Pharmacie Soavina

  • Home
  • Pharmacie Soavina

Pharmacie Soavina La pharmacie est l'art de dispenser des médicaments. C'est avant tout un art.

03/01/2026

Akory aby eee
ireto ny farmasia mpiandry raharaha manomboka androany 03 janoary ka hatr@ 10 janoary 2026
👉 famasia Ambinintsoa
👉 farmasia Soa
👉 farmasia Du cœur
Ho samby salama aby ee 😊

Pharmacie Soavina dia mirary taona 2026 tsara ho anao, feno fahombiazana sy fahasalamana.☺️
02/01/2026

Pharmacie Soavina dia mirary taona 2026 tsara ho anao, feno fahombiazana sy fahasalamana.☺️

31/12/2025

FAMPITANDREMANA ARA-PAHASALAMANA – NENDRAN’NY GIDRO (MPOX) 🔴

⚠️ Soritr’aretina tokony harahina
Tazo, aretina an-doha, havizanana mafy, fivontosana amin’ny atody tarimo, fivontosana sy fipoahan’ny hoditra, indrindra amin’ny tarehy, felatanana, faladian-tongotra, vava ary ny taovam-pananahana.

🔁 Fifindrana : Fifandraisana akaiky amin’olona voan’ny aretina, amin’ny fery eo amin’ny hodiny, ny ranon’ny vatany, na amin’ny zavatra efa voakasiky ny tsimok’aretina.

🛡️ Fisorohana :
✔️ Aza mifandray akaiky amin’olona hafa 🙅🏽
✔️ Aza mizara fitaovana fampiasa 🥄
✔️ Manaova arovava (masque) mandrakariva 😷
✔️ Mitoka-monina avy hatrany raha misy soritr’aretina ↔️
✔️ Sarony amin’ny pansement na akanjo ny fery eo amin’ny hoditra 🩹

🚨 Raha misy ahiahy, manatona mpitsabo. ⚠️ Tsara kokoa ny miantso mpitsabo hanantona anao, mba hialana amin’ny fifandraisana amin’olona hafa eny amin’ny efitrano fiandrasana sy hampihenana ny mety hampiparitahana ny aretina.

❌ Fadio ny manao dokotera tena.

📢 Ny fampahafantarana dia fisorohana. Zarao.

_____________________________________________________

ALERTE SANTÉ – VARIOLE DU SINGE (MPOX) 🔴

⚠️ Symptômes à surveiller : Fièvre, maux de tête, ganglions enflés, éruptions cutanées (boutons → vésicules → croûtes), surtout au visage, paumes des mains, plantes des pieds, bouche et parties génitales.

🔁 Transmission : Contact étroit avec une personne infectée, ses lésions, ses fluides ou des objets contaminés.

🛡️ Prévention :

✔️ Éviter les contacts rapprochés 🙅🏽
✔️ Ne pas partager les objets personnels 🥄
✔️ Porter un masque en permanence 😷
✔️ S’isoler strictement en cas de symptômes ↔️
✔️ Couvrir les lésions cutanées avec des pansements ou des vêtements 🩹

🚨 En cas de doute, consultez un professionnel de santé. ⚠️ Il est préférable d'appeler un médecin chez soi pour éviter le contact avec d'autres personnes dans les salles d'attente et risquer de transmettre la maladie.

❌ Évitez l’automédication.

📢 Informer, c’est prévenir. Partagez.

27/12/2025

Akory aby antsika eee
Ireo pharmacie de garde ntsika manomboka androany 27 Dasambra ka hatr@ 03 Janoary 2025.
Misaotra e

''Que la magie de Noël illumine vos vies de bonheur et de tendresse. Joyeuses fêtes'' 😊
25/12/2025

''Que la magie de Noël illumine vos vies de bonheur et de tendresse. Joyeuses fêtes'' 😊

20/12/2025

Akory aby antsika eee
Pharmacie de garde izahay manomboka iniany 20 desambra ka hatr@ 27 desambra 2025.
Aza misalasala ary miantso @ ireto laharana ireto fa vonona ny handray anareo izahay
📞032 03 618 06
📞034 28 180 27
📞034 28 180 26
Mirary fety sambatra ho antsika jiaby eee😊

29/11/2025

Akory aby antsika eee
Ireo pharmacie de garde ntsika manomboka androany 29 novambra ka hatr@ 06 desambra 2025.

15/11/2025

Akory aby antsika eee
Pharmacie de garde izahay manomboka androany 15 novambra ka hatr@ 22 novambra 2025.
Aza misalasala ary miantso @ ireto laharana ireto fa vonona ny handray anareo izahay
📞032 03 618 06
📞034 28 180 27
📞034 28 180 26
Ho samby salama aby eee😊

08/11/2025

Mbarakaly eee
ireto ny farmasia mpiandry raharaha manomboka androany 08 novambra hatr@ 15 novambra 2025.
Ho samby salama aby eee 😊

01/11/2025

Akory aby eee
farmasia Anjara
farmasia Mirindra
farmasia Centrale
ireo ny farmasia mpiandry raharaha manomboka androany 01 novambra hatr@ 8 novambra 2025.
Ho samby salama aby eee☺

18/10/2025

Mbarakaly eee
ireto ndraika ny farmasia mpiandry raharaha manomboka iniany 18 septambra ka hatr@ 25 septambra 2025
👉farmasia Tsarasandry
👉farmasia Bazar be
👉farmasia Soa
Dia ho samby salama aby eee😊

11/10/2025

Akory aby eee
ireto aby ny farmasia mpiandry raharaha manomboka iniany 11 oktobra ka hatr@ 18 oktobra 2025
👉 Pharmacie du cœur
👉 Pharmacie mahatsara
👉 Pharmacia nahasy
Ho samby salama aby eee 😊

Address

Lot 124 A Plle 14/33 MORAFENO

501

Telephone

+261342818026

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pharmacie Soavina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Pharmacie Soavina:

  • Want your practice to be the top-listed Clinic?

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram