Distributeur RIRA Ampamantanana

Distributeur RIRA Ampamantanana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Distributeur RIRA Ampamantanana, Medical and health, Morarano Chrome.

ny Vokatra Natoraly IMAHAGAGA TENATSARA dia tena izay anarany izay tokoa . satria mahagaga raha ny Fiasany nohony ireo f...
11/01/2026

ny Vokatra Natoraly IMAHAGAGA TENATSARA dia tena izay anarany izay tokoa . satria mahagaga raha ny Fiasany nohony ireo fahasitranana maro azo avy aminy fampiasana anazy

efa betsaka ireo nampiasa ka niaiky ny Fiasany. ity vokatra natoraly ity koa izay efa amampolo taona maro namokarana anazy

Ireto avy ireo Tombotsoa azo avy aminy fampiasana anazy ity

- manasitrana tanteraka ireo aretina azo avy aminy firaisana ara-nofo sy ireo areti-mifindra ( syphilis, herpès, VIH sns )

- manadio ra
- manarina ny fahanterany sela
- mampiakatra ny Hery fiarovana
- mitsabo ireo karazana fanaintainana aminy vatana goute sy rhumatisme
- sy ireo maro tsy voatanisa

Tena zavadehibe hoany fahasalamana ny fampiasana anazy ity satria Sady azo itsaboana no azo isorohana ireo aretina maro

Adresse : Androndra Ampamantanana Tananarivo eto aminy Farany bus 117 sy 151

Tel : 038 97 853 70

Ampijaliny Aretim-bavony ve Hianao ? Ny Ody vavony Rira dia anisanireo ody vavony mampihaiky ny maro . hoan'izay efa nam...
07/01/2026

Ampijaliny Aretim-bavony ve Hianao ?

Ny Ody vavony Rira dia anisanireo ody vavony mampihaiky ny maro . hoan'izay efa nampiasa anazy

Mitsabo ireo olana pahazo ny vavony rehetra
na vavony misy rivotra
na vavony tsy mahalevon-kanina
na vavony manaintaina
na vavony misy microba

1 Andro mampiasa anazy efa mahita fiovana tsara

Toerana ahitana anay
Androndra Ampamantanana Tananarivo eto aminy Farany bus 117 sy 151
Natoraly plus Botika
038 97 853 70

VOKATRA NY VOAROY HAZO ny VOKATRY NY TANTSAHA Akoatran'ny oe SAKAFON'AKOHO ny voarohy dia :Ny ravina voaroy dia manasitr...
09/10/2025

VOKATRA NY VOAROY HAZO ny VOKATRY NY TANTSAHA



Akoatran'ny oe SAKAFON'AKOHO ny voarohy dia :
Ny ravina voaroy dia manasitrana ireto aretina ireto
- Fanafody voa ( Rein)
- manala strees
- mampiakatra tension
- mitondra calcuim
-Mitazona fitadidina .
Toy izao ny fikarakarana azy
Maka ravina iray tanana na iray fehy dia ampangotrahina amin'ny rano 1,5 litatra
_ sotroina iray vera maraina alohany sakafo maraina
_ atoandro alohany hisakafo ihany koa
_ hariva alohany hatory .

Ny hodiny indray dia fanafody HEMORAIDA, manasitra haingana izy .
Maka hodiny iray fehy tanana ampangotrahina amin'ny rano 2 litatra , ny 1 sotroina ny 1 evohina ambany .
Manasitrana ihany TAZO VONY ihany koa toy izao ny fanaona azy :
Mampangotraka hodiny 1 fehy tanana dia ampiana tamotamo 1 sotro lehibe ny rano 1 litatra atao rano fisotro .

Ny tombotsoa azo amin'ny voany voaroy hazo
Mampitony ny fo ho an'rwo manao palipitation lava
Manasitrana aretim- po
Manasitrana vavony
Manasitrana aretin- doha lava
Hoanina amin' uzao na atao jus .
Marihina fa ny 90% ny voaroy hazo dia rano avokoa . Manakarena vitamine A, B, C be calcuim sy fer ,mitondra fibre , magnesuim ary fosfore .
Fanaovana CALCUIM izy tsisy fatra fa atao toy ny DITÉ dia sotroina asiana siramamy kely na tantely sy citron kely

Ny olona manana TOSIDRA AMBONY dia mila mahay mandalanja ny fihinana voarohy hazo

Fa na izany aza dia anisany voankazo tsara ny voaroy hazo .

Ras

 Vahaolana ho anareo lehilahy manana olana arapananahana🏃100% Natoraly, tsy misy effet secondaire ❤️toerana : Mahazoariv...
30/08/2025


Vahaolana ho anareo lehilahy manana olana arapananahana🏃
100% Natoraly, tsy misy effet secondaire ❤️
toerana : Mahazoarivo akaiky ny flm pave
Bio Pharma Antsirabe

  VIH Il est le nouveau gagnant après avoir suivi un traitement VIH chez BIOPHARMA à SAMBAVAAmin'ny voalohany aloha Dia ...
10/07/2025

VIH

Il est le nouveau gagnant après avoir suivi un traitement VIH chez BIOPHARMA à SAMBAVA

Amin'ny voalohany aloha Dia Tsy mino daholo foana ireo mitsabo saingy rehefa mahita vokatra azo tsapain-tanana toy izao dia miara faly aminay daholo ihany🥰
Mirary SOA hoan'ireo izay Mbola ao anatin'ny fanarahana fitsaboana. Tsy mora fa vitanareo io e💪
Bio pharma Antsirabe

10/07/2025
Mampalahelo fa mirongatra bé ny tranga intoxication alimentaire eto Madagascar tatoato. Ny astuces avy aty aminay mandra...
20/06/2025

Mampalahelo fa mirongatra bé ny tranga intoxication alimentaire eto Madagascar tatoato.

Ny astuces avy aty aminay mandrapilamina tanteraka aloha Dia aza dia mihinana an'ireny sakafo miotrika na mipirina ao anatina vata fampangatsiahina ireny aloha.

Tsara ihany koa ny hananana ao an-trano an'ity Mandravasarotra ity ao an-trano ka Raha vao misy tranga mampiahiahy toy ny kibo Marary,fanina,Marary Loha,maso manjavona ... miseho dia misotro tapaky ny vera avy hatrany Raha olondehibe,fahefany vera Raha Zaza latsaka ny 10 taona hatramin'ny 5 taona.
Aorian'izay dia mandeha haingana mamonjy hôpital hanarahamaso akaiky ny Fahasalamana fa Tsy manao dokotera tena !
Mirary SOA indrindra.
Zarao foana ny torohevitra mahasoa fa mamonjy olona Tsy fantatrao izany
Bio pharma Antsirabe
contacte0343791894

Fanafody sery s'y kohaka tena mahomby💯Tongolo bé s'y sakamalao 🌰Afaka io atramin'ny Tazo Tsotra n'y fomba fanaovana azy!...
28/02/2025

Fanafody sery s'y kohaka tena mahomby💯
Tongolo bé s'y sakamalao 🌰
Afaka io atramin'ny Tazo

Tsotra n'y fomba fanaovana azy!
Rano iray kaopy tongolo bé tetehana de atao anatin'ny rano mafana ,rapeo n'y sakamalao afangaro aveo asio tantely Kely Raha misy ,Raha tsisy tsy manina siramamy de sotroina aveo
Andramo anie tena efficace bé

     ANTIBIOTIQUE DES VOIES RESPIRATOIRES                 ASANY : 💁Mampitony kohaka💁Ireo otrik'aretina 💁Mitsabo ny fery ...
28/01/2025



ANTIBIOTIQUE DES VOIES RESPIRATOIRES
ASANY :
💁Mampitony kohaka
💁Ireo otrik'aretina
💁Mitsabo ny fery ao anatin'ny taovam-pisefoana
💁Manamora ny famoahana ny rehoka
💁Manokatra ny lalan-drivotra
💁Mampahita tory,
💁Ampiasaina @ aretin-tratra
💁Kohaka tsy mety masaka
💁Ireo aretin'ny lalan-drivotra
💁Olona sempotra ireny
👉Antibiotikan'ny taovam-pisefoana
👉Sempotra
👉Ody kohaka


à base de plantes médicinales de Madagascar

Toerana : Mahazoarivo sapanana FLM

Info :
0343791894
0386714277

Sirop  MANALA IREO TAVY RATSY ⛔Ho anao zay Bébé kibo la te anala izany izy no vahaolana.⛔ Ho anao zay matavy vatana rehe...
23/01/2025

Sirop
MANALA IREO TAVY RATSY
⛔Ho anao zay Bébé kibo la te anala izany izy no vahaolana.
⛔ Ho anao zay matavy vatana rehetra ka te hanena izany,
⛔Manadio ra(Lio) koa izy
⛔Mampidina n'y tosidra avo
⛔Mampidina n'y tahan siramamy (diabète)
Koa aza misalasala ary fa n'y Bio pharma Antsirabe Dia vonona hatrany handray anao🙏
📞0343791894
🌃 TOERANA MAHAZOARIVO SAPANANA FLM

⛔Eeeeeeooooo⛔Aza variana fa mihanaka bé ity aretina ity amizao.Ity no atao hoe condylomes izay azo avy amin'ny Virus ata...
23/01/2025

⛔Eeeeeeooooo⛔
Aza variana fa mihanaka bé ity aretina ity amizao.
Ity no atao hoe condylomes izay azo avy amin'ny Virus atao hoe HPV(Human Papilloma Virus).
Mitovy amin'ny sangan'akoholahy izy Ary mifindra amin'ny alalan'ny tsiranoka fivaviana na filahiana.
Indraindray izy io any amin'ny lavaka fikakazana no mivoaka Ary dia manakona ny lalan'ny maloto rehefa tena ngeza.

Traitement 20 Andro ka hatramin'ny 30 Andro eoeo vao tena sitrana amin'ny alalan'ny Antibiotika Natoraly Biopharma saingy Raha efa amantaona maro lotra dia mety ho tafiakatra hatramin'ny 3 volana ny fitsaboana.

Page:Bio pharma Antsirabe
Natoraly Plus Antsirabe
Toerana : Mahazoarivo sapanana FLM
📞0343791894

🌿🌿🌿Vahaolana izay tena 100% natoraly Fanafody garantie fa mahasitrana EFA 5 Taoana nampiasana anazy 🌿🌿🌿               ST...
12/01/2025

🌿🌿🌿Vahaolana izay tena 100% natoraly
Fanafody garantie fa mahasitrana
EFA 5 Taoana nampiasana anazy 🌿🌿🌿

STOP___IST___
💉💊🩺MST💉💊🩺
🔺️Condylome
🔺️Syphilis
🔺️Herpès génital
🔺️Blénnorragie
🔺️Hépatite A,B,C

Aza misalasala manatona na miditra hafatra miafina
Natoraly Plus Antsirabesiraberabe
Bio pharma Antsirabesiraberabe
📞☎️0343791894
TOERANA : MAHAZOARIVOsapanana flm

Harena sarobidy ny fahasalamana🙏

Address

Morarano Chrome

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Distributeur RIRA Ampamantanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram