Centre De Soins et D'accouchement LUCAS

Centre De Soins et D'accouchement LUCAS Consultation prénatale
Consultation médicale
Echographie
Accouchement
Soins
Vaccination
PF

22/07/2024

Salama daholo ❤️efa miverina misokatra n'y CENTRE LUCAS manomboka rahampitso 23 Juillet 2024
Marihina fa misokatra 24/24h Ary 7/7js
Misaotra tompoko

16/07/2024

Noho ny Antony lehibe tsy azo anoharana Dia mikatona n'y Centre Lucas n'y 16 Juillet 2024 au 22Juillet 2024.Misaotra tompoko

08/07/2024

Salama daholo👋Hoantsika Izay manana zanaka ,havana,namana mbola tsy vita didipoitra an" 13 Juillet 2024 hoavy izao ny" DIDIPOITRA FAHOBE eto LUCAS "Misy fandraisana anjara kely ahoha fa afaka miditra mp n'a manantona mivantana @ fisoratana anarana ❤️
Misaotra tompoko 🙏

22/05/2024

Bonsoir daholo 👋aminy asabotsy 25 Mai 2024 izao n'y échographie antsika eto amin'ny Centre Lucas❤️
Mankasitraka tompoko

02/05/2024

Bonjour daholo 👋ela ela Zay an🌟,misy vao mahafaly hozaraiko aminao mpanaraka ny page ,"fa hoavy tsy ho ELA NY FIZAHANA MASO eto Lucas"❤️mirary tontolo andro mahafinaritra hoantsika rehetra 🙏

12/03/2024

NY Fahafam_ponareo no fifalianay ❣️😍 Mankasitraka anay🙏
Centre Lucas manankaiky anao hatrany🌟🥰

08/02/2024

Salama daholo oh👋💞@24 février 2024 izao indray ny échographie tsika eto amin'ny CENTRE LUCAS ❤️✨
Misaotra tompoko 🌟

24/01/2024

Ny CENTRE LUCAS dia faly mandray antanana antsika rehetra izay mila fanampiana✨ Akoatry ny fisafoana sy fiterahana ary ireo voalaza etsy ambony dia:
_Manome torohevitra
_Mamonjy aina
_Mitily ny vozon'ny tranonjaza
_Manao Didi_poitra(circoncision)
_Analyse vehivavy mitondra vohoka
_Mitily diabeta
_mitily covid
_Afaka manantona any antrano (akoatry ny mampiteraka)
_sns...ihany koa izahay 🙏
_afaka manotany foana tompoko ra misy azo hanampia sy tianao ho fantatra (0339200423/0349739977)
Misaotra indrindra Tompoko oh♥️♥️♥️♥️♥️🥰

20/01/2024

Bonne nuit daholo 🌃 ny anjelin'ny Tompo hiaro antsika mandritra ity alina ity🙏♥️🥰

19/01/2024

Coucou daholo 😍👋aminy 27 Janvier 2024 izao ny échographie eto amin'ny CENTRE LUCAS ❤️manomboka @ 8h maraina ann🤩🙏mirary soa daholo

Bonne année daholo 💓 mirary soa sy fahasalamana , fahobiazana ary fifaliana hoantsika rehetra ❤️samy hotahin'Andriamanit...
18/01/2024

Bonne année daholo 💓 mirary soa sy fahasalamana , fahobiazana ary fifaliana hoantsika rehetra ❤️samy hotahin'Andriamanitra daholo🙏💖🥰mialatsiny fa zao vao afaka niarahaba anareo💝 betsaka ny zava_baovao hatolotray anareo mandritra ity taona ity❤️🥰

Mirary fety sambatra hoantsika rehetra ny CENTRE LUCAS ❤️🎉oroka mamy😘😘😘
25/12/2023

Mirary fety sambatra hoantsika rehetra ny CENTRE LUCAS ❤️🎉oroka mamy😘😘😘

Address

Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre De Soins et D'accouchement LUCAS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram