26/03/2025
Success story,
https://www.facebook.com/100026941294552/posts/1660788068162554/
๐ Iษดแดแดสแด ษชแดแดก ษชแดสแดสแดษดแด แดแดษชษด'ษดส Mแดแด
แดแดแด Lแดษดแดแดsแดแด Cสสษชsแดแดสสแด, Mแดแดษดแด
สแดสแดสแดสแด แดแดษชษด'ษดส ๊ฐษชแดแดแดษชแดษดแด แดแดษดแดแดสส Mแดษดแดแดแดสแด๐
๐บ ๐ผ๐ข๐ฆ๐๐ก๐ ๐๐๐ฃ๐๐๐ฅ+
๐ง๐ผ๐ป๐ด๐ฎ๐๐ผ๐ฎ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐บ๐ฒ ๐๐ต๐ฟ๐ถ๐๐๐ฒ๐น๐น๐ฒ, ๐ฎ๐๐ผ๐ป๐ฎ๐ผ ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐ ๐ป๐ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ผ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐๐ ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐๐ผ๐ป๐ ๐ป๐ฎ๐บ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐๐ ๐ถ๐๐ ?
๐ป ๐๐๐๐๐๐ โ๐๐ฃ๐๐ค๐ฅ๐๐๐๐ :
Akory aby itsika rehetra, misaotra betsaka aminโny fanasร na.
Ny Orinasa RUCHERS PANGALANE, dia nijoro ara-panjakana ny novembre 2020. Fanohanana betsaka avy tamin'ny programme PEJAA no nafahana nanangana izany ara-mpanjakana sy nanitatra ny orinasa. Satria tsy vitan'ny incubation nataon'ireo dia mbola nahazo fampindram-bola ihany koa.
Izay misehatra amin'ny :
๐ ๐๐ฎ๐บ๐ผ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐น๐ : fiompiana tantely aminโny tontolo voajanahary sy fampiasana teknika manaraka ny fenitra.
๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ผ๐บ๐ฝ๐ ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐น๐ : fampiofanana teknika sy fanohanana aminโny fampiharana fomba fiompiana tantely manara-penitra.
๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ฑ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐น๐ : famoronana vokatra avy aminโny tantely toy ny bonbons, ary hydromiel.
๐บ ๐ผ๐ข๐ฆ๐๐ก๐ ๐๐๐ฃ๐๐๐ฅ+ :
๐ก๐ ๐ป๐ถ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ?
๐๐๐๐๐๐ โ๐๐ฃ๐๐ค๐ฅ๐๐๐๐ :
Raha azavaina tsotsotra nahatonga ahy nisehatra aminโity fiompiana tantely ity dia ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฅ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ผ ๐ถ๐๐ ๐ถ๐ผ. Fa indrisy nindaosinโny fahafatesana tampoka izy. Ka raha nahita ireo fitaovana nipetraka fotsiny teo aho, sy ny fasahirananโny mamako taminโny famelomana anay sy ny zandriko, no nitsiry ny hevitra hoe : โ๐ป๐ฑ๐ฒ๐ต๐ฎ ๐ต๐ผ ๐๐ผ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐ธ๐ผ ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ฃ๐ฎ๐ฝ๐ฎ.
Taty aoriana rehefa nanambady aho dia niarahanay mivady nanao izany asa izany. Ka tena mampiroborobo aingana azy ny fiarahanay mivady misalahy ao aminy.
๐บ ๐ผ๐ข๐ฆ๐๐ก๐ ๐๐๐ฃ๐๐๐ฅ+ :
๐๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐บ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฐ๐ผ๐ป๐ฐ๐๐ฟ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ผ ?
๐๐๐๐๐๐ โ๐๐ฃ๐๐ค๐ฅ๐๐๐๐ :
๐ ๐๐ผ๐๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ : nialohan'ny nanarako fiofanana mba ho matihanina, dia efa asa nolovaiko tamin'ny papako izy ity ka izany no ahafahanay manome ny vokatra kalitao foana hoan'ny mpanjifa.
๐ ๐๐ถ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฒ๐ป๐ถ๐๐ฟ๐ฎ : tombony manokana hoanay ny nanana ireo fitaovana manaraka ny fenitra ilaina. Izany no tanteraka dia fikirizanay mivady, sy ny fanohanan'ny fitondram-panjakana tamin'ny alalan'ny tetikasa USAID.
๐ ๐ง๐๐ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ฑ๐ถ-๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฟ๐ฎ izahay fa mpamokatra mivantana. Ka azon'ny rehetra tsidihina ny ferme.
๐บ ๐ผ๐ข๐ฆ๐๐ก๐ ๐๐๐ฃ๐๐๐ฅ+:
๐๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฑ๐ถ๐ณ๐ณ๐ถ๐ฐ๐๐น๐๐ฒฬ ๐ฏ๐ฒ ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ป๐ฎ๐บ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ผ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ผ ?
๐๐๐๐๐๐ โ๐๐ฃ๐๐ค๐ฅ๐๐๐๐ :
๐ฅ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ผ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐๐๐ ๐ต๐ผ๐ฒ ๐ต๐ถ๐๐ผ๐๐ฎ ๐ฏ๐ฒ ๐ณ๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ fa tsy maintsy misy ny difficultรฉ hatrehana. Koa ny tsy kivy fa miezaka mitraka no vahaolana.
Ny tena difficultรฉ be niainanay dia ilay cyclone roa nifanesy tamin'ny 2022 : Batsirai sy Emnati ka niveriina dรฉpart ร 0 indray izahay. Teo ihany koa ny hain'andro be sy doro tanety tamin'iny 2024 iny.
๐บ ๐ผ๐ข๐ฆ๐๐ก๐ ๐๐๐ฃ๐๐๐ฅ+ :
๐๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ฒ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐๐ ?
๐๐๐๐๐๐ โ๐๐ฃ๐๐ค๐ฅ๐๐๐๐ :
Manandratra sy mampivoatra ny sehatry ny fiompiana tantely aty aminโny faritra Fitovinany aminโny alalanโny fahaiza-manao matihanina, hampisongadina ny harena voajanahary malagasy, ary hamorona fiantraikany sosialy tsara, indrindra ho anโny tanora sy vehivavy, dia ny famoronana asa izany.
๐บ ๐ผ๐ข๐ฆ๐๐ก๐ ๐๐๐ฃ๐๐๐ฅ+ :
๐๐ฎ๐ณ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ต๐ผ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐๐ฒ ๐ต๐ถ๐ฑ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ถ๐๐ ๐๐ฒ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐๐ ?
๐๐๐๐๐๐ โ๐๐ฃ๐๐ค๐ฅ๐๐๐๐ :
Hoanโizay maniry te hiditra aminโity sehatra ity, dia tsara raha hananao ny ๐๐ถ๐ป๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐๐ถ๐๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ:
๐ ๐๐ถ๐ป๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ: mila mino anโAndriamanitra sy ny tenanao ianao ka na inona sedra lalovanao dia tsy maintsy tratra ny tanjona.
๐ ๐๐ถ๐๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ: rehefa tianao ny fihariana anankiray dia ny fanomezanao ny tsara kokoa avy aminao mba hanome fahafaham-po ny mpanjifa no manosika anao ny hitady ny tsaratsara kokoa hatrany.
๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ : ny manosoko ny olona iray handroso foana aminโny asa fivelomany na di amaro aza ny sedra, dia ilay fanantenan fa tsy maintsy ho tratra ny tanjona.
๐ ๐๐ฎ๐ต๐ฎ ๐ฒ๐ณ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ : tsara raha manaraka fiofanana aloha. Satria ny 80 % isan-jato ny fahombiazana dia ny tontolo iainany.
๐บ ๐ผ๐ข๐ฆ๐๐ก๐ ๐๐๐ฃ๐๐๐ฅ+ :
๐ ๐ถ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฏ๐ฒ๐๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ณ๐ฎ๐๐ฎ๐ณ๐ฎ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐ ๐๐ฒ๐๐ผ. ๐ ๐ถ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฃ๐ฎ๐ด๐ฒ ๐ธ๐ผ๐ฎ ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ธ๐ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐. ๐๐๐๐ ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ป๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐๐ผ ๐บ๐ผ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฐ๐ผ๐ผ๐ฟ๐ฑ๐ผ๐ป๐ป๐ฒฬ๐ฒ๐ ๐ป๐ ๐ฅ๐จ๐๐๐๐ฅ๐ฆ ๐ฃ๐๐ก๐๐๐๐๐ก๐ ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐บ๐ถ๐น๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ถ๐บ๐ถ๐๐ ๐ธ๐ผ๐ธ๐ผ๐ฎ ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฐ๐ผ๐บ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฒ :
+261 34 75 050 75 | +261 32 22 668 43
rucherspangalane.sarlu@gmail.com
Facebook : https://bit.ly/4bPDWS6