Clinique Saint Georges de Mampikony et Ambondromamy

Clinique Saint Georges de Mampikony et Ambondromamy La clinique Saint Georges de Mampikony et d'Ambondromamy est un établissement médico-chirurgical.

🕊️ 𝗧𝘀𝗶𝗻𝗴𝗲𝗿𝗶𝗻𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟰 🕊️𝗘𝗳𝗮 𝟰 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗼 𝗻𝗶𝗮𝗹𝗮𝗻’𝗶 𝗗𝗿 𝗢𝗱𝗶𝗹𝗼𝗻 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗛𝗜𝗧𝗔 teto aminay. 𝗧𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗱𝗶𝗻𝗼𝗶𝗻𝗮 𝗶𝘇𝘆 𝗳𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗼𝗲𝘁...
17/01/2026

🕊️ 𝗧𝘀𝗶𝗻𝗴𝗲𝗿𝗶𝗻𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟰 🕊️

𝗘𝗳𝗮 𝟰 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗼 𝗻𝗶𝗮𝗹𝗮𝗻’𝗶 𝗗𝗿 𝗢𝗱𝗶𝗹𝗼𝗻 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗛𝗜𝗧𝗔 teto aminay. 𝗧𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗱𝗶𝗻𝗼𝗶𝗻𝗮 𝗶𝘇𝘆 𝗳𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗼𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗸𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗮𝗼 𝗮𝗺-𝗽𝗼𝗻𝗮𝘆 ❤️

Ho fahatsiarovana sy fanomezam-boninahitra azy 🙏, dia nisy 𝗟𝗮𝗺𝗲𝘀𝗮 𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗻𝗮𝘁𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝘇𝘆, ary 𝗻𝗮𝘁𝘀𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 sy 𝗻𝗼𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗸𝗼𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝘀𝗮𝗻𝗴𝗮𝗺𝗯𝗮𝘁𝗼 misy ny sariny ao anatin’ny tokotanin’ny 𝗖𝗹𝗶𝗻𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗦𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗜𝗦𝗣𝗦𝗚 𝗠𝗮𝗺𝗽𝗶𝗸𝗼𝗻𝘆, ho mariky ny fankasitrahana sy ny fitiavana tsy mety lefy. 📸✨.

𝗣𝗮𝗽𝗮 𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮𝗵𝗶𝘁𝗮, 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗶𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮 𝘀𝗼𝗮 𝗻𝗮𝘃𝗲𝗹𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗿𝗶𝗸𝗮 𝗮𝗻𝗮𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆. 🌿

🕯️ 𝗠𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮 𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗮𝗱𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 🕯️
𝗛𝗼 𝗮𝗼 𝗮𝗺-𝗽𝗼𝗻𝗮𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗸𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 💖🙏

16/11/2025

🎉 🎓💃 𝗩𝗶𝗱𝗲́𝗼 𝗽𝘂𝗯𝗹𝗶𝗰𝗶𝘁𝗲́ 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝘀𝗼𝗿𝘁𝗶𝗲 𝗱𝗲 𝗣𝗿𝗼𝗺𝗼𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗛𝗜𝗧𝗔 𝗱𝗲 𝗹’𝗜𝗦𝗣𝗦𝗚 – 𝗜𝗻𝘀𝘁𝗶𝘁𝘂𝘁 𝗦𝘂𝗽𝗲́𝗿𝗶𝗲𝘂𝗿 𝗣𝗮𝗿𝗮𝗺𝗲́𝗱𝗶𝗰𝗮𝗹 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 de 𝗠𝗮𝗺𝗽𝗶𝗸𝗼𝗻𝘆
𝗦𝗼𝗶𝗿𝗲́𝗲 𝗱𝗮𝗻𝘀𝗮𝗻𝘁𝗲 𝗺𝗶𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶 𝗣𝗔𝗥𝗜𝗦𝗛.

📅 𝗗𝗮𝘁𝘆 : 𝟭𝟯 𝗗𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱
🕘 𝗢𝗿𝗮 : manomboka amin’ny 9 ora alina
📍 𝗧𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 : Royal Piscine 414 – Mampikony
🎤 𝗔𝗿𝘁𝗶𝘀𝘁𝗲 : 𝗣𝗔𝗥𝗜𝗦𝗛 en show live! 🔥

🎟️ Vidim-pidirana :
• 𝗧𝗶𝗰𝗸𝗲𝘁 : 10 000 Ar
• 𝗥𝗲́𝘀𝗲𝗿𝘃𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 : 30 000 Ar
• 𝗩𝗜𝗣 : 50 000 Ar

📞 Info & Réservation :
👉 𝟬𝟯𝟮 𝟱𝟱 𝟯𝟭𝟯 𝟱𝟬 / 𝟬𝟯𝟴 𝟴𝟯 𝟳𝟮𝟴 𝟭𝟮

🤝 Partenaires : 𝗜𝗦𝗣𝗦𝗚 | 𝗖𝗹𝗶𝗻𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 | 𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮𝗡𝗲𝘄𝘀 | 𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗖𝘂𝗶𝘀𝗶𝗻𝗲

𝗧𝗼𝗻𝗴𝗮𝘃𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗼!

🎉 🎓💃 𝗡𝘆 𝗜𝗦𝗣𝗦𝗚 – 𝗜𝗻𝘀𝘁𝗶𝘁𝘂𝘁 𝗦𝘂𝗽𝗲́𝗿𝗶𝗲𝘂𝗿 𝗣𝗮𝗿𝗮𝗺𝗲́𝗱𝗶𝗰𝗮𝗹 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 de 𝗠𝗮𝗺𝗽𝗶𝗸𝗼𝗻𝘆 dia hanatanteraka Soirée dansante manokana h...
06/11/2025

🎉 🎓💃 𝗡𝘆 𝗜𝗦𝗣𝗦𝗚 – 𝗜𝗻𝘀𝘁𝗶𝘁𝘂𝘁 𝗦𝘂𝗽𝗲́𝗿𝗶𝗲𝘂𝗿 𝗣𝗮𝗿𝗮𝗺𝗲́𝗱𝗶𝗰𝗮𝗹 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 de 𝗠𝗮𝗺𝗽𝗶𝗸𝗼𝗻𝘆 dia hanatanteraka Soirée dansante manokana ho fanamarihana ny fivoahan’ny 𝗽𝗿𝗼𝗺𝗼𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗛𝗜𝗧𝗔!

📅 𝗗𝗮𝘁𝘆 : 𝟭𝟯 𝗗𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱
🕘 𝗢𝗿𝗮 : manomboka amin’ny 9 ora alina
📍 𝗧𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 : Royal Piscine 414 – Mampikony
🎤 𝗔𝗿𝘁𝗶𝘀𝘁𝗲 : 𝗣𝗔𝗥𝗜𝗦𝗛 amin’ny show live! 🔥

🎟️ Vidim-pidirana :
• 𝗧𝗶𝗰𝗸𝗲𝘁 : 10 000 Ar
• 𝗥𝗲́𝘀𝗲𝗿𝘃𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 : 30 000 Ar
• 𝗩𝗜𝗣 : 50 000 Ar

📞 Fampahalalana & Réservation :
👉 𝟬𝟯𝟮 𝟱𝟱 𝟯𝟭𝟯 𝟱𝟬 / 𝟬𝟯𝟴 𝟴𝟯 𝟳𝟮𝟴 𝟭𝟮

🤝 Mpiara-miombon’antoka : 𝗜𝗦𝗣𝗦𝗚 | 𝗖𝗹𝗶𝗻𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 | 𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮𝗡𝗲𝘄𝘀 | 𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗖𝘂𝗶𝘀𝗶𝗻𝗲

𝗧𝗼𝗻𝗴𝗮𝘃𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗼!

🎓 Vao nahazo 𝗕𝗔𝗖𝗖 ve ianao sa efa manana 𝗕𝗔𝗖𝗖?💡 Te hisehatra amin’ny sehatry ny fahasalamana ka ho lasa 𝙞𝙣𝙛𝙞𝙧𝙢𝙞𝙚𝙧(𝙚) na ...
25/08/2025

🎓 Vao nahazo 𝗕𝗔𝗖𝗖 ve ianao sa efa manana 𝗕𝗔𝗖𝗖?
💡 Te hisehatra amin’ny sehatry ny fahasalamana ka ho lasa 𝙞𝙣𝙛𝙞𝙧𝙢𝙞𝙚𝙧(𝙚) na 𝙨𝙖𝙜𝙚-𝙛𝙚𝙢𝙢𝙚?

👉 Misokatra ho anao ny 𝗜𝗦𝗣𝗦𝗚 – 𝙄𝙣𝙨𝙩𝙞𝙩𝙪𝙩 𝙎𝙪𝙥𝙚́𝙧𝙞𝙚𝙪𝙧 𝙋𝙖𝙧𝙖𝙢𝙚́𝙙𝙞𝙘𝙖𝙡 𝙎𝙖𝙞𝙣𝙩 𝙂𝙚𝙤𝙧𝙜𝙚𝙨 𝙚𝙩𝙤 𝙈𝙖𝙢𝙥𝙞𝙠𝙤𝙣𝙮!

📍 Toerana: 𝗖𝗹𝗶𝗻𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁 𝗚𝗲𝗼𝗿𝗴𝗲𝘀 𝗱𝗲 𝗠𝗮𝗺𝗽𝗶𝗸𝗼𝗻𝘆
📞 Contact: 𝟬𝟯𝟴 𝟴𝟯 𝟳𝟮𝟴 𝟭𝟮 / 𝟬𝟯𝟮 𝟱𝟱 𝟯𝟭𝟯 𝟱𝟬
📅 Rentrée: 𝟭𝟬 𝗡𝗼𝘃𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱

✨ 𝗛𝗼𝗺𝗮𝗻𝗼 𝗻𝘆 𝗵𝗼𝗮𝘃𝗶𝗻𝗮𝗼 𝗺𝗶𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗜𝗦𝗣𝗦𝗚, 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗶𝗱𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗮𝗯𝗼𝗮𝗻𝗮!

🙏🏽Bonne et heureuse année 2025 à toutes et tous.🙏🏽Arahaba tratry ny taona 2025.🙏🏽Mirary taona feno fahasoavana sy fahasa...
01/01/2025

🙏🏽Bonne et heureuse année 2025 à toutes et tous.
🙏🏽Arahaba tratry ny taona 2025.
🙏🏽Mirary taona feno fahasoavana sy fahasalamana ho antsika rehetra.

🎄Joyeux Noël à tous!🙏🏽🌲Mirary Noely sambatra ho antsika jiaby. 🙏🏽
25/12/2024

🎄Joyeux Noël à tous!🙏🏽
🌲Mirary Noely sambatra ho antsika jiaby. 🙏🏽

🏥CLINIQUE SAINT GEORGES de Mampikony devient un centre de référence pour prise en charge intégrée du diabète dans la rég...
11/10/2024

🏥CLINIQUE SAINT GEORGES de Mampikony devient un centre de référence pour prise en charge intégrée du diabète dans la région Sofia.
👉🏽Notre médecin Dr Kenny Razafindratsito a suivi un renforcement des capacités sur la prise en charge intégrée du diabète pour être « médecin éducateur de diabète ». Attestation délivrée par A.MA.DIA (Association Malgache contre le diabète) le 11/10/2024.

🏝️VACANCES à NOSY BE🏖️👉🏽Naila sasatra tany NOSY BE Hell Ville ny mpiaramiasa tato amin’ny Clinique Saint Georges Mampiko...
10/10/2024

🏝️VACANCES à NOSY BE🏖️
👉🏽Naila sasatra tany NOSY BE Hell Ville ny mpiaramiasa tato amin’ny Clinique Saint Georges Mampikony, izay natao ny 03-09 Oktobra 2024.
👉🏽« Tena ilaina ny fanaovana ny Team building toy izao. Henika hafaliana ny mpiaramiasa rehetra ary nahazo hery sy tanjaka ho entina hanasoavana ireo mila fitsaboana tonga ato amin’ny Clinique. Resy lahatra ny tenako fa mpiaramiasa mazoto no harena voalohany eo anivon’ny orinasa iray» araka ny nambaran’i Tale Jeneraly Adrien Rivo.

Mirary soa hatrany
Service communication
Clinique Saint georges

📣ACTION MÉDICO-CHIRURGICALE GRATUITEà la Clinique Saint Georges de Mampikony les 25-26 Octobre 2024.« Zava-dehibe loatra...
08/10/2024

📣ACTION MÉDICO-CHIRURGICALE GRATUITE
à la Clinique Saint Georges de Mampikony les 25-26 Octobre 2024.
« Zava-dehibe loatra ny fifanampiana sy ny fanasoavana ny mpiarabelona ka nanosika ny Association AHUCHA sy ny tenako hanao ity hetsika FIZAHANA MARARY sy FANDIDIANA MAIMAIM-POANA ity» hoy Atoa Adrien Rivo, Tale Jeneraly ny Clinique Saint Georges Mampikony sy Ambondromamy.
🏥Tongava maro manoratra anarana ato amin’ny CLINIQUE Saint Georges fa voafetra ho 50 olona ny toerana.
Raha mila fanazavana fanampiny, antsoy ny laharana:
038 79 913 89 ou 032 19 325 99.

Mirary soa,
Service communication
Clinique Saint Georges.

20/08/2024

🧑🏼‍🎓Ho anao manana BAC, na vao afaka BAC teo, Serie A1, A2, C et D.
✍️Dia misokatra ho antsika rehetra ny inscription na fanoratana anarana ato amin’ny ISPSG na Institut Supérieur Paramédical Saint Georges. Izay manofana anao ho lasa infirmier généraliste na sage-femme ka azahoanao maripahaizana license professionnelle.
👉🏽 Habilitation: Arrêté N 31308/2023-MESupRES
👉🏽Fidirana ho an’ny taom-pianarana 2024-2025 dia ny 11-11-2024.
👉🏽Toerana: Clinique Saint Georges Mampikony.
👉🏽Fanazavana fanampiny: 032.55.313.50 / 038.83.728.12
👉🏽Tongava maro manoratra anarana dieny izao, fa voafetra ny toerana.
🙏🏽ISPSG Mampikony, Fahasalamana no voalohan-karena.

La clinique Saint Georges de Mampikony et d'Ambondromamy est un établissement médico-chirurgical.

✍️🩺BILAN Action médico-chirurgicale gratuite à la Clinique Saint Georges de Mampikony du 15 au 16 Juillet 2024:👉🏽 24 int...
17/07/2024

✍️🩺BILAN Action médico-chirurgicale gratuite à la Clinique Saint Georges de Mampikony du 15 au 16 Juillet 2024:
👉🏽 24 interventions chirurgicales
👉🏽 60 circoncisions
👉🏽 59 consultations
👉🏽 Conférences sur IST, PLANNING FAMILIAL ET VIOLENCE BASÉE SUR LE GENRE
🙏🏽Misaotra betsaka Pr Odilon Dinaraly Tiandaza sy ny ekipa notarihiny ary ny association MAHSOFIA tamin’ny fiarahamiasa.
🙏🏽Mankasitraka feno ireo mpiaramiasa jiaby ato @ Clinique Saint Georges sy ny ISPSG tamin’ny fanatanterahana ny hetsika.
👍« Fanasoavana ny mpiarabelona hatrany no tanjona ho reharehan’ny Mampikony Tananantsika » hoy ny Tale Jeneraly Adrien Rivo.

04/07/2024

🚨📣ACTION MÉDICO-CHIRURGICALE GRATUITE
à la Clinique Saint Georges de Mampikony le 15-16 juillet 2024.
🏥« Anisany manohana mavitrika ny asa fanasoavana ataon’ny Association MAHSOFIA ary miaramiasa akaiky amin’i Pr TIANDAZA Dinaraly Odilon ny tenako ka nanosika anay hanao ity hetsika FIZAHANA MARARY sy FANDIDIANA MAIMAIM-POANA ity ho fanasoavana ny mpiarabelona eto MAMPIKONY » hoy Atoa Adrien Rivo, Tale Jeneraly ny Clinique Saint Georges Mampikony sy Ambondromamy.
🏥Tongava maro manoratra anarana ato amin’ny CLINIQUE Saint Georges fa voafetra ho 20 olona eo ho eo ny isan’ny Operations Chirurgicales hatao.
Raha mila fanazavana fanampiny, antsoy ny laharana:
038 79 913 89 ou 032 19 325 99 (Dr Khenny)

Mirary soa,
Service communication
Clinique Saint Georges.

La clinique Saint Georges de Mampikony et d'Ambondromamy est un établissement médico-chirurgical.

Address

Mampikony

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Clinique Saint Georges de Mampikony et Ambondromamy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Clinique Saint Georges de Mampikony et Ambondromamy:

Share

Clinique Saint Georges de Mampikony

Bienvenue sur la page de la Clinique Saint Georges de Mampikony !

La Clinique Saint Georges de Mampikony est un établissement privé multidisciplinaire médico-chirurgical basé dans la commune de Mampikony, situé dans la région SOFIA au Nord-Ouest de la Grande Ile de l’Océan Indien: Madagascar. Par le biais de ce site internet, je vous invite à découvrir la clinique Saint Georges, qui a pour vocation d’accueillir des patients aux pathologies diverses, nécessitant des soins continus avant leur retour au domicile.

La clinique Saint Georges de Mampikony offre les services suivants:


  • Accueil et hospitalisation