Amadia Maroantsetra

Amadia Maroantsetra Association Malgache contre le Diabète

14/11/2025

🚨 π„πƒπ”π‚π€π“πˆπŽπ π“π‡π„π‘π€ππ„π”π“πˆππ”π„

Mitohy hatrany ny fankalazΓ na ny Andro maneran-tany ho an'ny diabeta. πŸ₯³πŸŽ‚πŸ”΅πŸŒ

"𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐫𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 ππ’πšπ›πžπ­πš" ny lohahevitra ho entina amintsika amin'ny datin'ny asabotsy 15 novambra ho avy izao mandritra ny hetsika Γ©ducation thΓ©rapeutique (𝐄𝐓𝐏) 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐨π₯𝐨𝐧-ππžπ‘π’π›πž. πŸ‘©β€πŸ¦°πŸ§‘β€πŸ¦°πŸ‘±β€β™€οΈπŸ‘±πŸ§‘β€πŸ¦³πŸ‘¨β€πŸ¦³πŸ‘΅πŸ‘΄

Ny toerana dia ao amin'ny Clinique Amadia Faravohitra manomboka amin'ny 9 ka hatramin'ny 11 ora maraina. 🏨

Maimaim-poana ny fandraisana anjara ! πŸ†“

Ento daholo ny namana sy fianakaviana rehetra, na kely na lehibe, mba ahafan’izy ireo mahalala bebe kokoa momba ny diabeta sy ny fahasalamantsika! πŸ‘¨β€πŸ‘©β€πŸ‘§β€πŸ‘¦πŸ‘«πŸ‘¨β€πŸ¦½πŸ‘©β€πŸ¦ΌπŸͺ†πŸ§Έ

Aza adino ny manao Β« j'aime Β» sy ny mizara an'ity publication ity mba ho hitan'ny be sy ny maro ! πŸ“’πŸ“Ά

Tongava daholo ary an ! πŸ€—

11/08/2025

🚨 π„πƒπ”π‚π€π“πˆπŽπ π“π‡π„π‘π€ππ„π”π“πˆππ”π„

Na dia mangatsiaka aza ny andro dia mitohy foana ny ETP... πŸ₯ΆπŸ˜ƒπŸ₯ΆπŸ˜ƒ

Manasa antsika rehetra indray ary hamonjy ny hetsika Education ThΓ©rapeutique (𝐄𝐓𝐏) 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐀𝐒𝐳𝐲 𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚 𝐦𝐒𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐦𝐒𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚 πšπ¦π’π§β€™π§π² ππ’πšπ›πžπ­πš. πŸ‘ΆπŸ‘§πŸ§’πŸ‘¦πŸ‘©πŸ§‘πŸ‘¨πŸ‘©πŸ¦°

Amin'ny sabotsy 09 aogositra ho avy izao isika no hiaraka handalina ny lohahevitra : "𝐍𝐲 ππ’πšπ›πžπ­πš 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐀𝐚𝐟𝐨 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐚𝐑𝐚𝐬𝐚π₯𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚" πŸπŸπŸŠπŸ†πŸ₯‘πŸ₯πŸ πŸ₯¦πŸ‡πŸ₯©πŸ–πŸ³πŸ₯—

Ny toerana dia tsy miova fa ao amin'ny Clinique Amadia Faravohitra manomboka amin'ny 9 ka hatramin'ny 11 ora maraina. 🏨

Maimaim-poana hatrany ny fandraisana anjara. πŸ†“

Ento daholo ary ny namana sy fianakaviana rehetra, na kely na lehibe, mba ahafan’izy ireo mahalala bebe kokoa momba ny diabeta sy ny fahasalamantsika!πŸ‘¨πŸ‘¨πŸ‘§πŸ‘¦ πŸ‘±β€β™€οΈπŸ‘±πŸ§‘β€πŸ¦³πŸ‘¨β€πŸ¦³

Aza adino ny manao Β« j'aime Β» sy ny mizara an'ity publication ity mba ho hitan'ny be sy ny maro ! πŸ“’πŸ“Ά

Tongava daholo ary an ! πŸ€—

Mirary fety sambatra ho anareo Reny jiaby
25/05/2025

Mirary fety sambatra ho anareo Reny jiaby

DIABÈTE ?Fantaro ny momba ny toe-batanaoManaova dépistage
31/05/2024

DIABÈTE ?
Fantaro ny momba ny toe-batanao
Manaova dΓ©pistage

Isan'ireo Facteur de risque cardio-vasculaire izay azo ovana ny Tabac.Maha be chance ahazoana ny aretin'ny fo sy lalan-d...
31/05/2024

Isan'ireo Facteur de risque cardio-vasculaire izay azo ovana ny Tabac.
Maha be chance ahazoana ny aretin'ny fo sy lalan-drΓ  ary manasarotra azy !

Ianao koa, manaova fitiliana DIABETA
10/03/2024

Ianao koa, manaova fitiliana DIABETA

Address

Maroantsetra
512

Telephone

+261343729921

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amadia Maroantsetra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Amadia Maroantsetra:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram