Pharmacie Hazavana

Pharmacie Hazavana Situé sur la rn4
Pharmacie parapharmacie allopathie etc...

Bonne fin de semaine a tous
17/01/2026

Bonne fin de semaine a tous

Aiza adino ireo fihetsika sakana, arovy ny tenanao arovy koa ny hafa….
10/01/2026

Aiza adino ireo fihetsika sakana, arovy ny tenanao arovy koa ny hafa….

Hajao hatrany ireo fihetsika sakana• manao aro-vaba• sasao matetika @ savony na gel hydroalcoolique ny tanana• tsy adino...
03/01/2026

Hajao hatrany ireo fihetsika sakana
• manao aro-vaba
• sasao matetika @ savony na gel hydroalcoolique ny tanana
• tsy adino ny elanelana iray metatra
• manantona tobim-pahasalamana raha misy fambara ahahafa
Mirary soa ho antsika rehetra

…GARDE semaine de 3 au 10 janvier 2026…

01/01/2026
Eo anilanareo hatrany
27/12/2025

Eo anilanareo hatrany

❤️
24/12/2025

❤️

Prenez soin de vous
20/12/2025

Prenez soin de vous

Atolotra ho anareo amin’izao andro fety izao…
17/12/2025

Atolotra ho anareo amin’izao andro fety izao…

Mirary anao ho Salama o
13/12/2025

Mirary anao ho Salama o

10/12/2025

🇲🇬Manolotra ny fialan-tsiny izahay eto amin’ny Pharmacie Hazavana noho ny fahataran’ny fanodinana ny fangatahanao omaly.
Nisy olana tamin’ny rindranasa nampiasainay ka nahatara ny asa, zavatra tsy voafehinay.

Misaotra tamin’ny faharetana sy ny fahazoana ny toe-javatra.
Ny ekipan’ny Pharmacie Hazavana.
🇫🇷Au nom de la Pharmacie Hazavana, nous vous présentons nos excuses pour le traitement lent de votre demande hier.
Un problème de logiciel a perturbé notre service et a causé un re**rd indépendant de notre volonté.

Nous vous remercions pour votre compréhension et votre patience.
L’équipe de la Pharmacie Hazavana.

Vonona ny handray anareo ampitiavana izahay….. mirary antsika ho Salama hatrany anafe ny ekipa iray manontolo…
06/12/2025

Vonona ny handray anareo ampitiavana izahay….. mirary antsika ho Salama hatrany anafe ny ekipa iray manontolo…

Mirary ny meva ho antsika jiaby
29/11/2025

Mirary ny meva ho antsika jiaby

Address

Tanambao Sotema
Majunga
BOENY

Telephone

+261326738823

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pharmacie Hazavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Pharmacie Hazavana:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram