HLM - Nutrition / Santé

HLM - Nutrition / Santé Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HLM - Nutrition / Santé, Vitamin Supplement Shop, Logement 478 P/elle 11/61 Cite Valpinson, Toamasina.

Nous offrons une grande gamme de suppléments nutritifs et de cosmétiques herbacés, résultants d'une longue recherche scientifique et de technologies modernes, et qui ont déjà fait preuve de résultats indéniables pour la santé et le bien-être...

29/08/2022

Ny faniriana dia mijanona ho faniriana rehefa tsy misy daty mila enjehina.
Ny nofinofy dia mijanona ho nofinofy rehefa rehefa tsy misy planina.
Ny planina tsy tanterahina tsikelikely dia mijanona ho soratsoratra tsy misy dikany.

Hiandry an'iza ianao?
Hiandry rahoviana ianao?
Hiandry rehefa manana ohatrinona ianao?

Tsy lavitra mihintsy ny tanjonao... raha tsy tazanao mihintsy ilay izy dia sokafy amin'ny tananao ny masonao.

Sahia manomboka zao!


15/08/2022

Fixez-vous des objectifs ambitieux et ne vous arrêtez pas avant de les atteindre.

Ta vie t'appartient.
⚡✊⚡

15/08/2022

AZA MANGATAK'ANDRO FA ATAOVY ANIO IZAY TOKONY ATAO

Ny andro vaovao rehetra dia trompetra ho an'ny ady, ho amin'ny ady vaovao.

Marina fa tsy ho tratrarina ao anatin’ny iray andro ny tanjonao, fa ny fanaovanao dingana iray mankany amin’ny nofinofinao isan’andro dia hitondra anao any amin’ny faratampony.

Hoy i conficius indray mandeha hoe: “Izay te hamindra ny tendrombohitra, esory aloha ny vato.”

Ny fiandrasana ny ho lavorary ny zava-drehetra dia tsy misy dikany.

Tsy misy dikany ny miandry ny fankatoavan’ny hafa. Avelao ny tenanao hanao zavatra tsy mety amin'izao andro izao, hanandrana hatrany hatrany...

Fantaro fa ny fiadiana tsara indrindra amin'ny fiainana dia ny faharetana.

Ary amin'ny fiasana no hahombiazanao, aza mino vintana ry namako, fa amin'ny fahasahiana.

Sahia miatrika ny tahotrao, aza mangataka andro, fa ataovy anio izay tokony hatao fa tsy misy olona azo antoka ho any rahampitso.
Izao na tsia. "

Ndao hiaraka hiakatra amin'ny zanatohatry ny fahombiazana

Coach Hyacinthe Basile

11/08/2022

Gardez toujours vos yeux vers l'objectif final

Le combat le plus dur c'est de ne pas perdre le chemin vers objectifs

C'est pourquoi tu dois te concentrer comme jamais sur tes priorités.

30/07/2022

DEVENEZ PRÉCIEUX.

Chaque jour, au compte-gouttes, des messages nous sont transmis... :

Telle entreprise en sauvetage, telle autre est en train de sombrer…

Une situation qui fait vraiment peur à tous le monde...

Mais comment ressurgir après une crise, que vous soyez entrepreneur ou salarié ?

Peu importe que vous soyez salarié ou entrepreneur, quand il y a une crise les gens se débarrassent de ce qui n'est pas important.

Les gens réduisent les dépenses et dans les entreprises, ils arrêtent de payer des salaires inutiles en se débarrassant des gens qui ne s'additionnent pas.

Imaginons un navire qui traverse des turbulences et risque de couler.

Qu'ordonne le capitaine ? Ordonnez de jeter par-dessus bord tout ce qui n'est pas vital pour le navire.

Personne n'aime jeter des choses, mais pour que le bateau sorte à flot, ils n'ont pas d'autre choix :

Se débarrasser de ce qui n'est pas vital.

C'est pareil avec les entreprises. Personne
n'aime virer les gens, mais parfois il nous
reste une autre alternative.

Idem pour les clients, parfois ils n'ont pas d'autre choix que d'arrêter d'acheter ce qu'ils achètent toujours.

Alors si vous êtes un employé, demandez-
vous : Ai-je vraiment apporté de la valeur à
cette entreprise ?

Ai-je de la valeur pour eux ?

Si cette entreprise était en difficulté et devait réduire ses effectifs, me sortiriez-vous ?

Si vous êtes un entrepreneur, demandez- vous : suis-je précieux pour mes clients ?

Mes produits ou services apportent-ils une
vraie valeur ? Si mon client devait réduire
ses frais, me retireriez-vous de sa liste ?

Les réponses à ces questions vous mèneront certainement sur la bonne voie.

Devenez précieux et vous réussirez !

Salman Farissi
Entrepreneur 3.0

26/07/2022
TANDROVY IREO TAOVA AO AMINAO.1-SIMBA NY VAVONINAO raha tsy misakafo maraina ianao (ny atao hoe sakafo maraina dia hanin...
26/07/2022

TANDROVY IREO TAOVA AO AMINAO.

1-SIMBA NY VAVONINAO raha tsy misakafo maraina ianao (ny atao hoe sakafo maraina dia hanina eo amin'ny 4ora -9ora maraina)

2-SIMBA NY VOA-nao raha tsy misotro rano 10 kaopy anatin'ny 24ora ianao.

3-SIMBA NY AFERO-nao raha toa tsy matory alohan'ny 11 ora alina ianao ary koa raha tsy mifoha ianao rehefa miposaka ny masoandro
4-SIMBA NY TSINAIKELINAO raha mihinana sakafo mangatsiaka sy lany daty ianao.

5-SIMBA NY TSINAIBE anao raha mihinana sakafo voaendy lava sy masiaka ianao.

6-SIMBA NY AVOKAVOKAO rehefa mifoka sigara/rongony na ampidirinao setroka sy rivotra maloto ny vavanao.

7-SIMBA NY ATINAO raha mihinana sakafo be menaka sy voaendy foana ianao indrindra ny alina ary simba koa izy raha isotroanao ALKAOLA.

8-SIMBA NY FONAO raha mihinana sakafo be sira foana ianao na matavy.

9-SIMBA NY SARAKATINAO raha mihinana sakafo misy siramamy lava ianao ary manimba lalandranao izany.

10-SIMBA NY MASONAO raha hijerenao ECRAN téléphone sy ordinateur anaty haizina lava.

11-SIMBA NY SAINAO raha ieritreretanao zavatra NEGATIVE foana.

12-SIMBA NY FANAHINAO raha mitoky amin'izao tontolo izao ianao fa tsy mitoky amin'ANDRIAMNITRA.

Tandremo ny vatanao ary aza simbaina izy fa io ihany no toerana tokana ho anao ahafahanao mivelona.TSISY TAOVA AMIDY ENY AN-TSENA KA MITANDREMA!
Mirary soa antsika rehetra!

24/07/2022

AVADIO HO "MOTIVATION" HO ANAO.

Tadidio fa rehefa manomboka mahomby ianao dia tsy maintsy misy hifosafosa.
Rehefa manomboka mamiratra ianao dia tsy maintsy misy hanaratsy.
Rehefa manomboka tafita ianao dia tsy maintsy misy hankahala.

Aleony lavitra mankahala anao tsotra izao toy izay hianatra sy anontany ireo fanalahidy nampahomby anao.
Raha aminy mantsy dia tsy ho "possible" mihitsy ianao no hanapaka ny "ligne-ny fahatrana.

Lazainy fa nanapoaka afera maloto ianao.
Lazainy fa nanao bizina tsy mazava.
Lazainy fa nangalatra.

Ry namana,
Aza atao mampi-ralentir anao ny vavan'olona.

Mampandroso ny fiainanao ny fisian'ny olona tsy mitovy fijery aminao.

Raha mitsikitsiky sy ho tia anao daholo ny olona rehetra dia tsy ho "Grand" mihitsy ianao.

Ny volamena dia mandalo afo vao mivoaka ny hatsaràny.

Ny "petit" rehetra dia nandalo fanakianana be dia be vao tonga "grand"

Ny "champion" rehetra dia mitondra "cicatrice" avokoa.

Avadio ho "motivation" ho anao ireny vavan'olona ireny.

Mandrosoa hatrany fa Vitanao io,

"Rendez-vous au sommet"

Ndao hanova zavatra

20/07/2022

😠 Soit vous avez des excuses soit vous avez des RÉSULTATS. Vous ne pouvez tout simplement pas avoir les 2 à la fois !🔥

20/07/2022

😠 Personne d'autre ne le fera à ta place. Reste motivé à les atteindre un jour !🔥

16/07/2022

Pour réaliser des grandes choses....

Il faut miser gros...

Il faut penser grand....

Il faut rêver grand....

Il faut être grand mentalement...

Il est impossible de vouloir réaliser des grandes choses quand on pense petit, on rêve petit...

Vous devez changer...

Vous devez élever vous niveau, vous devez voir les choses différemment des autres...

Vous devez être unique.....
Croire en vous.....

Être optimiste dans chaque situation.

Vous devez vous adapter à ce que vous voulez devenir.

Le changement n'est pas facile mais cela reste possible tant que tu continues de croire en TOI.

Ta vie t'appartient champion (ne).
⚡✊⚡

16/07/2022

Prenez le risque d'oser...

Prenez le risque de tenter....

Prenez le risque de vous lancer....

Et vous saurez jusqu'où vous pouvez aller.

Ta vie t'appartient.
⚡✊⚡

Address

Logement 478 P/elle 11/61 Cite Valpinson
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261349997830

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HLM - Nutrition / Santé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to HLM - Nutrition / Santé:

Share