Vohoka voaara-maso,Fiterahana azo antoka

Vohoka voaara-maso,Fiterahana azo antoka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vohoka voaara-maso,Fiterahana azo antoka, Medical and health, Mahajanga, Mahajanga.

18/05/2024

Coucou 🥰
Tsisy idiran'ny vohoka sy ny manodidina azy 😁 ,mba hanotany kely Rasazy
Raha lehilahy ny Pasitera dia Ramatoa no iantsoana ny vadiny
Raha Pasitera vehivavy ndray izany dia inona no iantsoana ny vadiny ?
Misaotra ho an'izay mamaly ♥️

18/05/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Thania Nomenjanahary Squaz, Iony Nampoina, Fleurs Anjarasoa Nomenjanahary, Miora Kelly, Ravaka Her'tiana, Rafaliarisoa Arav Alan, Fitih Ants Fitih, N'aina Ando, Erwann Rajabaly, Zah Boykely Man, Ilay Manina Elanirina, Jhessy Sahondra, Merckel Nora, Sabine Rasamimananjato, Murielle Bebitany, Ftye Ftye, Ticäh Mely'nayah, Dinah Dintsoa Dyan, Iankinana Andriantahina, Sandra Scharone, Aimée Sarobidy, Fytiavana Alyah, Ange Fazelah, Fyh Hajaniaina, Dimbiniaina Nasandratra Mahery, DN Kell, Rajd Lilie, Fithiavana Ny Ayna Tsyki, Antsa Razafy, Tantely Tsiresy, Melanie Tahinjanahary, Sylvie Razaka Razaka, Nyh Sah Maheriniaina, Angele Emilienne, Anii Ta, Tsiry Mampionona, Aline Sahondra, Kan Randry

16/05/2024

Thanks for being a top engager and making it on to my weekly engagement list! Kan Randry, Sylvie Razaka Razaka, Manovoma Elyce, Lova Ernestine Frantsesco, Nomena Angelo, Joachn Joachin

Inona no atao hoe   ?    Ahitra (na tavony) misy ampahany mitsofoka (miraikitra) any anaty nofon'ny tranon-jaza.Ahoana n...
16/05/2024

Inona no atao hoe ?
Ahitra (na tavony) misy ampahany mitsofoka (miraikitra) any anaty nofon'ny tranon-jaza.

Ahoana no fomba hanalana io ahitra io?
Raha mialohan'ny hahaterahana no fantatra ny placenta accreta ;
🔴Tsy maintsy mididy (accouchement cesarienne)
🔴Tsy maintsy esorina ny tranon-jaza
Hateraka cesarienne aloha ny zazakely,avy eo esorina ny tranon-jaza izay misy ny ahitra miraikitra

Ireo antony mety hahatonga ny placenta accreta :
Mety ho iray amin'ireto fa tsy misy antony mazava tena mahatonga azy .
🔺Miloloha ahitra (placenta praevia)
🔺Efa nididy niteraka (natao cesarienne)
🔺Efa natao curetage
🔺Vohoka maro (6 noho mihoatra)
🔺Tara fiterahana (mihoatra ny 35 taona vao miteraka ny zaza voalohany)

🚫Mety ho tratran'ny na tsy misy amin'ireo antony ireo

Ahoana no hahafantarana fa placenta accreta?
👉Tsy misy fambara ny placenta accreta mandritra ny vohoka, fa kosa mety hisy fandehanan'ny rà (lio) mena be,tsy marary mandritra ny fahatelo volana faran'ny vohoka (3è trimestre du grossesse) na aloha kelin'io
👉Fantatra amin'ny alalan'ny échographie ny placenta accreta

Mandritra ny fiterahana dia ireto no hahafantarana azy :
👉Tsy mivoaka 30minitra aorian'ny fivoahan'ny zazakely ny ahitra
👉Tsy voasaraky ny mpampiteraka(Rasazy na Dokotera) amin'ny tanana ny ahitra sy tranon-jaza
👉Ny fanandramana hanala ny ahitra dia mitarika fandehanan'ny rà(lio) maro

🚫Mahatonga "hemorragie ary mahafaty ny placenta accreta

Salama daholo isika mpanaraka ny "page" 🥰Any amin'ny fiaraha-monina misy antsika any misy miteny hoe: tsy mahazo mihinan...
10/05/2024

Salama daholo isika mpanaraka ny "page" 🥰

Any amin'ny fiaraha-monina misy antsika any misy miteny hoe: tsy mahazo mihinana apango ny vehivavy bevohoka fa manjary miraikitra ny ahitra(tavony,placenta) 😁
Tena mitombina ve izany?
👉 zay lay atao oe

Ndao ho resahantsika bebe kokoa ny mikasika izay....Asao ary ny namana hanaraka ny pejy ♥️

🚫🔴🚫🤰Tena aza atao ambanin-javatra ry zareo ny fanaraha-maso amin'ny    amin'ny fiomanana ny  fitsenana ilay harena kelit...
07/05/2024

🚫🔴🚫🤰Tena aza atao ambanin-javatra ry zareo ny fanaraha-maso amin'ny amin'ny fiomanana ny fitsenana ilay harena kelitsika a!!!
👉Mba ho azo antoka ny fiterahana
👉Mba voara-maso ny fahasalaman'ny zanatsika ao am-bohoka!

Io indrindra no antom-pisian'ity pejy ity mba hizarana toro-hevitra ho antsika Reny??🤰

🧾Gazety mpiseho isan'andro

Miarahaba antsika Sage Femme rehetra♥️
05/05/2024

Miarahaba antsika Sage Femme rehetra♥️

🗓️𝟎𝟓 𝐌𝐀𝐈 𝐉𝐎𝐔𝐑𝐍𝐄́𝐄 𝐌𝐎𝐍𝐃𝐈𝐀𝐋𝐄 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐒𝐀𝐆𝐄 𝐅𝐄𝐌𝐌𝐄.
-------------------
✨Miarahaba sy mankasitraka ireo mpampivelona Malagasy rehetra amin'izao fankalazana izao.
✅Faritra Atsimo Atsinanana ao Farafangana ny ivotoeran'ny fankalazana amin'ity taona 2024 ity
💥Teny filamatra nosafidiana maneran-tany ny hoe
"𝐒𝐚𝐠𝐞𝐬 𝐟𝐞𝐦𝐦𝐞𝐬: 𝐬𝐨𝐥𝐮𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥𝐞 𝐜𝐥𝐢𝐦𝐚𝐭".

Neny ô! ♥️   Iresao ny zazatsika na mbola ao am-bohoka aza 🤰Mahatsara io olona kelitsika io zany 🥰
02/05/2024

Neny ô! ♥️

Iresao ny zazatsika na mbola ao am-bohoka aza 🤰
Mahatsara io olona kelitsika io zany 🥰

Ndao mba tonga dia omanina ny anaran'ny zazakelintsika ,sao tratran'ny ohatr'zao 🙈
21/04/2024

Ndao mba tonga dia omanina ny anaran'ny zazakelintsika ,sao tratran'ny ohatr'zao 🙈

21/04/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Yasn Andriamitsinjoarisaina, Nc Carolle, Miangola Violette, Angela Fanirisoa, Holy Viviane Rakotoarison, Kaïlla Nantenaina, Safidimamy Rahajamalala, Ãrîntsõå Täntęlÿ, Aina'sou Louissina, Nårïndrå Nömenjånaharÿ, Rasoavololona Liliane, Farasoa Michella, Rochina Ramaromamonjy, Jostim Hery Charicciah, Berthine Felicie, Vola Tiana, Sîtraka Espoire Fitiavana, Nas Stil Rouge, Janny Reddah, Nomena Angelo, Andoniaina Ramilijaona, Miarisoa Noromalala, Hajarison Gynah, Emilie Edwige Yavotriniony, Mhar'zoo Miranah, Rakotoarivony Joro Santatra, Falison Sym Guevara, Rosia Nachia, Alima Houssen, Må Lålå Jũnïõr, Farah Anjarafitahina, Sailah Anabella, Canscia Kely, Anicia Doliny, Benz Rio, Hantatiana Diantana, Andriatsiantely Elisa, Franc Kilin, Cesta Rofia, Holintsoa Edynah

Bonjour 🥰   Ndao resahantsika androany ny mikasika ny fivalanana sy ny SRO(Sel de rehydratation Orale):🔴Tandremo fa    >...
18/04/2024

Bonjour 🥰
Ndao resahantsika androany ny mikasika ny fivalanana sy ny SRO(Sel de rehydratation Orale):
🔴Tandremo fa
>mampihena lanja ny zaza ny fivalanana
>mahafaty ny zaza ny fivalanana

🔴Raha mivalana ny zaza omeo SRO isorohana ny fahaverezan-drano be loatra (raha lavitra tobi-pahasalamana nefa misy SRO ao aminao,afaka vidina eny )

🔴SRO 1 ho an'ny rano 1litatra
🚫Tsy azo tehirizina mihoatra ny 24 ora ny SRO

🔴Fomba fanomezana azy :
👉Zaza latsaky ny 12volana:50-100ml na 10-20 sotro fihinanana isaky ny avy mangery(mikaka)
👉Zaza mihoatra ny 12volana: 100-200ml na antsaky ny vera isaky ny avy mangery(mikaka)

💛Afaka manamboatra raha tsy misy SRO :
Rano 1 litatra + sira antsaky ny sotro fihinanana + siramamy 8 sotro fihinanana
Io ilay antsoitsika oe sy

⛔Nonon-dreny tsy misy fangarony hatramin'ny fahaenimbolan'ny zaza
Raha mivalana ny zaza,tohizo ny fampinonoana

Mazotoa de zarao ho hitan'ny namana ,zarao fa mahasoa
bisous 💋

Ô ry maman a!♥️aza kamo misafo an 😁 tsy mety  bevohoka ny tsy misafo ,vehivavy tsy mitondra vohoka ihany no afaka tsy mi...
17/04/2024

Ô ry maman a!♥️
aza kamo misafo an 😁 tsy mety bevohoka ny tsy misafo ,vehivavy tsy mitondra vohoka ihany no afaka tsy misafo 😂🤣
👉mba hahafantarana ny fahasalaman'ny zaza ao ambohoka sy ny fahasalamanao reny mitondra azy
👉 Tsinjovy ny fahasalamanao sy ny zanakao,ndrindra mba hahafantarana ny mety ho fizotry ny fiterahana
bisous 💋🤰

Address

Mahajanga
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vohoka voaara-maso,Fiterahana azo antoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share