Mihary Vitalenergy Wellness

Mihary Vitalenergy Wellness Ity page " " ity dia mifantoka amin'ny fokolokoloana ny maha-ianao ara- tsaina, ara-batana

Marihiko kely fa ny fizaràna ireo raokandro malagasy dia voasokajy ao anatin'ny méthodes traditionnelles ary préventifs no tena ampiasaina azy !! Tsara ihany ny ahafantarana azy ireny ary ataovy ao anatin'ny programanao mihitsy ny fihinanana ireo sakafo sy légumes maro loko ary ireo karazam-boankazo mifanaraka amin'ny toetr'andro (fruits de saison) izay mitondra otrikaina sy akora mineraly. "ALEO MISOROKA TOY IZAY MITSABO", aza miandry marary vao hikolokolo ny vatanao sy ny fahasalamanao e!!! Tsy maintsy manantona dokotera ihany anefa ianao mba ahafahanao manao bilans sy analyses de sang sy urine fa aza manao dokotera tena satria misy karazan'aretina sasany mety mahafaty raha toa ka tsy voatsabo haingana ! Mila mitandrina rehefa misotro tambavy satria ny doses tsy tena maîtrisé-ntsika malagasy loatra ka sao dia mandreraka ny Reins !! Tsara mihitsy ny fanantonana ireo spécialistes momban'ny pharmacopée chinoise na herboristerie na naturopathie mba ahazoanao ny fatra tena ilaina !! Rehefa tonga moa ny aretina dia ireny aloha no vonjy maika mandram-pahatonganao any amin'ny toerana fitsaboana indrindra ho an'ireo avy lavitra. NB: hitanao ato amin'ity groupe ity koa ny fizarana mifantoka amin'ny famerenana na fianarana teny anglisy amin'ny alalan'ny vidéo !

03/05/2025
31/12/2024

Bonne année 2025 🥳🥳🥰💥💥🥰❤️❤️💥
"Bienvenue à bord de cette nouvelle année !

Au programme du vol : beaucoup de bonheur, mais aussi de la joie et une santé de fer.

Notre compagnie "Meilleurs voeux" vous offre la sérénité et l'apaisement.

C'est parti pour le décollage ! Notre vol va durer 365 jours."

QUE L'ABONDANCE COMMENCE 🙏🙏❤️🎀🥳


@à la une
Ihary Mireille Andriantsifaritana Mireille Andriantsifaritana

13/05/2024

⚡𝗙𝗶𝗮𝗿𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝗱𝗶𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗻𝗮𝗻𝗱𝗮𝗹𝗼 𝘁𝗮𝗼 #𝗣𝗮𝗿𝗶𝘀 𝗼𝗺𝗮𝗹𝘆 𝗮𝗹𝗮𝗵𝗮𝗱𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮 𝗻𝗼 𝗻𝗶𝗹𝗮𝘁𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻'𝗻𝘆 #𝘃𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗶𝗱𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝘁𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗳𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗧𝗼𝘂𝗿 𝗘𝗶𝗳𝗳𝗲𝗹. Tsy nisy naninona kosa ireo mpandeha tao anatiny raha ny fanazavana.

04/02/2024

Adresse

La
Village Sainte Anne
97437

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Mihary Vitalenergy Wellness publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram