07/04/2026
๐จAndro manerantany momba ny fahasalamana na Journรฉe mondiale de la santรฉ isaky ny faha 7 Aprily
๐บ Hankalaza izany manerana ny nosy ny Fanjakana Malagasy amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoak ka eo amin'ny Kianjan'i BAREA Mahamasina no hanatanterahana izany ny androany 7 Aprily 2026 raha n'y eto Antananarivo.
๐ Hisy ny hetsika aram-pahasalamana maimaimpoana :
- Fizahana aram-pahasalamana sy fanomezana fanafody mifandraika amin'izany,
- Fitiliana ireo aretina tsy mifindra toy ny Diabeta, tosidra, ary homamiadan'ny Vozon'ny tranon-jaza,
- Fizahana maso sy fizarana solomaso mifanaraka amin'ny toem-pahasalamana,
- Fitarafana Radio,
- Fanomezan-drร ,
- Fanaovana vaksiny miaro amin'ny Mpox,
- Fanaovana vaksiny ny saka sy alika,
- Toro-hevitra sy fanentanana aram-pahasalamana,sns...
๐ Mankasitraka ny OMS sy ireo Mpiaramiombon'antoka aminy rehetra ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka amin'ny fiaraha misalahy ho an'ny fahasalamam-bahoaka.
๐ชHanafana sy hanentana izany moa ny Tarika Stรฉphanie sy ny Tarika
๐ Sarobidy ny fahasalamana, aleo misoroka toy izay mitsabo.
ยฉ๏ธDPS
๐ฏ MIASA MIARAKA HO ANโNY FANOVANA, MANASITRANA NY FIRENENA.