Pharmacie de Soavinandriana Itasy

Pharmacie de Soavinandriana Itasy Pejy fampitam-baovao sy hifandraisana amin'ny PHARMACIE DE SOAVINANDRIANA

29/01/2026

Fetin'ny vavy matoanay androany ho an'izay te hirary soa ho azy... 🙂

Finidy no anarany 😊🍀

17/06/2023
17/05/2023
Harivariva eto Ambatombositra ...
09/05/2023

Harivariva eto Ambatombositra ...

Tandremo ny vaovao tsy marina !
23/01/2023

Tandremo ny vaovao tsy marina !

"PHARMACIE DE SOAVINANDRIANA" , eto Ambatombositra, 100 metatra miala ny Commune sy ny RN43. Amin'izao fanombohana izao ...
09/01/2023

"PHARMACIE DE SOAVINANDRIANA" , eto Ambatombositra, 100 metatra miala ny Commune sy ny RN43.

Amin'izao fanombohana izao dia mivoha ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy ny "PHARMACIE DE SOAVINANDRIANA" (7h-19h). Rehefa aoriana kely kosa vao hisokatra 7j/7 sy 24h/24. Azo atao ihany kosa anefa amin'izao ny mandondona amin'ny alina raha misy urgence. Azo antsoina ihany koa ny laharana: 038 92 91533

"PHARMACIE DE SOAVINANDRIANA" , eto Ambatombositra, 100 metatra miala ny Commune sy ny RN43. Amin'izao fanombohana izao ...
25/12/2022

"PHARMACIE DE SOAVINANDRIANA" , eto Ambatombositra, 100 metatra miala ny Commune sy ny RN43.

Amin'izao fanombohana izao dia mivoha ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy ny "PHARMACIE DE SOAVINANDRIANA" (7h-19h). Rehefa aoriana kely kosa vao hisokatra 7j/7 sy 24h/24. Azo atao ihany kosa anefa amin'izao ny mandondona amin'ny alina raha misy urgence. Azo antsoina ihany koa ny laharana: 038 92 91533

Miarahaba anao mahatratra ny KRISMASY 2022. Mirary fety sambatra ho anao sy ireo akaiky anao rehetra amin'izao faran'ny taona izao. Samy hahatratra ny Taona vaovao 2023.

Address

Ambatombositra
Soavinandriana
118

Telephone

+261389291533

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pharmacie de Soavinandriana Itasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Pharmacie de Soavinandriana Itasy:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram