KOLO AINA

KOLO AINA centre thérapeutique tradipraticien ; vente de produits naturel
prestation des services ; animatio

29/03/2023

VATO MAHITA NA CRISTALE DE ROCHE
Anisan ny vato maro mpampiasa sy ampiasaina @ zavatra maro ny vato mahita :
Misy ny mampiasa azy ho haingo-trano
Ao koa ny mila azy ara-pahasalamana
Misy ny mampiasa azy eo @ fambolena sy fiompiana
Ny mpanjaka taloha mampiasa azy @ fanaganan_trano
Ny manana anjara fahasoavana ny mila azy mba hijerena ny ho avy
Ny manampahaizana sasany mampiasa azy amin ireo fitaovana sasany elektronika
Santionany ihany ireo fa mbola maro ny hilana ny vato mahita
Eo @ sehatry ny vintana dia ny vintana asorotany no vintana mitondra azy manampy @ resaka tsindrimandry sy ny fampiakarana ny vintana ary fandiovana ara-panahy izy io .Misy fifandraisana akaiky amin ny volana sy ny volafotsy izy io ary ny andro latsinainy no andro natokana ho azy .
Misy karazany maro izy io fa ny tena maro mpampiasa dia izy ilay misy rirany dimy ary misy tendro maranitra ny lohany roa
Sy ilay mbolongany amin’izao fotsiny ka azo atao boribory na efamira na telo zoro .Arakaraky ny fahadiovany sy hahalebiazany no lanja entiny eo @ fampiasana azy sy amin ny vidiny @ famarotana azy
Izahay ato @ astromaania dia mivarotra @ endriny rehetra koa raha mila na mahaliana anao ny publication ataonay dia manorata @ mp na antsoy ny 034 26 808 02
Izay ary no azo natolotra fa samy ho tahian ilay NAHARY isika rehetra

29/03/2023
Offre spéciale fin d'année sacs en raphias pour Toamasina villecontact 034 29 220 04 ou mp
31/12/2020

Offre spéciale fin d'année sacs en raphias
pour Toamasina ville
contact 034 29 220 04 ou mp

vente des produits bio avec green world 10 octobre 2020 centre il'aina tanambao V
13/10/2020

vente des produits bio avec green world 10 octobre 2020 centre il'aina tanambao V

28/07/2020

salama o ! misy namana ato @ kolo aina mitady olona atao model esthétique ; maquillage , onglerie ary soin de visage . ilaina maika an !
mp izay intéressé

HIVON-KERYMiarahaba ny namana rehetra indray ; ela ela tsy nihaona noho ny confinement si covid 19 .Nitandrina fa saro-p...
21/07/2020

HIVON-KERY
Miarahaba ny namana rehetra indray ; ela ela tsy nihaona noho ny confinement si covid 19 .Nitandrina fa saro-pady ny aina .Koa indro tohizana indray ny fifampizarana traikefa .Misy hery fototra ao anatin ny vatan olom-belona rehetra izay manana anarana maro isankarazany toy ny “ki” na “shi”sns .Ny fahaizantsika mifehy ny hery fototra sy ny hivon-kery ary ny fahaizana mampifandray azy roa ireo dia tena harena goavana ara pahasalamana .Samy manana ny fomba fampiasana azy ny firenena rehetra indrindra ny tantsinana fa ny santionany tamin ny antsika gasy ilay netina teto ireny .
Ny vatan olombelona dia natao hifameno na hifanampy na hifampsintona @ lafiny maro , fa ny hara pahasalamana no horesahantsika misy misy eto .Midika io voalaza io fa ny olona salama dia misintona ny haretin ny marary ,ary ny olona marary kosa dia misintona ny fahasalamana eo @ izay olona salama .Eo @ reny sy ny zanaka no tena hahatsapana izany fifankalozana hery izany indrindra raha mbola kely ilay zaza . raha hiditra ara tekinika bebe kokoa isika dia midika io voalaza io fa ny hery fototry ny salama dia mifindra mamaeno ny fery fototra tsy amp yeo @ marary .Ny fahaizana izany lalana izany dia hahafahana mamaha olana ara panahy ara tsaina ary ara nofo .
Izay indray no azo hifampizarana anio fa @ manaraka manao misy misy . koa dia samy ho tahini lay NAHARY isika rehetra
KOLO AINA RIANTSOA Mangarano II p/LLe 11/47
ALAIN

Address

Toamasina
501

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

0344100505

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KOLO AINA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to KOLO AINA:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram