31/01/2026
HOROSCOPE DU JOUR
Anio alahady
01 février 2026
NB : Aza hadino mi-invite na mi-mentionné ny namana raha mba nahasoa sy Ary nahasoa sy fantatrao Zavatra ihany publication no zarainay eto amin'ity page ity.
- Bélier: Ny vy tsy mikitrana irery ka mandiniha tena ihany koa ianao.
Loko: Fotsy
Mifanambina: Poissons
Isa: 4 1
- Taureau: Raha mbola tsy afa-po ianao dia ialao nenina aloha.
Loko: Volomboasary
Mifanambina: Verseau
Isa: 2
- Gémeaux: Sorohy ihany aloha izay azo sorohana fa ny manarina sarotsarotra
Loko: Volontany
Mifanambina: Bélier
Isa: 6 7
- Lion: Ny tsy fitoviam-pijery tsy tokony ho sakana amin'ny fiarahana miasa.
Loko: Manga
Mifanambina: Verseau
Isa: 3 5
- Cancer: Tsy aleo ve manomboka amin'izay sao lany amin'ny resaka fotsiny ny fotoana?
Loko: Fotsy
Mifanambina: Balance
Isa: 1 9
- Vierge: Fahasahiana mendrika fiderana ny fiekena fa diso.
Loko: Volondavenona
Mifanambina: Poissons
Isa: 2 8
- Balance: Aza ela loatra manapa-kevitra raha efa hay ny mety ho tohin'ny tantara.
Loko: volomparasy
Mifanambina: Sagittaire
Isa: 3 7
- Scorpion: Tsara ny tsotra saingy raha diso tsotra indray tsy mety.
Loko: Volontany
Mifanambina: Capricorne
Isa: 6
- Sagittaire: Ilana traikefa daholo ny zava-drehetra ka mahaiza manararaotra izay fahalalana azonao raisina.
Loko: Mena
Mifanambina: Cancer
Isa: 2 6
- Capricorne: Raha azonao atao ny mangina dia izay no vahaolana tsara indrindra anio.
Loko: Mainty
Mifanambina: Scorpion
Isa: 5 1
- Verseau: Aza mamoron-draharaha raha ny teo aloha aza mbola tsy vita
Loko: Mavokely
Mifanambina: Lion
Isa: 3 2
- Poissons: Tsy voatery hanilika ny hafa ianao raha toa ka nahatsiaro voailika taloha.
Loko: Volombolamena
Mifanambina: Vierge
Isa: 4
FITSABOANA MALAGASY :
HAFATRA : fantaro fa izahay mpiandraikitra eto @ ity page ity dia mamaha ny olana maro izay misy sy mpitsabo netim-paharazana ireo karazana aretina sy famosavina ny @ tsy fahatomombanana sy ny sopatra rehetra na ara-batana izany na ara-panahy ! izay tsara izany marihako tsara izay ’ny fijerena andro no hanaovana izany izay mbola MARIHIKO TSARA ihany ko aloha atreto fa mbola a distance ihany no hanaovanay azy ity izay ’ny torolalana sy ny fomba fomba homenay anao ny izay. Ka ireto avy ary izany ka lazao anay any @ MP izay afaka atao anao !
1 : FIJERENA VINTANA MANONKANA
2 : FANARENAMBITA
3 : FANAMBOARANA VINTANA
4 : HANATSARA VINTANA
5 : EQUILLIBRAGE VINTANA MPIVADY
6 : MANALA BLOCAGE
7 : LAFIKA VORIKA MASAVY
8 : MAMPIVOATRA FIAINANA
9 : FANALANA ODY FITIA
10 : FAMERENANA VADY NISITAKA
11 : FAMPIRAFESANA ATAON'NY OLOTIANA
12 : FISARITAMBOLA
13 : ANDEHA ANY AMPITA
14 : FIAROVANA NY TANANA
15 : FIAROVANTENA
16 : FIAROVANA NY VADY AMAN’JANAKA
17 : FIAROVANA NY ASANAO
18 : TSATRAN’NY ODY FITIA MAHERY
19 : FITIAVANA HO LAMBAN’ANKOHO
20 : MPIVADY MIKOROTANA
21 : FAMERENANA OLOTIANA
22 : ODY FITIA
23 : VADY LASAN’OLONA
24 : MITADY ASA
25 : TSY MAHATSANGA NJAVATRA
26 : VAROTRA TSY MANDEHA
27 : MPIVADY TSY IRAY LOHA
28 : FANAINGA LAVITRA
29 : VADY AZON’ODY
30 : HILA RAVINAHITRA
31 : FAMATOMBOLA
32 : FANORENANA TRANO
33 : HAZARINKARENA
34 : FANALANA TSY TIA MAINTY
35 : MAMPATANJAKA NY RATSAM-BATANA
36 : FANIDY
37 : MINIRY ANAKA
38 : FANAHY MANAMBANDY
39 : FITSARANA
40 : OZONA SY TARAZO
41 : MANALA FANAHY RATSY
42 : MIJERY NY ANDRO METY SY NY TSY METY ISAKAN’NY ANDRO
43 : MAMANTATRA NY HO AVY NY OLONA IRAY ’NY VINTANA
Sns…
Maro tsy voatanisa!
Ka noho izany aza misalasala manontany raha misy ny fikarakarana mahaliana ka tianao ho atao eny ny fahavononanao Dia efa zava-dehibe fa aza misalasa mandefa hafatra miafina message prive io ambany io fa izahay dia mitazona ny tsiambaratelona rehetra ! ’ny saram-pikarakarana mirary izay efa maro no nahita vokatra tsara ! ka noho izany ary dia izao izahay marihiko tsara FA IZAY SAFIDINY TSIRAIRAY IHANY IO FA IZAHAY TOMPOKO TSY MANERY !
PAGE :
©
©
Mirary tontolo andro finaritra tompoko
MANKASAITRA INDRINDRA !