Arovako ny fahasalamako

Arovako ny fahasalamako Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Arovako ny fahasalamako, Medical and health, Mahajanga.

EAU ELIXIR (bain de bouche)Hygienène de la bouche  et de la gencive Carie dentaire , Aphte ,Mauvaise haleineN'hesitez pa...
23/04/2022

EAU ELIXIR (bain de bouche)
Hygienène de la bouche et de la gencive
Carie dentaire , Aphte ,Mauvaise haleine

N'hesitez pas a nous contacter en MP

TEL : 034 60 751 65

23/04/2022

Bonjour, nous sommes fier de vous annoncer que notre page est accessible pour toutes vos questions. Veuillez nous envoyer un message priver (MP). Mercie !!!

23/04/2022

Faly miarahaba antsika rehetra o!! hiverina indray ny page 'Arovako ny fahasalamana' , izay ahitantsika ireo ''vokatra natoraly'' maro samihafa hatrany sy ny ''produit cosmetique'' vaoavao izay entina anomezana fahafaham-po antsika hatrany.

10/05/2020
Ireto avy ireo fangaro sy singa ao amin'ny STC30. Izay vokatra natoraly 100% tokoa tsy misy voka-dratsiny. Contact: Mp o...
30/04/2020

Ireto avy ireo fangaro sy singa ao amin'ny STC30. Izay vokatra natoraly 100% tokoa tsy misy voka-dratsiny.
Contact: Mp ou 035.60.751.65

Miarahaba antsika rehetra! Manana olana amin'ny fahasalamana ve ianao??? Efa nandeha hatraiza hatraiza fa tsy nahita vok...
29/04/2020

Miarahaba antsika rehetra! Manana olana amin'ny fahasalamana ve ianao??? Efa nandeha hatraiza hatraiza fa tsy nahita vokany??? Ity ny vahaolana... STC30 vokatra natoraly manasitrana ny aretina maro tsy tambo isaina sady tsy misy voka-dratsiny na effet secondaire.
Contact: Mp na 0346075165

WAIST AND KIDNEY :Soulager vos maux de dos avec Waist and Kidney, Ce produit soulage les maux de dos quelqu’en soit les ...
06/03/2020

WAIST AND KIDNEY :

Soulager vos maux de dos avec Waist and Kidney,
Ce produit soulage les maux de dos quelqu’en soit les causes, et même s’il s’agit d’une inflammation issue :
• d’un soutien-gorge mal adapté,
• d’une mauvaise habitude de posture,
• d’une contraction utérine pour une femme accouchante,
• d’une maladie gériatrique,
Ce produit améliore également le fonctionnement l’appareil urogénitale et traite ainsi les urinations fréquentes, les maladies de la prostate et l’impuissance virile.
Il éradique tous les symptômes des maladies gériatriques relatives aux fonctions rénales tel que le goutte et le rhumatisme.
Un rein sain est une des conditions fondamentales pour un corps sain.

Boîte => 400 pilules

Posologie : 08-00-08

Mp na antsoy 034 60 751 65/ 033 12 994 88

L'Essence de Kangaroo est utilisée pour:1-Le dysfonctionnement sexuel, comme l’impuissance et l’éjaculation précoce, les...
06/03/2020

L'Essence de Kangaroo est utilisée pour:
1-Le dysfonctionnement sexuel, comme l’impuissance et l’éjaculation précoce, les séquelles de ma********on, la faiblesse de l’éjaculation, et les émissions nocturnes, sperme glissant.
2-Les troubles génitaux, comme le pénis court, l'atrophie du pénis, les testicules ratatinés.
3-Rein faibles : la taille et jambe lourde, fatigué et sans énergie, le manque de force, les vertiges, les maux de tête, les cheveux secs, l'insomnie, l'oubli, les sueurs nocturnes et la transpiration.
4-Les maladies de la prostate, comme des mictions fréquentes, l’urgence urinaire.
Ce produit est hautement purifié et concentré. L'absorption pharmacodynamique dure 72 heures.

La recherche a aussi démontré que l'essence de Kangaroo est extrêmement puissant car il est riche en hormones naturelles, des protéines, de zinc et de fer,qui sont en mesure d'augmenter la force physique et d'améliorer l'énergie sexuelle.

L'avantage de l'Essence de Kangourou

Augmentez votre force physique, Améliorez votre énergie sexuelle, Régénérer les fonctions vitales, Soulager la faiblesse dans les membres, traitement de la fatigue
Prévenir la maladie de prostate, l’urination fréquente et l’urgence urinaire
Après la prise, vous sentirez un peu de fièvre, un gonflement léger du pénis, une légère augmentation de la température corporelle qui sont des réactions normaux. Vous devriez boire plus d'eau légèrement chaude pour vous en débarrasser.

Après une période de 8 heures, le pénis reviendra à la normale.

Contient: 20 Comprimés

Posologie : 1 comprimés tous les 3 ou 5 jours car les effets pharmacodynamiques durent 72 heures.
Contacts : 034 60 751 65 / 033 12 994 88

Miarahaba antsika rehetraHo anao izay manana olana mahakasika ny aretin’ny voa na ny Maladie rénale.Ireo antony mety mah...
25/01/2019

Miarahaba antsika rehetra
Ho anao izay manana olana mahakasika ny aretin’ny voa na ny Maladie rénale.

Ireo antony mety mahatonga izany :

- Fisotroana toaka sy ny fifohana sigara
- Fihinana sira betsaka loatra
- Ny olona efa mahazo taona dia mila mitandrina fa efa manomboka reraka ny reins
- Ny mety ho fisehony :
- Te hipipy lava na tsy mahatana pipy
- Reraka lava sy kely aina
- Maloiloy sy te handoa lava
- Tsy mazoto homana
- Mahatsapa tsirona vy ao ambava
- Marary eo amin’ny faritra ambany amin’ny lamosina
- Fihenan’ny lanja
- Marary loha sy tsy mahita tory matetika

Indro ary misy vahaolana ho amin’izany dia ny WAIST AND KIDNEY izay fanafody natoraly 100% hitsaboana sy hisoroana ny aretin’ny REINS na ny VOA:
- Manome hery sy tanjaka
- Manatanjaka ny FILAHIANA amin’ny firaisana
- Manasitrana ireo olona mipipy lava tsy mahatana pipy
- Fiarovana ho an’ny Prostate
- Mety ho an'ny vehivavy efa mahazo taona.

Raha toa ka mahaliana anao izany dia aza misalasala miantso ny :
Laharana : 032 99 914 81 na ny 034 60 751 65

Manao livraison manerana an’i Madagasikara

Misaotra tompoko !

 ANANAMBO NA MORINGA NA FELIMIRONGOFanomezana sarobidy avy amin’Andriamanitra ny felimirongo.SAKAFO MAHAVELONA NY ANANAM...
25/01/2019



ANANAMBO NA MORINGA NA FELIMIRONGO

Fanomezana sarobidy avy amin’Andriamanitra ny felimirongo.
SAKAFO MAHAVELONA NY ANANAMBO :...
Na ny raviny,na ny tahony tanora, ny felany, ny voniny, ny rotsany tanora, ny voany (na lena na maina)
Maro ireo karazana singa hita ao anatin’ny faritra azo ho hanina amin’ny ananambo.
Ohatra :
Proteina entin''ny ronono 2 kaopy = proteina entin'ny ananambo 100g
Potasioma entin'ny akondro 3 = proteina entin'ny ananambo 100g
Vit A entin'ny karoty 4= Vit A entin'ny ananambo 100g
Vit C entin'ny voasary 7 = Vit C entin'ny ananambo 100g
Fomba fihinana azy:
• Raviny : Ankoatra ny ro efa mahazatra dia azo atao salady ihany koa.
• Ny rotsany: atao salady na atao fangaron-daoka toy ny haricot vert.
• Ny voany raha maintso: atao fangaron-daoka toy ny petit pois.
• Ny voany raha maina: endasina toy ny voanjo.
ZAVA MANIRY FANAO FANAFODY KOA NY ANANAMBO.
Azo ampiasaina avokoa ny raviny, ny rotsany, ny hodiny, fakany ary ny voany. Enty mandresy ny tsy fanjarian-tsakafo eo amin’ny zaza, reny mampinono, reny bevohoka.
• Ny fihinana 100g ravina ananambo lena dia manome eo ho eo amin’ny 50% ny filàna isan’andro amin’ny kalsioma, vy, proteina ho an’ny zaza 1 ka hatramin’ny 3 taona.
• Ny fihinana 20g ny ravina ananambo lena dia ampy hameno ny filàna isan’andro ny zaza amin’ny vitamines A sy C.
• Fitsaboana fery, vay: totoina ny voniny sy raviny ahazoana pomady apetaka amin’ny faritra ho traboina.
• Fivalanan-drà: Dintiny azo avy amin’ny vatany 1 sotrokely levonina amin’ny rano efa voapangotraka 1/4l. atao rano fisotro.

FAMPIASANA SAMIHAFA
• Ny voany maina dia totoina ka afaka hanadiovana rano: voany 1sotro/rano 1-2 litatra
• Sakafom-biby: ny voany, rotsany, ny raviny ho an’ny omby vavy be ronono 16g/isan’andro. Manome ronono 7 à 10L / andro.
Hitantsika amin’ireo fa firenena navahan’Andriamanitra isika fa manana zava-boary hafa kely. Efa manomboka lany tamingana anefa izy ireny noho ny tsy fahafantarantsika ny vokatsoa entiny koa andeha hatao laharam-pahamehana ny fambolena ny fikajiana ary ny fampiasana ny felimirongo.

Address

Mahajanga

Telephone

034 60 751 65

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Arovako ny fahasalamako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram