PHARMACIE CENTRALE DE SAMBAVA

PHARMACIE CENTRALE DE SAMBAVA 𝗣𝗵𝗮𝗿𝗺𝗮𝗰𝗶𝗲𝗻 🇲🇬 | 𝗝𝗼𝗶𝗻 𝘂𝘀 🤝 032 45 117 52

🚨 IMPORTANT 🚨⚠️ ATTENTION ⚠️ ⭕️ Tsy tokony hoanina miaraka ny ATODY sy ny FER ✅ Tsy tokony hanohy ilay fitsaboana amin’n...
04/01/2025

🚨 IMPORTANT 🚨
⚠️ ATTENTION ⚠️

⭕️ Tsy tokony hoanina miaraka ny ATODY sy ny FER
✅ Tsy tokony hanohy ilay fitsaboana amin’ny fanafody FER ianao raha tsy hafaka adiny roa ninanao atody !

👇 Ao @ commentaire no manazava misimisy
🙏 Partageo mba hanampiana ny hafa

03/01/2025

⭕️ Fantatrao ve fa ny 3 Janvier no daty tena be olona maty indrindra any Frantsa? Hatramin’ny 20 taona lasa dia mbola mitohy hatrany izany!
❌ Raha mbola tsy lasan’ny 3 Janvier ianao dia asio “j’aime” ity publication ity! 😅

03/01/2025

⭕️ Vita hono iny bonané iny fa miandry valo marsa indray hono …

❌🚨 Kiiiiiiiiiii

💊| Inona ilay fanafody nohaninao izay tsy zakanao iny ❓Ka niteraka réaction allergique tahaka ny amin’ny sary izao ❓😱😱😱
03/01/2025

💊| Inona ilay fanafody nohaninao izay tsy zakanao iny ❓Ka niteraka réaction allergique tahaka ny amin’ny sary izao ❓😱😱😱

02/01/2025

⭕️ Raha fanafody ny vadinao dia inona ❓

🌿 Satria mantsy misy vadin’ny sasany dia «KATRAFAY » 😊

02/01/2025

📍Efa hiasa ve rampitso sa mbola PONT ?

✅ Garde izahay ah, misokatra foana

02/01/2025

🚨 Breaking news : La saison de « Inona ny fanafody makafoka » est officiellement ouverte ! Préparez vos questions… 🔓😂

01/01/2025

⭕️ Ny endriky ny kibon’ny olona izay tsy homenao hanina dia tsy tokony hampanahy anao amin’ity 2025 ity, hoy izareo atsy ambadika atsy 👇

🔥 Raha manaikitra tampoka ny aretim-bavony🕒 Fotoana inona no tokony hisotroana ny fanafody fiarovana ny vavony 👉 Tahaka ...
31/12/2024

🔥 Raha manaikitra tampoka ny aretim-bavony

🕒 Fotoana inona no tokony hisotroana ny fanafody fiarovana ny vavony 👉 Tahaka ny MAALOX, GAVISCON, PEPSANE, POLYSILANE, DIGUSIL, ANTACID, MAGALU, sns :

✅ Aorian’ny sakafo, sy
✅ Alohan’ny hatory

Indrindra raha misy fanaintainana na reflux gastrique.

❗ Zava-dehibe :
Raha mbola mitohy na miharatsy ny soritr’aretina dia manatona dokotera avy hatrany.

–––––––––––––––––––––––

Tandremo ny fahasalamanao !
Mirary fety sambatra ❤️❤️❤️

Misokatra 24h/7 izahay ❗️Na réveillon na bonanéHafaka miantso ☎️ 032 45 117 52 Hafaka mandefa message @ ity Whatsapp ity...
31/12/2024

Misokatra 24h/7 izahay ❗️
Na réveillon na bonané
Hafaka miantso ☎️ 032 45 117 52
Hafaka mandefa message @ ity Whatsapp ity anareo raha sendra mila sarin’ny produits izay anontanianareo.
Mankasitraka dia mirary fety sambatra 🥳
_____________________

31/12/2024

🚧TANDREMO IANAREO MPAMPIASA LALANA

Be dia be ny lehilahy ho MAMO rahariva ka voatery ny vadiny no hitondra tomobile.
Femme 👩 au volant 🚦🚘⚠️ ❗️

👇 ‘Zao ny sambo mpitatitra postiches @ conteneur conteneur izay hanaovan’ny vehivavy @ bonne année     👇 Izy daholo ireo...
30/12/2024

👇 ‘Zao ny sambo mpitatitra postiches @ conteneur conteneur izay hanaovan’ny vehivavy @ bonne année 👇 Izy daholo ireo 😅

👩 Tandremo ny tarehy !❌ Aza entina matory ny maquillage :➡️ Manentsina ny mason-koditra➡️ Miteraka mony➡️ Manafaingana n...
30/12/2024

👩 Tandremo ny tarehy !

❌ Aza entina matory ny maquillage :

➡️ Manentsina ny mason-koditra
➡️ Miteraka mony
➡️ Manafaingana ny fahanteran’ny hoditra.

………………..

🧴Démaquillez-vous avec un produit adapté à votre peau, pour qu’elle reste propre, se régénère et conserve toute sa beauté.

🍫 CHOCOLAT dia tokony 2 carrés isanandro farafaha-betsany no hoanina !❌ Hitanay anie ianao minana tablette iray antsasak...
30/12/2024

🍫 CHOCOLAT dia tokony 2 carrés isanandro farafaha-betsany no hoanina !
❌ Hitanay anie ianao minana tablette iray antsasakadiny io eh ⚠️
………………………………………………….

30/12/2024

Ity alatsinainy farany amin’ny 2024 ity, tsarovy fa ny fiafarana dia fiandohana vaovao.

Miomàna hiatrika ny 2025 am-pahavononana sy am-pahatokiana. Afaka mahavita zavatra lehibe ianao !

Tena lafo ny vidim-panafody any Dubai, Ity zao MAALOX sachet amidy 35 DIRHAM (AED), zany hoe manodidina ny 44 700 Ar rah...
29/12/2024

Tena lafo ny vidim-panafody any Dubai,
Ity zao MAALOX sachet amidy 35 DIRHAM (AED), zany hoe manodidina ny 44 700 Ar rah vola gasy ❗️

Manome à peu près 3 000 Ar ny iray sachet !

Aty nefa manodidina ny 1000 Ar - 1500 Ar ny iray sachet.

Mety misy moramora ihany angamba fa santionany io

⭕️ Ataovy matotra eh ✅ Bon dimanche 😅__________________
29/12/2024

⭕️ Ataovy matotra eh
✅ Bon dimanche 😅
__________________

28/12/2024

⭕️ Tsy mahasalama ilay TSINJAKA MPANAMBOLA, tsy manala calories sady tsy manala rivotra vokarin’ny boisson gazeuse ❗️
✅ Tonga dia atao amin’ilay KWASSA KWASSA ireny mahalava velona 🪩 🪩 💃🕺🪩 🪩

Address

Rue De Commerce RN5a Tsangambato Antaimby
Sambava

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PHARMACIE CENTRALE DE SAMBAVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to PHARMACIE CENTRALE DE SAMBAVA:

Share