Centre Régional de Transfusion Sanguine Toamasina - CRTS Toamasina

Centre Régional de Transfusion Sanguine Toamasina - CRTS Toamasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Centre Régional de Transfusion Sanguine Toamasina - CRTS Toamasina, Medical and health, Toamasina.

25/01/2025

Ny "transfusion sanguine" na famindrana rà.
Ny tsara ho fantatra...
Direction de la Transfusion Sanguine - Pejy Ofisialy

(Viva Réveil)
🔽🔽🔽

24/01/2025
24/01/2025
𝘼𝙣𝙙𝙧𝙤 𝙢𝙖𝙣𝙚𝙧𝙖𝙣-𝙩𝙖𝙣𝙮 𝙝𝙤 𝙖𝙣'𝙣𝙮 𝙢𝙥𝙖𝙣𝙤𝙢𝙚 𝙧à: 𝙕𝙤𝙢𝙖 14 𝙟𝙤𝙣𝙖 2024Manentana antsika rehetra hanome rà ho famonjena ireo havantsik...
10/06/2024

𝘼𝙣𝙙𝙧𝙤 𝙢𝙖𝙣𝙚𝙧𝙖𝙣-𝙩𝙖𝙣𝙮 𝙝𝙤 𝙖𝙣'𝙣𝙮 𝙢𝙥𝙖𝙣𝙤𝙢𝙚 𝙧à: 𝙕𝙤𝙢𝙖 14 𝙟𝙤𝙣𝙖 2024
Manentana antsika rehetra hanome rà ho famonjena ireo havantsika mila izany.
Hisy fizahana ireo karazan-drà maimaimpoana.
"𝙼𝚊𝚗𝚘𝚖𝚎 𝚛à, 𝚖𝚊𝚗𝚘𝚖𝚎 𝚊𝚒𝚗𝚊"

🚩
01/04/2024

🚩

Hisy fitiliana sokajin-drà, Fanomezana rà maimaimpoanaTorohevitra maroo... Fanentanana
29/02/2024

Hisy fitiliana sokajin-drà,
Fanomezana rà maimaimpoana
Torohevitra maroo... Fanentanana

21/02/2024



‼️ ALEO MISOROKA TOY IZAY MITSABO hoy ny soatoavintsika Malagasy.✅️ Indro ary zaraina amintsika ireo toromarika hisoroha...
04/02/2024

‼️ ALEO MISOROKA TOY IZAY MITSABO hoy ny soatoavintsika Malagasy.

✅️ Indro ary zaraina amintsika ireo toromarika hisorohana ny aretina "Cholera".
-------
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka eo anilanao hatrany

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Régional de Transfusion Sanguine Toamasina - CRTS Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share