
02/05/2024
Mahatsara e👋🏽
Fantatrao ve ny atao hoe « Hyperglycémie » na ny fiakaran’ny taha ny siramamy amin’ny vatana izay antsointsika hoe « Diabete » ????🤔
👉🏾Izy io dia avy amin’ny siramamy tsy levona ao aminy vatana , noho ny tsy fivoahan’ny « insuline » mandevona io siramamy io , na tsy fandraisan ny sela an io « insuline » io koa
Ny insuline dia tsirim-panentana « hormone » ahafahany glucose (siramamy ) miditra ao anaty sela izay mivadika ho angovo ho an’ny vatana!
Io dia mahatonga ny olona iray :
🍀reradava
🍀ikorontana taovam pandevonan kanina
🍀mivalan drano matetika aminy alina
🍀mikorontana fitaovam pananahana , « impuissance» ho an’ny lahy
Sns …..
👉🏾Tsy mifidy taona ny « hyperglycémie» fa mety ahazo ny olona rehetra …
Bio Vert Nectar akaiky anao , Miaraka aminao hatrany hatrany …