Rasazy Sombiniaina

Rasazy Sombiniaina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rasazy Sombiniaina, Medical and health, Mangarivotra/Antanambao Avaratra, Miarinarivo.

Coucou 🥰Tsara n'y mampahafantatr antsika ireo sakafo ahitana s'y tena betsaka fer, izay tena ilain n'y vehivavy mandritr...
09/07/2022

Coucou 🥰
Tsara n'y mampahafantatr antsika ireo sakafo ahitana s'y tena betsaka fer, izay tena ilain n'y vehivavy mandritra ny fitondrana vohoka...

Ireo fihetsika tsara afaka atao mandritry ny fietsehan jaza 🥰
09/07/2022

Ireo fihetsika tsara afaka atao mandritry ny fietsehan jaza 🥰

Doppler foetal !Fitaovana iray fampiasa natao henoina ny fitempon'ny fon' ny zazakely any ambohoka. Ahitanao ny sahasala...
07/07/2022

Doppler foetal !
Fitaovana iray fampiasa natao henoina ny fitempon'ny fon' ny zazakely any ambohoka. Ahitanao ny sahasalaman n'y zanakao

Rasazy Sombiniaina Dia mampiasa an'izy ity ho Fanaraha-maso ny zazakelintsika.
Contact : 034 91 290 19
Mandray isanandro

07/07/2022

Faly miarahaba anao tongasoa eto amin'ny pejin'ny Rasazy Sombiniaina
Rasazy Sombiniaina dia manampy ny reny sy ny Zaza amin'ny lafiny:
1) Fanaraha-maso ny vehivavy mandritry ny fitondrana vohoka
2) Fanaraha-maso ny fivoaran'ny Zaza any am-bohoka
3) Mandray an-tanana ny fampiterahana
4) Manaramaso ny fahasalaman'ny reny sy ny Zaza aorian'ny fiterahana
5) Manome torohevitra mahakasika ny fahasalaman'ny reny sy zaza
6)....

Adresse Mangarivotra -Antanambao Avaratra Miarinarivo
Contact : 033 74 446 00/ 034 91 290 19
Misokatra isanandro
Mandray mpiteraka 24/24 h

Address

Mangarivotra/Antanambao Avaratra
Miarinarivo

Telephone

+261349129019

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rasazy Sombiniaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share