Tefy Vy Royal

Tefy Vy Royal Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tefy Vy Royal, Mahajanga.

Grand portail
08/11/2019

Grand portail

Asa tanana vita Malagasy 😊 fer forgé ... contact 034.03.184.02 Création modèle unique , natao tato am atelier teto Tasar...
02/02/2019

Asa tanana vita Malagasy 😊 fer forgé ... contact 034.03.184.02
Création modèle unique , natao tato am atelier teto Tasararano Ambony Mahajanga.

Vokatra avy ao @ atelier 😉
02/02/2019

Vokatra avy ao @ atelier 😉

20/01/2019
Ouvrage métallique 😍  Mahajanga
20/01/2019

Ouvrage métallique 😍
Mahajanga

Azo hatao tsara ho an'ireo izay mitady azy eto Mahajanga. Référence travaux finis pour cette réalisation: maison famille...
20/01/2019

Azo hatao tsara ho an'ireo izay mitady azy eto Mahajanga.
Référence travaux finis pour cette réalisation: maison famille Al noor Ampasika et Amborovy

Pour vos travaux de ferronnnerie.... portaille, grille de protection ... etcAsa tanana vita malagasy tato amin'ny atelie...
20/01/2019

Pour vos travaux de ferronnnerie.... portaille, grille de protection ... etc
Asa tanana vita malagasy tato amin'ny atelier-nay, tsy nisy natao machine ireo fa fer forgé à main daholo, teto Mahajanga.
Afaka mitondra sary izay tinao hatao am tranonao ianao, manana isafidianana koa nefa izahay.
Chaque réalisation est unique chez nous.
Référence photo: hôpital Nandrasana Tsararano Ambany Mahajanga
Contact: 034.03.184.02

Asa tanana vita malagasy ato aminay, eto Mahajanga
20/01/2019

Asa tanana vita malagasy ato aminay, eto Mahajanga

Azo réaliser-na tsara ... hakana inspiraka 😉 vita am vy
20/01/2019

Azo réaliser-na tsara ... hakana inspiraka 😉 vita am vy

Garde-corps, Vita tanana nivoka tato am atelier Tefy Vy Royal Mahajanga.
20/01/2019

Garde-corps, Vita tanana nivoka tato am atelier Tefy Vy Royal Mahajanga.

Afaka mampanofa fitaovana hiesana izahay ho an'ireo izay mitady. Toy ny poste soudure kely na lehibe tahaka ny am sary. ...
20/01/2019

Afaka mampanofa fitaovana hiesana izahay ho an'ireo izay mitady. Toy ny poste soudure kely na lehibe tahaka ny am sary. Azo anaovana soudure pont io, azo anaovana soudure sambo ihany koa, matanjaka tsara. Manana fiasana hafa koa izahay araka izay hifanarana ny hofany.
Contact: 034.03.184.02

Afaka anaovana stand hivarotana, vita am vy , démontable mba tsy hanahirana ny fonoronana azy, afaka oentina mifindrafin...
20/01/2019

Afaka anaovana stand hivarotana, vita am vy , démontable mba tsy hanahirana ny fonoronana azy, afaka oentina mifindrafindra mazava loatra.

Vokatra asa tanana Malagasy ato amin'ny atelier-nay eto Mahajanga.Contact: 034.03.184.02
20/01/2019

Vokatra asa tanana Malagasy ato amin'ny atelier-nay eto Mahajanga.
Contact: 034.03.184.02

Vokatra asa tanana Malagasy ato am atelier Mahajanga
20/01/2019

Vokatra asa tanana Malagasy ato am atelier Mahajanga

Vokatra asa tanana Malagasy ato am atelier MahajangaContact: 034.03.184.02
20/01/2019

Vokatra asa tanana Malagasy ato am atelier Mahajanga
Contact: 034.03.184.02

Address

Mahajanga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tefy Vy Royal posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share