Vokatra Natoraly Vaika

Vokatra Natoraly Vaika Izahay dia mamokatra sy mivarotra🛍️ Vokatra Natoraly🍀maro ho an'ny fahasalamana.

➡️ TAMBERINA KELY⬅️👉 Iza daholo ilay efa nampiasa Baume Vaika ??Nanao ahoana izay ny fahasalamana 😕❓⁉️Atolotray ho anare...
17/02/2026

➡️ TAMBERINA KELY⬅️
👉 Iza daholo ilay efa nampiasa Baume Vaika ??

Nanao ahoana izay ny fahasalamana 😕❓⁉️

Atolotray ho anareo indray ireto Baume Vaika karazany Telo (03) ireto ( ho an'ny taolana🦴, ho an'ny hozatra 💪, ary Baume mafana.

🧐🧐 Jereo fa isaky ny sary ny momba2 ny baume tsirairay an.

✓ Prix : 10.000 Ar daholo
✓ Disponible en ligne ihany an.
✓ Livraison partout à Madagascar

😃 Faly izahay mizara ity astuces ity aminareo 😃Andramo ndray ary dia zarao aminay hoe nanao ahoana ny Vokatra azo. 🎁 Mis...
12/02/2026

😃 Faly izahay mizara ity astuces ity aminareo 😃
Andramo ndray ary dia zarao aminay hoe nanao ahoana ny Vokatra azo.

🎁 Misy ihany koa ny BAUME VAIKA ho an'ny taolana izay tena manasitrana fa tsy mampitony fotsiny an!🎁
Fanazavana fanampiny 👇
https://www.facebook.com/share/p/14TwU5uWupZ/

́etbienêtre

🌟🌟Azo antoka 100% TSIMAINTSY SITRANA ny ARETIN-KODITRA mahazo anao🌟🌟Atolotray ho anareo indray ity pack  🎊hoditra Salama...
09/02/2026

🌟🌟Azo antoka 100% TSIMAINTSY SITRANA ny ARETIN-KODITRA mahazo anao🌟🌟

Atolotray ho anareo indray ity pack 🎊hoditra Salama🎊 ity mba ahazoana vokatra haingana⚡ sy azo antoka 👍.

➡️Ny tena MAMPIAVAKA azy:

• Voatsabo avokoa na aretin-koditra miverimberina aza: satria tsaboina hatramin'ny ny olana avy any ANATY mampiverimberina ilay aretina
• Haingana kokoa ny fahasitranana
• Sitrana na ireo fery efa ela sy sarotra SITRANINA aza

➡️ Ireto no atolotray anao ao anatin'ny pack:

• Baume Vaika ho an'ny hoditra atao fanosotra: manasitrana ireo aretin-koditra ety IVELANY no sady mamono ireo otrikaretina🦠 eo amin'ny hoditra
• Savony dingadingana: fantatsika tsara ny asan'ny dingadingana fa mahasoa 👍 ny hoditra marary izy io
• Ny Poudre ravin-kazo 🌿 atao fisasana sy sotroina: anti-inflammatoires no sady misy plante natao hitsaboana ny aretin'ny hoditra ihany koa ao anatiny.

🫵 TSY MAINTSY SITRANA IANAO 🫵

💰 Prix : 25 000Ar
🚴‍♂️ Livraison: Oui (arakaraky ny toerana ny frais)
🚍 Mandefa faritra ihany koa

🌟 ARETIN-KODITRA :  AVY AO ANATY SA AVY ATY IVELANY NO MAHATONGA AZY 🌟Alohan’ny hividianana “produit miracle” rehetra, t...
08/02/2026

🌟 ARETIN-KODITRA : AVY AO ANATY SA AVY ATY IVELANY NO MAHATONGA AZY 🌟
Alohan’ny hividianana “produit miracle” rehetra, tsara ny mahatakatra hoe avy aiza ny olan'ny hoditra. Satria ny hoditra dia toy ny radar: mampitandrina rehefa misy tsy mety… fa tsy mitovy hatrany ny antony! 😅

🔹 Olana avy anatiny (internal)
Eny, misy olana amin’ny hoditra izay avy ao anatiny:
• Aretin’ny hoditra maharitra : eczéma, psoriasis, rosacée…
• Fikorontanan'ireo hery fiarovana : lupus cutané, vitiligo… rehefa manafika ny hoditra ny vatana!
• Antony ara-génétique & metabolisma : acné, ichtyose…😬
Fikorontanana anatiny : stress, tebiteby, hormones tsy milamina, sakafo tsy ara-dalàna… ny fomba fiainanao koa misy fiantraikany!
🔹 Olana avy ivelany (external)
Ary misy koa ireo olona ivelany manimba:
• Infection : bakteria, virus, holatra… impétigo, herpès, mycoses…
• Parasites : galle, poux… tsy misy olona te-hahita azy, fa dia mahita lalan-kaleha hatrany 😅
• Tontolo iainana & simika : masoandro, loto, allergies, dermatite de contact…
💡 Soso-kevitra : Mena, mikorontana, misy tasy… mety hitovy izy rehetra, fa samihafa ny fitsaboana arakaraka ny antony.
👉 Teny farany : Raha fantatra ny antony, efa antsasaky ny làlana mankany amin’ny hoditra salama no vita! ✨

́etbienêtre

🍎 Saison ny poma izao : Aza avela handalo fotsiny !Tena "super-héros" ho an'ny fahasalamanao mihitsy ny paoma ! 💪Adinoy ...
05/02/2026

🍎 Saison ny poma izao : Aza avela handalo fotsiny !
Tena "super-héros" ho an'ny fahasalamanao mihitsy ny paoma ! 💪

Adinoy aloha ny "grignotage" sy ny "m**o bé menaka" etsy an-tsisiny etsy, fa ireto misy antony tokony hampidirana poma iray ao anaty kitapo isan'andro :

🌟 Ny "Pouvoir" an'ny Poma (Izay mety mbola tsy hainao angamba) :

Vatana "fit" tsara : Izy no "coupe-faim" voajanahary. Tsy mitady Hanina Lava Ianao dia Mihena ho azy ny Kibo ! 💃

Sourire de star : Manadio nify sy manamafy ny "gencives". Karazana borosy nify azo hanina izy izany ! 😁

Transit milamina : Tsy misy resaka fitohanana (constipation) intsony fa mandeha ho azy ny raharaha ! 🚽✨

Lehibe manao torimason-jazakely : Manampy anao ho renoka tsara ny poma. Adino ny "insomnie" sy ny scroll amin'ny FB mandra-maraina. 😴

Ady amin'ny kôlesterôla : Dioviny ny lalan-dra (indrindra fa rehefa avy nihinana henakisoa matavy iny ianao !). 🐷🚫

Fisorohana aretina : Miaro amin'ny Diabète, AVC, ary hatramin'ny "Cancer" aza.

Fehiny : Mora vidy izy izao satria fotoany, ka nahoana no hividy fanafody lafo vidy nefa misy poma eny an-tsena ? 💸🍎

🗣️ Andao hiresaka:
Iza aminareo no tia mihinana poma amin'ny hodiny, ary iza no mbola mifaoka azy vao mihinana ? (Ilay mifaoka azy mantsy hono somary "bozy" kely... 🤣)

👇 Tag-o ilay namanao "be kibo" na ilay namanao tia mihinana "tsakitsaky" fa mila poma izy !

Tsiambaratelon'ny hoditra madio sy mandina. 🎁       Fahazarana kely isa-maraina 🍋Aza miandry ela fa ity no fomba tsotra ...
03/02/2026

Tsiambaratelon'ny hoditra madio sy mandina. 🎁
Fahazarana kely isa-maraina 🍋
Aza miandry ela fa ity no fomba tsotra indrindra hanadiovana ny vatanao sy hampamiratra ny tavanao avy any anaty !

Ny akora ilaina : 💧 Rano matimaty 🍋 Voasary makirana 🟡 Tamotamo (curcuma) 🍯 Tantely

• Ny Voasary Makirana : Mitondra "Vitamine C" betsaka, mampamiratra ny tarehy ary manadio ny vatana.
• Ny Tamotamo : Ilay volamena amin'ny zava-manitra ! Manala ny « inflammation » sy ny menamena amin'ny tarehy.
• Ny Tantely : Malefaka ho an'ny vavony ary miaro ny sela tsy ho antitra aloha loatra.

👉 Fampiasana azy : Sotroy amin'ny maraina vao mifoha, 15 minitra alohan'ny hisakafo.

Vonona Hanandrana vé ianao Rahampitso Maraina ? Teneno anay ao amin'ny commentaire ! 👇

VAHAOLANA HO AN’NY OLAN’NY HODITRA REHETRA ! 🔥🔥❌ Mangidihidy tsy mety mitsahatra❌ Tasy mainty / tasy fotsy❌ Mycose (hola...
25/01/2026

VAHAOLANA HO AN’NY OLAN’NY HODITRA REHETRA ! 🔥🔥
❌ Mangidihidy tsy mety mitsahatra
❌ Tasy mainty / tasy fotsy
❌ Mycose (holatra)
❌ Hoditra maina, mivaky
❌ Bouton sy fery madinika
🧴 BAUME VAIKA HO AN’NY HODITRA 🧴
✅ Manampy mampitony avy hatrany
✅ Manampy mampihena ny mangidihidy
✅ Manampy manatsara ny endriky ny hoditra
✅ Ampiasain’ny ankizy, olon-dehibe, lehilahy sy vehivavy
🌿 Mora ampiasaina
🌿 Afaka ampiasaina isan’andro
🌿 Efa betsaka no afa-po
📌 Aza miandry hiharatsy vao hitsabo !
📦 Stock limité
📩 Inbox / Comment “BAUME” dia hifandray aminao aho

🎁🎁Zava-baovao taorian'izay elaela tsy nizarana izay 🎁🎁Salama daholo ei ✋😃. Atolotray ho anareo manana olana amin'ny faha...
13/01/2026

🎁🎁Zava-baovao taorian'izay elaela tsy nizarana izay 🎁🎁

Salama daholo ei ✋😃. Atolotray ho anareo manana olana amin'ny fahasaman'ny hoditra 🏥 indray ity Vokatra Natoraly vaovao ity

🌿 BAUME VAIKA HO AN'NY HODITRA 🌿

👉 Manasitrana aretin-koditra rehetra toy ny : lagaly, laipana, hodi-potsy, mihofakofaka, dartre, mangidihidy, mibontsimbontsina, na fery ihany koa.
👉 Fahombiazany tena azo antoka 100%
👉 Haingam-piasa ihany koa
👉 Mety ho an'ny lehibe 🧓 sy ny ankizy 👶
💰 Vidiny : 10 000 Ariary

10/12/2025

Miarahaba manokana anareo mpanaraka vaovao ny pejy 🎊🎉 ! Luciano Andrianjafimahatondra, ChriStina Fenty, Piso Barisoa

Aza misaraka aminay ann.
05/12/2025

Aza misaraka aminay ann.

❌TORO HEVITRA EFATRA 04 HISOROHANA NY ARETIN'NY lohalika sy ny valahana (Arthrose no resaka eto!) ❌Ny arthrose dia fahas...
27/11/2025

❌TORO HEVITRA EFATRA 04 HISOROHANA NY ARETIN'NY lohalika sy ny valahana (Arthrose no resaka eto!) ❌

Ny arthrose dia fahasimban'ny faritra manodidina ny vanin-taolana, mahatonga fanaintainana sy tsy fahafahana mihetsika firy. Mety hahazo ny olona rehetra izy io, indrindra ireo nahazohazo taona (lehibe). Azo atao tsara ny misoroka ny fahatongavany mialoha loatra raha manaraka ireto toro hevitra ireto :

1️⃣ Ahenao ireo fampiasam-batana mampiasa lohalika sy valahana bé loatra. Ohatra: mibata entana mavesatra loatra 🏋️, midina amin'ny tohatra, ny mitsambinkina (sauts ), sns.

2️⃣ Ampitomby ireo fampiasam-batana tsy misy fiantraikany mivantana amin'ny lohalika sy valahana. Toy ny lomano 🏊‍♂️, manao hazakazaka 🏃‍♀️, mitondra bicyclette 🚵‍♂️ sns.

3️⃣ Ahenao ny lanja.
Mivesatara ny lanjan'ny vatana ny vanin-taolan'ny valahana rehefa mandeha isika. Fomba tsara indrindra hisorohana ny fahasimban'ny vanin-taolana 🦴 (misy ifandraisana amin'ny arthrose), araka izany, ny fampihenana ny lanja.

4️⃣ Fantaro ireo sakafo mety sy tsara
Tokony ho Sakafo mampihena, ahitana vaoankazo betsaka sy legioma izay misoroka ny fahaverezana calcium amin'ny vatana no atao betsaka. Ahenao kosa ny sakafo be protéines azo avy amin'ny biby, izay mahatonga fahaverezana calcium sy mampihetsika ny aretin'ny vanin-taolana.

🔍 Source: Livre "Un Corps Sain" par Dr Georges Pamplona R.

🌿BAUME VAIKA eiii🌿  tsy mahafaty antoka mitsy ny mividy azy.Tena mahomby sady haingam-piasa ireo. 1) BAUME MAFANANatao h...
13/11/2025

🌿BAUME VAIKA eiii🌿 tsy mahafaty antoka mitsy ny mividy azy.
Tena mahomby sady haingam-piasa ireo.

1) BAUME MAFANA
Natao hitsaboana ny kohaka Sy aretin'ny tratra. Manamasaka sady manala rehoka ho an'ireo tsy mety afaka kohaka mihitsy. Manala rivotra ao anaty ihany koa.

2) BAUME HO AN'NY HOZATRA
Ho an'ireo mararirary hozatra vokatry ny havizanana na ny fahalehibiazana. Eo koa ny inflammation des nerfs sciatiques sy ny crampes.

3) BAUME HO AN'NY TAOLANA 🦴
👍 MANASITRANA ireo aretin'ny vanin-taolana toy ny rhumatismes, gouttes, arthrose sns. Raha taolana tapaka (fracture) indray, na tsy te hanao plâtre aza de tena manasitrana ity Baume ity.

Alefaso ny commande fa aterinay any aminao ny fanafody.
Prix : 10 000 Ar avokoa

Address

Rn7
Tanjombato

Telephone

+261344457692

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vokatra Natoraly Vaika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram