06/03/2025
Eny amin'ny CSB na ny toerampitsaboana fototra dia efa afaka manao fitiliana ny tsimokaretina VIH , ary hotananay hatrany ny tsiambaratelonao
PNLIS
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
"๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐
๐๐
๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐โ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐/ ๐๐๐๐"
โ
๏ธNandritra ny fidinana teny aminโireo Oniversite ivon-toerana fampianarana misahana ny fikarakarana ara-pahasalamana miankina na tsy miankina amin'ny Fanjakana teto amin'ny faritra ANALAMANGA , izay nanaovana fitiliana sy fanentanana ny mahakasika ny VIH, izay notanterahanโny Minisiteranโny Fahasalamam-bahoaka dia, miha mitombo hatrany ireo mpianatra manao fitiliana sy liana te- ahafantatra ny toe-batany,
Ka tanora maherinโny 2.500 mahery no voaentana sy voatily nandritra ny 2 herinandron'ny volana FEBROARY 2025
โ
๏ธAry tsy ho hadino ihany koa ny anjaranโireo Oniversite ivon-toerana fampianarana misahana ny fikarakarana ara-pahasalamana miankina na tsy miankina amin'ny Fanjakana any aminโireo faritra sasatsasany.
'' ๐ป๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐''
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Direction de la Promotion de la Santรฉ
Direction Gรฉnรฉrale de la Mรฉdecine Prรฉventive
Difp Msanp
DLMT MSANP MADAGASCAR
Pro MinSan