME,ARTHRITE

afaka miditra mp fa misy boky pdf afaka anampiana anareo ary ahitana vokatsoa tanteraka
Maro no efa sitrana 🍀🍀🍀

10/11/2022

ARAHO ATRANY

10/11/2022

TSY METEHATRA VOLANA BANDY AKIA ...NY VEHIVAVY MATANJATSAINA TSY MANAIKY RA TSY TAFITA ❤️

❗❗❗ FIKAFIKA FANADIOVANA TAREHY NATORALY ❗❗♥️HO ANAO IZAY MISY PANDA ♥️MISY MIKENTRONA♥️MISY MONY♥️MISY TASY♥️MALOTO SY ...
09/11/2022

❗❗❗ FIKAFIKA FANADIOVANA TAREHY NATORALY ❗❗
♥️HO ANAO IZAY MISY PANDA
♥️MISY MIKENTRONA
♥️MISY MONY
♥️MISY TASY
♥️MALOTO SY TIANA HALANDINA
TSY MISY RESAKA PRODUIT NA MENAKA FA ZAVAMANIRY SY VOANKAZO NATORALY IANY NO ATORO ANAO 🍒
TONGA DIA MANDEFASA MESSAGE WE PDF BIKA AVY ATRANY 🙏 MISY VIDEO AMIN'NY TENY GASY IANY KOA MIARAKA AMINY IZAY MANAZAVA TSARA NY FOMBA FIKARAKARANA AZY SY NY FANAOVANA AZY 🏵️
RA VONONA IANAO DIA MANDEFASA MESSAGE WE PDF BIKA AVY ATRANY 🙏
HO AFAPO TANTERAKA IANAO 🙋
ARY MANAZAVA ANAO IANY KOA NY ANTONY METY ISIAN'NY PANDA SY MONY AMIN'NY TAREHINAO NY VIDEO IZAY ALEFA 🤗🤗
🚨🚨BOKY SY VIDEO MIARAKA ♥️♥️

Miarahaba TompokoFadio ny manao kiraro na kapa ambany fandriana,  Fadio koa ny mametraka fitaratra mitaratra fandriana,F...
09/11/2022

Miarahaba Tompoko

Fadio ny manao kiraro na kapa ambany fandriana,

Fadio koa ny mametraka fitaratra mitaratra fandriana,

Fa manjary mitondra hery ratsy ho an'olona matory eo,ary mety hitondra korontana ara-pitiavana

Fadio koa ny manaparitaka vola eo ambony fandriana fa manjary mitondra halahelo ilay vola,

Tsy azo aparitaka eo ambony fandriana ny akanjo,fa tsy ambinina hianao manao ilay lamba avy eo

Tsy mahazo hatorianolon-kafa
Ny fandrian'ny mpivady fa mampiditra olana ara-pitiavana

Tsy azo petrahanolona ny fandriana fa fady sy maty hasina

Ny fandriana dia ahitana fahasovana ohatra,zaza,fifaliana,toromaso mamy,eo ambony fandriana koa no ahafahan'ny mpivady mitafatafa sy miresaka sy mandamina ny zavatra tokony hatao

Nefa eo ambony fandriana koa mety
Ahitana loza,ohatra,aretina,ady mivady,ranomaso,alahelo,fahafatesana,sns

Noho izany,tandremo dia tandremo ny fandriana,sao ho maty hasina,aza mividy na mampiasa fandriana efa nampiasainolon-kafa ,fa tsy fantatrao ny hery ratsy miaraka aminy,sao hifindra aminao

Raha mividy fandriana,dia alohany ampiasana azy ho ento am-bavaka

Mba ahitana soa sy fahombiazana ,ahavokatra,hazahoana toromaso mamy sy fafinaretana maro Samy hafa,ataovy eo ambony fandriana ny tananao havia,ny tananao havanana kosa hasandrato ambony ka tonono ny fanambinana rehetra mba hirotsaka eo ambony fandriana

Ataovy amin'ny finoana sy amin'ny fonao manontolo

Ary aza tenenina na amin'iza na amin'iza ny zavatra nataonao,fa manjary tsisy dikany

Mirary fahombiazana ho antsika tompoko

❤️❤️IZA AVY LE MAMAN MITADY ZAZA ATO NA OATRA WE TSY METY MAHAZO ZAZA LAHY NA VAVY NA KOA MBA TE ANANA KAMBANA 🤗AFAKA MA...
07/11/2022

❤️❤️IZA AVY LE MAMAN MITADY ZAZA ATO
NA OATRA WE TSY METY MAHAZO ZAZA LAHY NA VAVY

NA KOA MBA TE ANANA KAMBANA 🤗

AFAKA MANAMPY ANAO IZAHAY
TSY MISY RESAKA PRODUITS NA PILE FA ZAVAMANIRY NATORALY NO AMPIASAINA SADY MORA HITA ❤️

07/11/2022

MANANA OLANA AMIN'NY FAHAZOANA ZAZA NA ZAZA AFAKA LAVA ...IREO TSY METY MANDE RA NEFA TSY BEVOKA ...MIDIRA MP

07/11/2022

TONGA MP DAOL NDRAY LE MISY KYSTE sy FIBROME ATO FA MISY VAHOLANA HO ANAO ATY ...TSY MISY RESAKA PILE FA ZAVAMANIRY NATORALY

05/11/2022

TSY MIANDRY HO TAFITA FA NA DIA KELY AZA NY ANANAKO DIA ENTIKO ANAPIKO IREO RAY SY RENIKO 🥰

05/11/2022

MENTIONEO ETO LE NAMANAO EFA TOKON ITERAKA NDRAY INY E 😁

Address

Tana
Antananarivo

Telephone

+261342232464

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Medecine marinah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram